Ankamaroan'ireo mpanao politika, tsy mahalala ny hevitr'io akory , Olona matahotra hiatrika ady amin'ny ianareo ireo , hany fizahavan - tseza sy alokaloka no atao
Efa diso baikon'ny fitiavan-tseza sy fitiavan-tena manokana loatra ny mpanao politika Malagasy avy amin'ny fanoherana ka tsy menatra intsony mampiseho ny toetra mpivadibadika sy mpiovaova hevitra rehefa tombontsoa ka rariny loatra raha tsy omen'ny Vahoaka mpifidy fahefana loatra intsony
grave ny politique
izahay maheno ny groupe ao Ambohimanambola ajanona amin'ny alina.... izany hoe iniana izany ilay fanapahana
Ankamaroan'ireo mpanao politika, tsy mahalala ny hevitr'io akory ,
Olona matahotra hiatrika ady amin'ny ianareo ireo , hany fizahavan - tseza sy alokaloka no atao
Efa diso baikon'ny fitiavan-tseza sy fitiavan-tena manokana loatra ny mpanao politika Malagasy avy amin'ny fanoherana ka tsy menatra intsony mampiseho ny toetra mpivadibadika sy mpiovaova hevitra rehefa tombontsoa ka rariny loatra raha tsy omen'ny Vahoaka mpifidy fahefana loatra intsony
Résak Bénin -tanana am toeran iray vé efa hizar2 otran'zany. Grave t politiques t
De radomelina ???
Non monsieur Siteny le règlement intérieur ne mentionne pas que votre candidat est du groupe irmar
Pourquoi votre candidat est pro irmar
Efa hatrany amin'ny vote présidentielle io fa aza gaga
Combien d'argent vous Avez reçu
Monsieur Siteny vous êtes corrompus
????