MARC RAVALOMANANA X DEPITE TIM MANAHY NY HISIANY HALA BATO
HTML-код
- Опубликовано: 10 дек 2024
- Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny
Abonneo ny Chaine:
RUclips: • ANDRY RAJOELINA TSY MA...
/ @sidonassofficiel
Samia manao ny commentaire avy
• TOJO RAVALOMANANA X HA...
• MARC RAVALOMANANA X D...
• MARC RAVALOMANANA X D...
• MARC RAVALOMANANA X D...
Halabato hitabe io e
Efa halabato be zao ve mbola ahina iany,
Efa azo antoka anie izany e ! Fa ianareo angaha dia tena impuissant tsy afaka hanakana izany. Eto Anrananarivo anie no resahina fa tsy any Lakato na Nosy be an'ala
Amin'ny politika dia ny "diversion " no fitaovana mahomby tsy maintsy ampiasaina mba hamoahomby tetika sy paipaika iray. Iny vidéo 'nasiana fanovana iny dia singa iray fotsiny fa ny tena tiana ahatongavana dia ny hanamasinana ny hala-bato efa hita miharihary. Ny hala-bato Topoko ô ! Aza mora verezin-tsaina isika vahoaka.
FENO ALABATO MANERANA AN ANTANANARIVO.
MAMPALAHELO NY ZAVA MISY ETO MADAGASCAR
Ka efa zatra mpangalatra dia tsy mahatoky tenà mahana tsy misy mpanenjika le TIM