NY FANALAHIDIN’NY FAHOMBIAZANA NY FANDROSOANA DIA MIAINGA @ DISCIPLINE ISAMBATAN'OLONA ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 фев 2025

Комментарии • 8

  • @leguillouxadrienne6625
    @leguillouxadrienne6625 21 час назад +1

    Je suis d’accord Koto

  • @mamyraoby
    @mamyraoby 18 минут назад

    Groupe de messagerie an'ny gasy, natao fifampizaràna pørnø

  • @Gasy2.0
    @Gasy2.0 14 часов назад +2

    Raha zohiana dia tena fomba sy fanao gasy fahiny izany manao "Umfrage ifotony" ohatry ny mbola ataon'ny Soisa ankehitriny sy andavanandro izany. Teny hierana no lasa hiarahana izay TANJONA amin'io fanao sôsialy iray io. I Soisa rahateo malaza eran-tany amin'ny resaka Demôkrasia direkta na mitovy saranga na mitovy lenta-maso (auf Augenhöhe). Ny teny nomena dia tazonina. Ohatry ny mifandaka anatiny izany ilay fehezanteny raha alaina ara-bakiteny fa mifandray sy mifampiankina tsara raha fiarahamonina mirindra sy milamina no tiana hapetraka sy hiainana. Ny antenimieram-pirenena lasa anarany fotsiny eto Madagasikara satria ny teny tsy hierana sy tsy hifampierana intsony fa milatsaka sy alatsaka avy any ambony BE any, moa izay kely tapaka sy niarahana tao an-dapa dia tsy harahina sy tsy tanterahina araky ny tokony ho izy. Isika gasy na tsy amin'ny resaka pôlitika aza dia tsy azo antoka ka sarotra hiankinana sy hanankinan-javatra. Mitombina tanteraka ny zavatra nolazain'i Koto amin'ny resaka tsy fanajana fotoam-bita. "Fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona", izany no hifanaovana rehefa hanao ny ataony ny gasy - ary tsisy henatra na dia kely - nefa ny fampahafantarana mialoha be sy fialantsiny no tokony hatao raha olona manaja-tena sy manaja ny hafa, satria mifandany andro sy mifamono lamina (prôgrama) ny zavatra ohatr'izany. Raha miverina tsikelikely amin'ny maha gasy antsika isika [na dia 50 % n'ny malagasy fotsiny ohatra] dia hitovy tsikelikely amin'ny soisa isika na dia haharitra taona maromaro aza vao mety azo ampitahaina ka tsy hampitsanga-menatra antsika. Resaka fivoarana ara-teknôlojia: ampiasan'ny gasy amin'ny resaka loisirs sy entertainment ranofotsiny fa tsy entina hanatsarana fiainana andavanandro ilay izy. Ohatra: betsaka ny boky en pdf gratos izay feno fahalalana amin'ny seha-piainana isan-karazany fa dia baiboly sy ny karazany ihany no handanian'ny gasy vola sy andro ary ron-doha. Mifampiankina tanteraka ny toetsaina sy ny kalitaom-piainana, satria arakaraky ny haavo na haivan'ny toetsaina sy ny fifampitondrana eo amin'ny samy olona mpiray fokontany, tanàna, firenena no maha ambony na ambany ny taham-pivoarana misy. Raha ho antsika malagasy dia tena mbola lavitry ny afo ny kitay - hatreto aloha.

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 День назад +3

    Miarahaba anao ry Koto ! Tena mahafinaritra ny fanehoanao ny fahombiazana sy ny fivoaran- tsaina any Suisse ! Eny , tena tsara ny fifehezana : fa malahelo be ny tenako mieritreritra ny fifehezana tsy mandeha milamina eto Madagaskar : fa tokony atao ahoana marina no hitaizana ny zanaka Malagasy ?
    Mahita ny tenako , fa tokony hatomboka avy any ampianarana ambaratonga fototra no hitaizana ny ankizy , faharoa hoany olon- dehibe tokony asiana isakin'ny Commune zavatra fanalana andro , na ny miasa , na ny tsy miasa ! Fa ny olana dia ny fanjakana Malagasy dia hatramin'izay dia tsy mahay mitondra ! Marina fa samy nanao zavatra izireo , fa ny fahaizana mitondra hatramin'izao dia tsy haintsika Malagasy , satria efa voavolavo @ fitiavan- tena sy tombon- tsoany manokana , ary tsy misy fanalana andro ankoatrin'ny ( sexuel) ny vavy sy ny lahy ! Fototra iray mety tsy mahaliana ny maro no mahatonga ny Malagasy betsaka lasa mahantra ! Efa tena tsy fiainana anie no misy eto Madagaskar eto , fa fiainana sarotaka samy maka hoazy ( tsy misy henatra , tsy misy tahotra , tsy misy fieritreretana, tsy misy fitiavana mijery lavitra sns...)
    Nefa azon- tsika Malagasy hatao ny manao zavatra tsotsotra miainga @ zavatra naturell misy eto amin- tsika !
    Koa misaotra nizara ny trakefa ry Koto , fa ny Malagasy dia mety hisafidy ny fijaliany mandrapaha- fatiny ! Hitako fa fiainana milamina izay zavatra lazainao izay , fa nohon'ny fitiavanao ny Malagasy namana , dia ianao indray no sahiran- tsaina mitondra ny zavatra hahasoa ny mpiray tanindrazana aminao !
    Bonne chance hatrany ry Koto !

  • @junotrazakarison2003
    @junotrazakarison2003 2 часа назад +1

    Mankasitraka Koto a, miainga avy amin tena manokana ny fandrosoana sy fivoarana ary fahombiazana.

  • @NadiaLambalove-hg5ex
    @NadiaLambalove-hg5ex День назад +2

    Na n'y fianalaviana AZA TSISY groupe WhatsApp
    RAHA misy Dia mifanompa non HATAO.
    Tsy disciplines zany n'y gasy

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 часа назад +1

    Les Malgaches T2 non discipliné puisque leurs président n'est pas discipliné

  • @jocelinrakoto2518
    @jocelinrakoto2518 День назад +1

    Salut Koto a
    Nareo rangahy tsara vintana a ,samy eto Europe isika ,fa izany Suisse izany tena hafa mihintsy e ,ny firenena misy anay efa tena pourri ,fa dia aleo miafy aty toy izay koa any an kafa ,Tamin taona 80 , 90 ,2000 mbola nisongadina ny misy anay fa izao ,tsy alehany intsony ,ny toe tsain ny tsirairay mihintsy no efa potika miampy ny hataon'ny mpanao politika .