TSY MISY REHAREHAKO AFA-TSY JESO | D. Bruno Rabarihoela & Neny Hanitra

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 31 дек 2022
  • "Tsy misy reharehako afa-tsy Jeso" (Gal.6:14)
    Hirain'i Dadatoa Bruno Rabarihoela & Neny Hanitra
    "Fa sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahavoahombo izao tontolo izao tamin'ny hazo fijaliana, raha ny amiko, ary izaho kosa, raha ny amin'izao tontolo izao"
    Gal.6:14.
    © D Rabarihoela Bruno.

Комментарии •