Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Merci fa tena mampitombo finoana ❤
Tena tiako be izany hira izany! ela be tsy henoko, fa izao indray vao mandalo ambany masoko sy ren'ny sofiko fa tena mbola tsy miova ny fitiavako azy!! Merci Mario!!!
Mitovy aminao izaho efa ela tsy naheno fa sendra mba nandalo teo ambany maso ilay izy
Niainako ! Mandona ny foko hatrany isaky ny tsaroako
Tena mandona FO be ty hira, misaotra li Mario Badjio za maka anao nahodaaaaa
tena tiako ity hira ity, ny fahasoavanao Tompo oh no naha-toy izao ahy, merci Badjio
Mercie papa ee tsarabe hira ee
Mba raha mandreky koa ly ty Hatovolahin'i Mario zao! Hummm
je t'adore Mario😘tes chansons me touche au fond
Histoire entre faux amis .et la famille aussi
Tsara ilay hira 🎉
za maka anao fon Mario a!!! tohizo fa tsara e!!!
je suis fier de toi
Merci zoky nakay eeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!surrrrrrrrrrrrrr eeeeeeeee!!!!!!!!!
tiko b le hira☺☺☺☺
tsy milay le algorythme youtube le; efa firy taona ty no notadiaviko fa zay vao hitako le!
tena mangotsikotsika mihitsy ny foko maheno ty hira ty ee mankasitraka e
nice song merci mario
raha afa inter fa ts mpinama
Nifahasoavany tompo nahatoizao ahy
❤❤❤❤❤
❤❤🎉🎉
Mercieeeee
Merci Mario
merci zoky eeee
tiako ny kato gasy
👍👍👍👍👍👍👍❤❤
🎉🎉🎉
😂🎉❤
Histoire vraie
Ramiandrisoa Rovamarina izany fa rehefa manao ny marina dia alan'olo
milay ela mario
Soa lahy e aia ia io tsy rere mare ?????
🇲🇬🇲🇬
tiko aloha ny hira
Misaotra anao tompo o fa ny fahasoavanao no naha toy izao ahy
👏👏👏❤🙏
Tsar le tononkira Mario zn
TENA tiako laotra
Mampahery b
Fahasoavako mampalahelo anareo . zagnahary mamaly mpanao ratsy amin toy
👍
👌👌👈😍
mlay eh!!!!!!!!!!!!!!
eka
sambatr hizay endrena @famarinana
❤🙏
❤❤❤❤
Merci fa tena mampitombo finoana ❤
Tena tiako be izany hira izany! ela be tsy henoko, fa izao indray vao mandalo ambany masoko sy ren'ny sofiko fa tena mbola tsy miova ny fitiavako azy!! Merci Mario!!!
Mitovy aminao izaho efa ela tsy naheno fa sendra mba nandalo teo ambany maso ilay izy
Niainako ! Mandona ny foko hatrany isaky ny tsaroako
Tena mandona FO be ty hira, misaotra li Mario Badjio za maka anao nahodaaaaa
tena tiako ity hira ity, ny fahasoavanao Tompo oh no naha-toy izao ahy, merci Badjio
Mercie papa ee tsarabe hira ee
Mba raha mandreky koa ly ty Hatovolahin'i Mario zao! Hummm
je t'adore Mario😘
tes chansons me touche au fond
Histoire entre faux amis .et la famille aussi
Tsara ilay hira 🎉
za maka anao fon Mario a!!! tohizo fa tsara e!!!
je suis fier de toi
Merci zoky nakay eeeeeeeeee!!!!!!!!!!!!surrrrrrrrrrrrrr eeeeeeeee!!!!!!!!!
tiko b le hira☺☺☺☺
tsy milay le algorythme youtube le; efa firy taona ty no notadiaviko fa zay vao hitako le!
tena mangotsikotsika mihitsy ny foko maheno ty hira ty ee mankasitraka e
nice song merci mario
raha afa inter fa ts mpinama
Nifahasoavany tompo nahatoizao ahy
❤❤❤❤❤
❤❤🎉🎉
Mercieeeee
Merci Mario
merci zoky eeee
tiako ny kato gasy
👍👍👍👍👍👍👍❤❤
🎉🎉🎉
😂🎉❤
Histoire vraie
Ramiandrisoa Rova
marina izany fa rehefa manao ny marina dia alan'olo