Henjana koa zany anarana rajako zany .ripaka vao maraina mihitsy za ato 😂😂😂😂. Sendrany mbola lehilahy tsarafanahy ity rameva ity , fa raha lehilahy hafa no atao an 'izao efa ela no nihataka .
Ratsy, extremiste loatra ilay mpanoratra sady misy exagéré-na be ao anatiny dia hita be hoe tantara foronina ilay izy fa tsy mba ohatran'ireny miafina ao anaty réalité ireny. Terena hisy mampihomehy sy mampalahelo fotsiny. Mialatsiny ho an'ny mpanoratra. Misaotra ho an'ilay nizara.
Merci beaucoup nizara ❤
Tantara sady mampiomehy no sady mampanahelo ❤❤❤😂😂😂◉‿◉
Misaotra nizara ôo 🙏🙏❤❤❤👏👏
Makasitraka hatrany tompoko
tena tantara marina fa raha tena réel otran tsy ho vita a
Tena mahay nareo ka! Tena akoho vavy mameno toko hahahaha mankasitraka ô!
Misaotra nizara oo😍👋🤝🇲🇬🇲🇬
Mis lelahy mahatanti zan v eto dago raha mis mitady ah 😂😂😂😂 marary saina
Koa raha tsy paiso !!!... 😑😐
de mety mbola hoanvy ndray ny akoholahy manatody,
misaotra e
Kkkkkkkkkkk aza manody ny goavy manta 😂😂😂😂😂
😂😂😂😂😂😂
Vo iheno zao iany,mankasitraka mialoha
Mankasitraka tompoko
Tsara fanahy bé le rajako eee fo volamena mihitsy
Misaotra nizara
Merci beaucoup 😍 😘 😘 🙏
Mankasitraka indrindra ô
Sady mampihomehy no mampalaelo. Misaotra ny mpizara
Tena tsy tiako kosa Ilay Felana nataon'ny mpanoratra Maty e! Lay Meva efa nataony mahatsiravina nefa avy eo Mbola mahazo sehatra tsara ndray!
Eny hoa!! Tokony mba hoe tena sambatra ry zareo 3 mianaka!!
Misaotra nizara!! Fa dia nampalahelo ny niafaran'i Felana!! 😢
Eny oa lasa fitaovana nakana zanaka fotsiny
Misaotra betsaka
Tsara kosa lay tantara koh, misy anatra azo raisina am fiainana
Rajako sy rameva😂😂😂😂vo mihaino ve tonga de tafimoehy 😅😅😅😅
Mataty fery zany vé le gasy.tahak'zao misy @ firenena Zao.
rajako sy rameva 😂
Henjana koa zany anarana rajako zany .ripaka vao maraina mihitsy za ato 😂😂😂😂.
Sendrany mbola lehilahy tsarafanahy ity rameva ity , fa raha lehilahy hafa no atao an 'izao efa ela no nihataka .
Mety hoe Jacque 😂
Ratsy, extremiste loatra ilay mpanoratra sady misy exagéré-na be ao anatiny dia hita be hoe tantara foronina ilay izy fa tsy mba ohatran'ireny miafina ao anaty réalité ireny. Terena hisy mampihomehy sy mampalahelo fotsiny. Mialatsiny ho an'ny mpanoratra. Misaotra ho an'ilay nizara.
Oadray!! Manorata ko oe jerena!!! Tsy voter ho titsika daolo ze miseho eto e
Tena bandy rajako marina tsss
Bandy inona tsara ah???? 😂😂😂, lol...