Aza Hitserana (Mage 4) - Malagasy Guitar Tutorial

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 1 фев 2025

Комментарии • 19

  • @yanntana
    @yanntana 5 лет назад +1

    Misaotra ! tena ao tsara sady vrai tutô manampy tsara... Mage 4 , IRAIMBILANJA alefaso maromaro raha mety amin'ny feeling-nareo ! ... toujours preneur .... Mazotoa dia mirary soa !!!

    • @AcoustikGasy
      @AcoustikGasy  5 лет назад +1

      Misaotra e....Betsaka ny slow rock ho avy, fa alefa tsikelikely e...zarazarao ilay pejy RUclips e...manampy rehefa betsaka ny abonne

  • @FirstSonsMotif
    @FirstSonsMotif 5 лет назад +1

    Your a great player Bro! I’m off this week hope to catch up on the guitar 🎸

    • @AcoustikGasy
      @AcoustikGasy  5 лет назад

      FirstSon's Motif Slow Rock (Rock Ballad) from Madagascar 🇲🇬...I like songs that arpeggiate the chords.
      You should definitely play us something on the guitar 😎😀🎸🎼

  • @paultiana
    @paultiana Год назад +1

    Milay namana.. mba mangataka "Fantatro fa" an Njakatiana sy "na dia maizina" am Mage4 raha mba mety e ^^

  • @guillaumerakotondravahy6108
    @guillaumerakotondravahy6108 10 месяцев назад +1

    Salut, afaka mba mahazo contact ve afahana mianatra azafady, merci

  • @lantonirinaguyfrancisco3605
    @lantonirinaguyfrancisco3605 5 лет назад +1

    salama tompoko!!
    mafinaritra be ee!!fa mba mangataka an le D'yem le oe"malala"iny raha azo atao ee!!

  • @miradotiana
    @miradotiana 5 лет назад +1

    Merci rangah fa raha tsisy anao zay d ts mahay an io fa mba afaka mba ataonao le mage 4 maratra hambom po azafady

  • @rajaoarisonfetra460
    @rajaoarisonfetra460 5 лет назад +1

    Merci

  • @fasteoofisialynix1040
    @fasteoofisialynix1040 5 лет назад +1

    Mankasitraka e! Tsy mbola mahay mitedry mitsy za fa vao ianatra mitsy 😞😞😞 tsis mba mampianatra fa juste RUclips fotsiny atreto e

    • @fasteoofisialynix1040
      @fasteoofisialynix1040 5 лет назад

      Nefa tiko le vazo ataonao io

    • @AcoustikGasy
      @AcoustikGasy  5 лет назад

      nirina rakotomanana mazotoa mianatra...ity misy lesona (mora ny anglisy ampiasana sady misy graphic ny video).
      ruclips.net/p/PL5PAznFjb_gRc8oW38ahIOfIcuHxm-RXY

  • @eddylantonirina5781
    @eddylantonirina5781 4 года назад +1

    Mba afaka atao ve le solo azafady🙏🙏🙏

    • @AcoustikGasy
      @AcoustikGasy  4 года назад

      Salama e - inona ilay lohateny

    • @eddylantonirina5781
      @eddylantonirina5781 4 года назад +1

      @@AcoustikGasy Salama topoko ô🤩...le solo am io hira "aza hitserana" io
      Misy solo am guitare zay manko am fanomboany leiz d tiko hianarana be leiz😊😊
      Sinon, misaotra betsaka am le tuto rehetra✌🤘👌tena mahafinarita be leiz👏👏👏👏
      D mba mangataka tuto an le hira an Album Music iny azafady "veloma ry tanàna" (miaraka am le le intro an le hira)
      Misaotra betsaka ô😊👏👏👏

    • @AcoustikGasy
      @AcoustikGasy  4 года назад

      eddy lantonirina ay ve....mety tsy ho vita ilay solo...ny lesona matetika dia ny accord rythme ihany. Miala tsiny indrindra e

  • @rivojaddie8260
    @rivojaddie8260 4 года назад +1

    mankasitraka

    • @AcoustikGasy
      @AcoustikGasy  4 года назад

      rivo jaddie mazotoa e 🎸🎼🎤