Ah rony ééé, tsara ééé, any ny namana tsy mahafoy jiaby é, tadivola manahirana ka tsy maintsy misara torana é, fa mankahery le vazo!!!!! Respect ho an'ny mpamorona ny feo mangan'ny mpiangaly azy koa
Raha mila fanampiana ianao Ka misy tsy mety ny hatao Tsarovy aki eh !! fa any ho any Misy namanao tena tia anao Miandry fotsiny miandry pihy maso Miandry ho kopahin-tanana Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso Satria izany no tena namana Raha misy zavamam-pahory Ka mila tsy ahita tory Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao tena tia Mahantra sy osa mahantra harena Nefa kosa tsy tia tena Fa vonon-kianampy satria tia Tsy mitady valiny sanatria Raha matsiaro ireny ianao indray(2) Na marary nefa tokana iray Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao tena tia Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro Ka ny halahelo hatsaharo Fa na ali-mikitroka na oram-baventy Ho tonga tsy ho ela fa vetivety Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao Fa madio sy hamairatra foana Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao hatrany hatrany (2) tononkira.serasera.org/hira/mahaleo/raha-mila-fanampiana Tsiky dia ampy
ita eny andalana eny io e fa tsy azo atao andoha. amiko loa dia ny akama atsany @nakelezana any mintsy no tena namana be, fa arakiny ten'ireo vaza oe : la vie est pleine de surprise ary tena marina zay! afaka ny rahala anao io. na ray amin ireo piarahamonina. na olona manao formation na piaramiasa no lasa pinamana fa rara zay -any amin'ny fa zaza no tena misy azy satsy refa lehibe tsita dia lasa mitady zavatrafa
Falimanana Charles Olivier Mila tena naman tsar ve ianao..Midira ao @www.jw.org/mg ..misy boki sy zagety na video.momba ny fahazoan namana ao..azo inoan fa hahasoa ....
Dadah Rabel le meilleur A/C que Madagascar n'aie jms connue. Respect!
Tena ito hira ito mintsy no mety amiko @ zao andro sarotra etrehiko zao
Mankasitraka Tompoko !
Tsara b le feon’izy 3 vavy 👏🏽👏🏽
Tsara hatrany. Mankasitraka indrindra Tompoko ❤🙏🥰
Tsara loatra ny fampiarahampeo anareo 3vavy😘😘😘
tsy irery rahefa manana tena tia é! merci pour le partage!!!!!!!!!!!!!!!!
Ah rony ééé, tsara ééé, any ny namana tsy mahafoy jiaby é, tadivola manahirana ka tsy maintsy misara torana é, fa mankahery le vazo!!!!!
Respect ho an'ny mpamorona ny feo mangan'ny mpiangaly azy koa
Raha mila fanampiana ianao Ka misy tsy mety ny hatao Tsarovy aki eh !! fa any ho any Misy namanao tena tia anao Miandry fotsiny miandry pihy maso Miandry ho kopahin-tanana Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso Satria izany no tena namana Raha misy zavamam-pahory Ka mila tsy ahita tory Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao tena tia Mahantra sy osa mahantra harena Nefa kosa tsy tia tena Fa vonon-kianampy satria tia Tsy mitady valiny sanatria Raha matsiaro ireny ianao indray(2) Na marary nefa tokana iray Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao tena tia Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro Ka ny halahelo hatsaharo Fa na ali-mikitroka na oram-baventy Ho tonga tsy ho ela fa vetivety Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao Fa madio sy hamairatra foana Tsarovy aki eh!! fa any ho any Misy namanao hatrany hatrany (2) tononkira.serasera.org/hira/mahaleo/raha-mila-fanampiana Tsiky dia ampy
Filamatra!! Ankafiziko daholo na ny gitara na ny feo na ny fomba fihira: mankasitraka tanteraka ry mpanankanto isany.
mahafinaritra tonokira ! voaraiko hafatra ! fahatsiarovana tsimaitsy misy !
Merci Fara, vous avez habité la chanson, y a des émotions et du naturel.
Mankasitraka ry zareo a!
...satria izany no tena namana
satria izany no tena namana.
nice cover! misaotra betsaka an`i fara gloum
kanto ny gasy e!!le tonon-kira ko mitory ny firaisan-kina malagasy!!soa ian ah fa gasy e!
zany n'y sipan'Dago eeee!!!!!
Tiako loatra, merci❤
tsra b l ira !!afa iany ny tena namana!tsy manary amini andro sarotra !
Misaotra an'Andriamatoa rakotobe Andrianabela (Dadah) , Mpamoron-kira tsy manan-tsahala
Ity hira ity dia tena tsara. Fa ny nanaovan'izy 3 mirahavavy azy vao maika tena mambabo tanteraka. Tafita ilay émotion.
Nefa kosa tsy tia tena .tsy mitady valiny sanatria...zany no tena namana.
misaotra dimby nandefa zany hira izany amiko , mandeha lavitra ny saina, mahatsiaro ny fahazazana, tsara be lay hira , misaotra
malgré tout il me manque très fort !!!
Ndrii tsy mitady valiny sanatria 😘
Tena namana!!!:-)
Tsara be, tsy hita velively
Misaotra o tsara be 😚😚😚
Only Jesus
Zany ka fampiarahampeo, mamakivaky mihitsy
Amitié sincère.
Mankafy ny aty....mankatelina misaotra e...Randrantelo toy ny toko telo mahamasa-nahandro...
zay no tena namanao 💗💖
❤
kel trio awesome,
Tsarovy akia e fa any ho any misy namana hatrany hatrany
tsara eeee mahay ry zareo
Mahatsiaro ny fahazazana afa iany hira fahiny kanto loatra
Bravo les filles..
❤️❤️❤️❤️❤️
c pa plus belle chanson malgache (fiavanana)
j'adore 100% mampite-hody
❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️
très agréable. ..
Adorable!
le plus elle chanson malgache ( fihavanana )
Mankasitraka tompoko!!
Tsara loatra
ahatsiarovako terminal D II 2009-2010 saint famille mahamasina
♥️🙋👍
❤❤❤❤
tsara lotra eh!!!
Tsara tokoa moa izy io
tena namana an
Mampahatsiaro....
(y) zany ka mozika !
mahafinaritr ny hira malagasy e
Tiko be eee
ndriiiiiiiiiiiiiiiiii
milay e!
ty a o namanao
milay be lets zani vazo zn e! atsiarovako ny bady akam t@zay ta@ny lycée
tena tsara
Zany ka vazo marina
TJ 28\02\2020
Zany ka hira misaotra ky r'izy 3 vavy a !
Ao tsara
misaotra eee! mafinaritra mints l gasy2
love
kanto loatra
o;k!
ahoana ny atao mbaahazoana namana ohatr`izany?
salut daholy
eo ilay tena sarotra.... atsany fitiavana io. ra dedavina dia mandany fotoana fotsiny : efa lahatra daholo zany
izany mihintsy hoy aho
ita eny andalana eny io e fa tsy azo atao andoha. amiko loa dia ny akama atsany @nakelezana any mintsy no tena namana be, fa arakiny ten'ireo vaza oe : la vie est pleine de surprise ary tena marina zay!
afaka ny rahala anao io. na ray amin ireo piarahamonina. na olona manao formation na piaramiasa no lasa pinamana fa rara zay
-any amin'ny fa zaza no tena misy azy satsy refa lehibe tsita dia lasa mitady zavatrafa
Falimanana Charles Olivier Mila tena naman tsar ve ianao..Midira ao @www.jw.org/mg ..misy boki sy zagety na video.momba ny fahazoan namana ao..azo inoan fa hahasoa ....
misaotra indrindra
Tiko be eee
Hafa ihany ny hira gasy .Misaotra ny mpamorona sy ny mpihira e!