Resaka BN sy TM aleo tsy idirana fa misy raha tsy d mazava: iza marina no tompon ny projet? Iza no tompon ny fond nampiasaina? Naôna BN tsy namaly le oe naôna navadiny ataovy contrat fa tsy ze benefice eo zaraina. Tena guichet fermé v sa tena perte le spectacle? Tena nisy v sa ni annulé na le concert tany Diego? Samy manana ny version ny izy 2 donc tsy maintsy misy anaki1 mavandy ao zany.
Zao moa ny commentaire koa rahoviana vo ba ampiasa saina reto malagasy?! Tsy nihaino an Koto hatram farany ianao zany, classe de 5e araka ny pseudo angamba😳
Bien le future president de Madagascar wow kel discor propre un vrai don !
Efa misy faminaniana fa hiverina eo izy raha hendrý.
Marina nenao. Manolotra olon kafa mihitsy Ravalomanana fa tsy milatsaka intsony.
Resaka BN sy TM aleo tsy idirana fa misy raha tsy d mazava: iza marina no tompon ny projet? Iza no tompon ny fond nampiasaina? Naôna BN tsy namaly le oe naôna navadiny ataovy contrat fa tsy ze benefice eo zaraina. Tena guichet fermé v sa tena perte le spectacle? Tena nisy v sa ni annulé na le concert tany Diego? Samy manana ny version ny izy 2 donc tsy maintsy misy anaki1 mavandy ao zany.
Tena marina be ity
Tokony ni menace fotsiny B.Nadia hoe ANAOVAKO AMPAMOAKA ANAO...de mangovitra Tense Faut pas tt exposer .