Tantara Malagasy-KAPOKY NY LANITRA-(Tantaran'ACEEM) 👍💕ABONNEO NY PEJY TSIKA❤
HTML-код
- Опубликовано: 8 фев 2025
- Tantara VAOVAO sy TALOHA isanandro
✅Live Tantara : 10H30
✅Live Tantara : 17H 00 / 20H00
NB: HO ANTSIKA MPAKAFY, NIFINDRA ATO NY CHAINE "Tantarako MADA"☢❤
--------------
👍🎁ABONNEO NY PEJY MBA HO FANKASITRAHANA NY FIZARANA💕👌
--------------
Tantarako Mada dia mizara ireto Tantara sy Film na Clip amin'ny onjampeo, mba anomezana fahafahampoa antsika mpakafy ny zava-kanto MALAGASY.
------------
Tantara onjapeo malagasy, izay antsoina koa hoe tantara rindra na tantara am-bava, dia mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny kolontsaina sy ny maha-izy azy ny Malagasy. Ity karazana tantara ity dia namparitaka ny tantaran’ny firenena, ny fomba amam-panao, ary ny soatoavina ara-pivavahana sy ara-tsosialy amin’ny alalan’ny feo sy fanononana. Tsy toy ny tantara nosoratana, ny tantara onjapeo dia mifototra amin’ny fitantarana am-bava ary matetika dia voatahiry ao an-tsain’ireo ray aman-dreny sy zokiolona, ka afindra amin’ny taranaka manaraka.
-------------
Pour ceux qui veulent supprimer sa musique sur chaîne, svp contactez-nous directement :
✅email: mozikadefarady@gmail.com
Voyance
bit.ly/Voyance...
Système trappeur
bit.ly/Système...
N’oubliez pas de vous abonner, pour ne louper aucune de nos vidéos au sujet de :
tantarakomada#gasymikalo#farady mozika#madagascar#hira gasy#vaovao#radio#filmgasy#filmmalagasy#malagasy#andryrajoelina#varietegasy#filmgasy2024#hiratiako#lamozika
Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋♀️
😍😍
Misaotra betsaka nizara atrany ❤🇲🇬🙋🏻♀️
❤❤
Misaotra ny mpanoratra ary mankafia an,i Christophe ,misy léonard tsara ho raisina l❤
❤❤
Misaotra nizara!! 😢😢
Mihainoa finaritra atrany dia manara tsy tapaka fa misy vaovao fona eo😍
Misaotra nizara ôo ❤❤😊
❤❤
🥰
❤
😮misy feonkira manelingelina ny fihainoana ny tantara eny ampovoany azafady tompoko😮asa re avy aiza e? Misaotra hamaly🙏
🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
😍😍
Vonanokatra zaho, d hitako fa tantara vaovao ity❤🎉
Misaotra sy mankasitra indrindra Tompoko nizara tantara vaovao Tompoko o 🙏🙏
Mirary soa fona e 💞🫶🥰🎉
🥰🥰 Efa miezaka mizara ho anareo mpakafy fona e❤
@TantarakoMD mankasitra indrindra Tompoko 🙏💞🫶🥰
Mandrosoa hasigna atrany e🤍🤍🥰🥰