MAHALEO: Hanaraka anao lyrics

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 4 окт 2024

Комментарии • 4

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 лет назад

    TSARA BE E. Saotra harahim- bavaka ho any Tarika Mahaleo nizara ny hirany
    Fahatsiarovana Tompokolahy Raoult sy Nonot

  • @andrytenor2148
    @andrytenor2148  6 лет назад +2

    Tsy aiko ianareo reha ohatra ahy, misy andro mba te hihira hira gasy fahiny nefa tsy mahay mitendy gitara na tsy hay ny tonony. Nanamboatra anity izaho mba ahafahako mihira rehefa manimanina iny. Raha tianareo ireto lyrics ireto dia mi SUBSCRIRE de commenteo eto ambany raha misy hira tianareo ho ambohariko izay tianareo. Mercie daholo e! Ankafizo

  • @nadiarodrigues533
    @nadiarodrigues533 4 года назад

    tiko be.misaotra e. ny ana le hirany Dadah Zanako iny re a.tena tiko lotra

  • @antoniolelack6067
    @antoniolelack6067 4 года назад

    Reveko hira zny zlah eh