Mofonaina isan`andro anio Alakamisy 14 Novambra 2024. FJKM Ambohitantely,

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 5 янв 2025

Комментарии • 5

  • @rajaonarisonnorotiana5184
    @rajaonarisonnorotiana5184 Месяц назад +4

    Ampiroboroboy ato anatiko sy ireo ankohonako mandrakizay JESOA ny fitiavam-bavaka mba tena ananay toepanahy manahaka Anao arak'izay tenin'Andriamanitra voambara ❤️🙏 Mankasitraka indrindra Pasteur Maholy, ombanao sy ny ankohonanao lalandava koa ny fitiavaNy tompoko 😇 Soava Alakamisy mahafinaritra eo ambany fahasoavan'ny Tompo hatrany daolo!

  • @MarieJeannetteRAFARAVOLOLONA
    @MarieJeannetteRAFARAVOLOLONA Месяц назад

    ❤❤❤❤ Misaotra @fizarana pastera!Jesosy hanome hery sy tanjaka ary tombon'andro lava ho anao .

  • @lyanamavokely8887
    @lyanamavokely8887 Месяц назад

    Tena Marina, tena Marina, ary tena Marina mihitsy n'y fanazavainao moba n'y teny tanidrazana Pasteur, , dridra fa nyveto madagascar, ,
    Mila mitazona n'y teni tsika sika malagasy
    Alléluia, misaotra Pasteur

  • @TinaRAVIKY
    @TinaRAVIKY Месяц назад +1

    Miarahaba Tompoko ary mankasitraka indrindra ny voalaza. Marina mihintsy ny voalazan'i Pastera Maholy hoe: Fahadisoan'ny Raiamandreny ny tsy nampianatra ny zanany ny teny malagasy ka mahatonga ireo taranany tsy mahazo izay mitranga ao ampiangonana.Tahian'ny Tompo.

  • @FafisoaRakotoarimanana
    @FafisoaRakotoarimanana Месяц назад