REAL NEWS / NY

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 ноя 2024

Комментарии • 25

  • @hpr4007
    @hpr4007 2 месяца назад

    Angatahiny ty fitondrana ty vola b dray zan Mercy Ship....Ef zay manko fomba zareo. Mapalahelo. Zan mpitondra mis eto d bol mis manao merci ian.

  • @AliKwt-qg7qk
    @AliKwt-qg7qk 2 месяца назад

    Bomba zany d eo fona le tsy matahotra an'Andriamanitra ireto

  • @beanjara
    @beanjara 2 месяца назад +1

    Bravo Mr Gaskara ,mijoroa

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 месяца назад +1

    Jereo ny lalàna ry Député Nicolas , mpatory ampitoerana , fa tsy manaiky be fahatany , itony moa dia mbola misy nifidy ihany koa? Deputé tsy alehany

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 2 месяца назад

    Ity Randrianasolo Depiote n'i Betroka ity dia Hita faha Jiolaha-Mboto tsy fantatra inona marina noho nahafidy azy Ny Fantatra dia tena Tsapa faha Il est toujours présent rien que pour ça G.G. Mahonena.

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 2 месяца назад

    Efa matetika miakatra eny Antsimbazaza ny mpandroba FIRENENA NTSAY CHRISTIAN, SATRY FATANY FA EKIPANY SAMY MPANDROBA NO AO.

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 2 месяца назад +3

    Fitsabona maimaimpona atolotra oany vaoaka dia tsy ékena, mpitondra amelona sa mpitondra amono,

  • @josephinerasoarimalal2979
    @josephinerasoarimalal2979 2 месяца назад

    Na hivoaka na tsy hivoka ny mpanohitra tsisy dikany, manohitra foana, manakorotana foana noho izany mivoaha any fa tsy hampiova inona 2 fa tsy ny ady lava anareo no andrasany vahoaka aminareo eto

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 месяца назад

    Droguée les député miaraka aminy ity fanjakana mamo ity

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 месяца назад +2

    Mandroso aiza ? Vahoaka mahantra eratany

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 месяца назад +1

    Aiza n'y bianco aminizao kolikoly avo lenta ataony Romy sorcière

  • @hpr4007
    @hpr4007 2 месяца назад

    D Bol koveta ian v no atolotrao an vahoaka? Ampafiriny vola b angalarinareo io? Fanambaniana tsis otran zan

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 2 месяца назад

    Naivo Kely : Mpitsara ? On n'a rien à foutre Ny Mpampianatra sy ireo eo aminy Fahasalamana ho Hilaina Hihampy eto Madagascar. Mazava ?

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 месяца назад

    fa maninona kosa aloha no tsy avale handray Fitenenana ? Zany ve tsy efa dictature ? Aiza no maha lapan'ny Demokrasia ny ao @ ANP?

  • @juliopatrickfenozara
    @juliopatrickfenozara 2 месяца назад

    Bonne de voyou tsy misy hilanareo reto marina

  • @ngedabe2515
    @ngedabe2515 2 месяца назад

    Correction : Sa G.G.

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 месяца назад

    Sambo hitsabo maimaimpoana moa dia tsy atao aradalana ny FIfanarahana koa ? Tena Fanjakana tsy mahalala ny laharam-pahamehana

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 месяца назад

    Potika rangahy ilay FIRENENA @ nareo Mpinono ireto ka, Vaovao ahoana ny PM? efa diska laoka be io? Vahoaka tsy maintsy mandroso hono , kkk

  • @tianasaib9003
    @tianasaib9003 2 месяца назад

    Le président nareo mandihy au lieu de signé le protocole d'accord

  • @xavierabx
    @xavierabx 2 месяца назад +1

    😢?😂

  • @antoinetterazafitseheno3674
    @antoinetterazafitseheno3674 2 месяца назад

    PM boloky

  • @beanjara
    @beanjara 2 месяца назад

    Mampalahelo 😂,ts afaka maneho hevitra

  • @xavierabx
    @xavierabx 2 месяца назад

    😂

  • @GuyBrai
    @GuyBrai 2 месяца назад

    Il n'a pas de couilles ce pan