Vao nijery Madajazzcarr voalohany aho dia i Joel Rabesolo no hitako niakatra teny ambony sehatra, dia tena nitolagaga aho, bandy kavia mitendry gitaran'olona kavanana . Tonga aho dia talanjona ary nankafia azy nanomboka teo. Mankasitraka Joel Rabesolo.
Tena mahafinaritra ny fomba famoahanao ny Dobla sento. Mampiseho fahaiza-mamorona, hafa mihitsy, nefa koa dia tena i "Dobla sento". Misaotra Tompoko o! Dia miandry ny manaraka izahay. Raha tsy hahadiso, mety mba azonao tsidihina ve ny "Embona fahavaratra"? Misaotra e.
Merci beaucoup aminy music bravo Joël Rbesolo
Vao nijery Madajazzcarr voalohany aho dia i Joel Rabesolo no hitako niakatra teny ambony sehatra, dia tena nitolagaga aho, bandy kavia mitendry gitaran'olona kavanana . Tonga aho dia talanjona ary nankafia azy nanomboka teo. Mankasitraka Joel Rabesolo.
Même le chien a compris les harmonies...!!🤣🤣😆😅😍😍😍🤓🤓🤓
Merci lesy ah, mahafinaritra, mampahatsiaro fety tao ankerana , coucou any aminy Charapova ( hihihihi seheno ihany ty é)
kanto tena kanto 🌈
Magnifique
Tena tsara sy mahafinaritra 👌
Tena mahafinaritra ny fomba famoahanao ny Dobla sento. Mampiseho fahaiza-mamorona, hafa mihitsy, nefa koa dia tena i "Dobla sento". Misaotra Tompoko o! Dia miandry ny manaraka izahay. Raha tsy hahadiso, mety mba azonao tsidihina ve ny "Embona fahavaratra"? Misaotra e.
Mankasitraka!
trop beau !
Mankasitraka be
Masterpiece!
Mampiasa interface ve Joel zany fa tsara be lay son mivoaka?
Mankasitraka. tsara be ilay interprétation, de ilay cadre koa tena tsara be
Matsiro