Tarika Njila- Fanahy ô midina

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 19 окт 2024

Комментарии • 14

  • @sylviarakotovao5937
    @sylviarakotovao5937 2 года назад +3

    Fanahy ô, midina🙏
    Henoy ‘ty feo manoina
    O raiso am-pifaliana ‘ 🤲
    Ty ondry izay nantsoina🙏
    E !sedra izao fa lavo 😪
    Manenina hatrany🙈🧎‍♀️
    Tantanonao, Ray Avo 🙏
    Malama anie ny tany😭
    Ka afoiko tanteraka 🙋‍♀️
    ‘Reo tsiniko
    Mba hianarako👩‍🎓
    ny fiainan-danitra ⛪
    Havaoziko isan’andro anie 🧎‍♀️🧎‍♀️
    ‘Zao teny izao
    E ! sambatra aho ry Ray❤🙏
    Fa miaraka aminao ❤❤❤
    Jehovah Ray Mahery🙏
    Ity ilay zaza very 😪😪
    Fa tonga mba hanoina
    Ka miandry ampandrosoana🤝
    Ny fiainako tontolo🤷‍♀️
    Ento ho Anao daholo🤲
    Hanaiky sy hanompo🧎‍♀️🧎‍♀️
    Ho fanirin’ny foko❤❤❤
    Ka afoiko tanteraka🧎‍♀️🧎‍♀️
    ‘Reo tsin i iko
    Mba hianarako 👩‍🎓
    ny fiainan-danitra⛪
    Havaoziko isan’andro anie 🧎‍♀️🧎‍♀️
    ‘Zao teny izao
    E ! sambatra aho ry Ray❤
    Fa miaraka aminao❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏 Amen...

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 года назад +2

    Fanahy o , 😃 midina. Malama Anie n'y tany. Sambatra izay miaraka amin'ny Ray. :-)

  • @haingotianarabakolalao9480
    @haingotianarabakolalao9480 2 года назад +1

    Nahatsiaro ny fahazazana 😍

  • @nanourafia2959
    @nanourafia2959 2 года назад +1

    Tsara b fa mamalan-kira foana "Richard" farany, tss ...tsy miady ilay clé, lasa clé an'i Do ny Da!

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 5 лет назад +1

    Mankasitraka e! Tiako Be e!
    Voninahitra ho an' Andriamanitra Irery

  • @sahondrarey-vignau2071
    @sahondrarey-vignau2071 4 года назад +1

    2022 tsara e! Mankasitraka !

  • @harinanjajonhson7592
    @harinanjajonhson7592 4 года назад +2

    Mahatsiaro tanteraka ny fahatanorana e! Misaotra

  • @julietteharena1911
    @julietteharena1911 5 лет назад +1

    Tsara be

  • @justrandria
    @justrandria 7 лет назад +1

    tsara be

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 5 лет назад

    Tena mihaino tanteraka ity ny tenako amin’ny maneno Manarampenitra

  • @natha1438
    @natha1438 8 лет назад +2

    tsara foana e

    • @wandry5422
      @wandry5422 7 лет назад

      Hira adventiste io raha tsy diso aho

  • @julietteharena1911
    @julietteharena1911 5 лет назад +1

    Misaotra betsaka tompoko

  • @justrandria
    @justrandria 7 лет назад +1

    tsara be