Haila nigiahanao Ronono ry Mme Minisitra fa zao mavo ny sombotro. Aza mihafaka anao fa ny anao Volamena io, anao fa mpangalatra fa haila. Ary Minisitra ny fitsarana , nefa dahalo anao Mme 😂😂😂😂😂😂
Baranahiny !😮😮😮 Ary avy aiza ireo volamena ireo izay 53,73kg !! Tsy 1gr fa mavesatra dia mavesatra tokoa! O le retsy ah ! Diversion tokoa ve! Ny vahoaka anefa mahantra dia mahantra zatra raha manan-kohanina. De quoi se moque-t-on? Mbola tsy ampy foana ve zay efa vola azo hatramin'izay ray olona ah! Tena mampitolagaga ny zava-mitranga eto Madagascar. Ny vahoaka tena mijaly kanefa ny harem-pirenena izay tokony hanampiana azy ireo, hahondrana antsokosoko any ivelany!!! Te-hampiseho ry zareo fa mampihantra ny lalana 😅😅😅! Il était temps, non! En fin !
Rahefa kary dia vandagna Izay tratra mpangalatra dia fehezina. Fa ny mahatonga ireo mpangalatra tsy gadraina ka arovana vao mampitombo ny olona hafa koa hangalatea satria tsy misy sazy ny fangalarana volamena na harempirenena fa ny mpangalatr'akoho na mangahazo ihany no maty sy sazina. Mampalahelo
Efa dahalo vavy sy lahy izy mianakavy amin' io governemanta io.Ka Andry RAJOEL no tahafin' izy rehetra. Mody hoe tratra fa io ministera ny raharahambahiny no mila adoboka voalohany. Efa leo leo leo. Lasa mivadika fonjamby indray izay
Fa rahoviana no mitsahatra sy mijanona ity fangalarana ny harem-pirenena ty? Fa inona no atao ny fanjakana sy ny mpitondra eto? Matoa mitohy io zavatra io dia tsy misy ny fanasaziana mafy an'ireo tsy vanona mpagalatra ny harem-pirenena.
ireo mpitondra depuis 1991 dia mpanondrana volamena sy vatosoa ary zavatra maro eto dago antsokosoko . sahaia manao dementie eto fa tsy ary nanao anizany
matoa reo volamena reo saika ahondrana antsokosoko de misy ao aminy Ministera atitany no ao tsy misy zavatra tafavoaka an'i Madagascar raha tsy nisy fankatoavana avy ao aminy vomiera misahana izany faza mody manilika any aminizay tsy izy refa misy fahatratrarana ok zareo ao ambony ihany no manao io.tsy afamaina reo fa ny mampalahelo de ny madinika ihany no samborina fa reo gros poisson tsy tratra mihitsy.
Hay ve ka tena manankarena tokoa i Madagascar e! Maro ihany izay volamena efa nahondrana n'a nokasaina hahondrana izay an! Sans parler des sokaky ,des bois de rose etc.! Efa miasa tsara koa izany ny douaniers eny Ivato, étonnant non...,? Fa ahoana ? Sa tsy nanaiky ny "nanao arrangement" ireto nikasa hanondrana? Fanontaniana: Iza no hafaka mitondra valise diplomatique toy izao? Ka tsy mahagaga izany, fa misy similitude ary mitovy ny mode opératoire hatreto !! Même "pattes", même griffures! " Rehefa mandika lalana, dia tsy maintsy saziana" hoy i Henriette Lalatiana R. Elle ne croyait pas si bien dire ! Toy ny hoe " Zo fototra ny fidinana an-dalambe@😅😅😅 A bon entendeur, salut!
na volamena, na sokatra na fifidianana maire : efa mibaribary fona ny traffic sy hosoka, fa tsy mbl nisy nigadra teto.toa ho lasa ady varotra eo am pitondra sy ny panohitra izy ty, cinema daolo iany fa mody miady angamba ireo
Ireo ihany no mpanondrana ny volamena sy vatosoa sns ao zay no hitazonan ireo ny seza mafy satria mataotra ny tsy hitoy ny azo.raha ny harem pirenena tsy tokony hahantra Madagasikara.misy fetrany ny zava drehetra re olona a.
HERETO NTSIKA ETO FAONA NY FAHANTRANA FA TSY QUOI ZANY AIZA ARY ZANY IREO VOLAMENA 53KG FA RESAKA DAHOLO IZANY AIZA IREO VOLAMENA REO E AVOHAY FA TSY TRATRA FOTSINY
Tantara mitohy fiz firy zao ianareo iany no manondrana sy manome halalana de rhf Tratra de lazaina fa misy mipiraty e misy hosoka e tenisany mianakavy iany no mamoaka any reo fa aza manabado gasy samborina pr dhl zao olona rhtr zao nef tenisany no tokony hosamborina olona tsivalahara le vahoaka mampalahelo mafy ady mody tolona vary kely nef ny harena pirena tokony ho sitrahiny malagasy havoka tenisany fona ri le mivereza any @helo h@ zafy palady reo👎👎👎🤛🏽🤛🏽
Volamena zay lasa any am firenena vahiny zay an !!!! Sao mba edena pisaony aza tu Dago ty ?!?!? Heeeee ety antany isika ry gasy miraviravy tànana no mahita fahoriana fa matokia hoy ny Tompo Izy efa naharesy izao tontolo izao degré finoana antsika tsy mitovy fa ZA MINO FA NA IZY IRERY AXA D MAHAVITA AN IO NA TSY HANAO AZA NY VAHOAKA SITRANO MADAGASCAR TOMPO OOOO
Tokony ho rétroactif ny fahaverezan"ny immunité parlementaire Ny député orange Lanto Rakomanga tratra t@: trafic palissandre dia tokony hiaran'ny lalana!
Dia ho hita ny tohiny fa ré aloha ny fanambaranao Mme la ministre !
Haila nigiahanao Ronono ry Mme Minisitra fa zao mavo ny sombotro. Aza mihafaka anao fa ny anao Volamena io, anao fa mpangalatra fa haila. Ary Minisitra ny fitsarana , nefa dahalo anao Mme 😂😂😂😂😂😂
Tiako fo tsy nomeny Comores lay Volamena nao ry Mme Minisitra, igny cadeaux Bonne Année 2025 ndreo Comores . Bonne chance anarô Comores. 😂😂😂😂😂
Tsy alefa Tsiafahy fa asa terivozona mandra-maty no izy !!
Isaka ny mihetsika amin'ny faraparan'ny taona, na fiantobohan'ny taona, dia misy volamena mihondrana an-tsokosoko foana.
Mankasitraka. Be vata solombavambahoaka. Ataon' izy ireo dahalo eo@ fitondrana ny HAMERIVEREZINY SAINTSIKA VAHOKA @ VOKAMPIFIDIANANA
Baranahiny !😮😮😮
Ary avy aiza ireo volamena ireo izay 53,73kg !! Tsy 1gr fa mavesatra dia mavesatra tokoa! O le retsy ah ! Diversion tokoa ve! Ny vahoaka anefa mahantra dia mahantra zatra raha manan-kohanina. De quoi se moque-t-on? Mbola tsy ampy foana ve zay efa vola azo hatramin'izay ray olona ah! Tena mampitolagaga ny zava-mitranga eto Madagascar. Ny vahoaka tena mijaly kanefa ny harem-pirenena izay tokony hanampiana azy ireo, hahondrana antsokosoko any ivelany!!! Te-hampiseho ry zareo fa mampihantra ny lalana 😅😅😅!
Il était temps, non! En fin !
Mahay manao cinéma réto olona reto
Avy dia tapero daholo mihitsy ny volamena rehetra ao ambanin'ny tanin'i Gasikara e !
Marina ny volazanao honorable Pierre mila tonga saina ny vahoaka Malagasy e.
Mampalahelo ny fitondrana Malagasy,normal be rah atsika ny firenena mahantra indrindra😢😢
Tapitra ho tanterindrizareo ao amin’ny fitondrana anie ireo volamena ire indrindra ireo nodiovina tany ivelany ireny
Rahefa kary dia vandagna
Izay tratra mpangalatra dia fehezina. Fa ny mahatonga ireo mpangalatra tsy gadraina ka arovana vao mampitombo ny olona hafa koa hangalatea satria tsy misy sazy ny fangalarana volamena na harempirenena fa ny mpangalatr'akoho na mangahazo ihany no maty sy sazina.
Mampalahelo
Mampalahelo mihitsy i Madagasikara amin'ireto mpitondra MAFIA-DY ireto.
Tena azo raisina tsara mintsy ity fanazavan'ny Député Fidèle ity,
Ny any Mayotte aza mbola misaona tamin'ny rivo-doza Chido tamin'ilay volamena teo aloha, ry AndriamanaNONO efa handeha hanao négociation sahady.
Hihihi mba mendrika Tsiafahy koa anie nareo eeeee non à l impunité halabato lav izao
Tena taranaky Heroda daholo ireto , mody Gisa eo, fa iza no manana interet mankanay Dubai?
Fa nga tsy io Madame io lay saika Haka n'y volamena n'ai RafozandRajoelina tany Comores ....pouf trafiquants parmi les malfaiteurs
Ianao mintsy tena nanondrana anio aza miala bala ianao Madame ianao naniraka anireo lona ireo mpangalatra inareo forongony Rajoelina fitondrana Mafia mivarotra Tanindrazana jiholahimboto moa mpitondra Malagasy
mahantra indrindra manerantany 💔😢
Ny mpanohitra ndray Io e !!!
Nisy pirate
Eee mody fanina fa ahoana no afah nolona hafa hampiasa tombokaseny s n anarany?
Volamenan ny fanjakana iany reo volamena reo .
Ary tsiliva le nitondra volamena be ve mba no gadraina?
De ahona le Député tratra nanondrana Andramena s'y scandal vola be a Valise
Izay mpitondra rehetra teo dia nanondrana aby. Tokony hofaizina aby ianareo izay nitondra teo na ny taloha na ny ankehitriny.
Àza miala bala anareo kofa takatra mitsora avy hatrany maiky diso ry minisitra a😢😢
Hasini
Tokony tazomina daholo ze tratry nanondrana ,avereno n'y tantara , nisy panakakato tao
An'ilay ministra ilay volamena
Rahoviana ry Tompo no afahanao amin'ireto mpitondra ireto izahay, fa mijaly loatra ?
Tena tsy vanona daholo ny eo @ fitondrana fozaorana e!
Entin'ny DIABOLIKA ny firenena
Délit de droit commun tsy tokony arovan"ny immunité parlementaire
Afaka madiodio ahoana moa ny minisitera hatreto ? ngah tsy ny fitsarana no mamaritra izany fa ny minisitera ? hafahafa an
Manamelokahihihi
Mpangalatra atsika jiaby ao raha efa ita tsimarigny atao marigny
Ary Tena zavadoza ,fa Resaka mahay zavatra maloto tena mamotika tanindrazana ,
Efa dahalo vavy sy lahy izy mianakavy amin' io governemanta io.Ka Andry RAJOEL no tahafin' izy rehetra. Mody hoe tratra fa io ministera ny raharahambahiny no mila adoboka voalohany. Efa leo leo leo. Lasa mivadika fonjamby indray izay
Râ izay volamena tratra teto izay no hanaovana zavatra eto dago ngamba mety tsy ho otran zay ity nosy ity
misy numero d enregistrement io taratasy io dia jereo ny cahier d'enregistrement fa raha inscrit ao io dia legal ilay taratasy
Fa rahoviana no mitsahatra sy mijanona ity fangalarana ny harem-pirenena ty?
Fa inona no atao ny fanjakana sy ny mpitondra eto? Matoa mitohy io zavatra io dia tsy misy ny fanasaziana mafy an'ireo tsy vanona mpagalatra ny harem-pirenena.
😂 mody magnano sary lefaka zeigny zareo aminy ministère io e, anareo akao fogna nagnameo zio , aveo mody miala bala eo , mahagaga a😂
BM Henriette Lalatina Andriatongarivo io koa mila fotorina ny harenany taiza no nabangonany azy.?
Volamena ve mic Mac indray io de milamina tsy hita popoka
ireo mpitondra depuis 1991 dia mpanondrana volamena sy vatosoa ary zavatra maro eto dago antsokosoko . sahaia manao dementie eto fa tsy ary nanao anizany
Na ilay drapeau amin tratran ilay deputé mivadika dia tsy miteny ny mpanao gazety ary an iaz ilay defaut dia an ilay deputé izany
Tatoato otrany hoe piraté daholo n'y fitaovam-panjakana rehetra rehefa hatratrarana ny bizna
TANDREMO FA ATAO VARIANA AM VOLAMENA 53KG INDRAY NY VAHOAKA DE HOE ADINO NY HALATRA VATO FIFIDIANANA
matoa reo volamena reo saika ahondrana antsokosoko de misy ao aminy Ministera atitany no ao tsy misy zavatra tafavoaka an'i Madagascar raha tsy nisy fankatoavana avy ao aminy vomiera misahana izany faza mody manilika any aminizay tsy izy refa misy fahatratrarana ok zareo ao ambony ihany no manao io.tsy afamaina reo fa ny mampalahelo de ny madinika ihany no samborina fa reo gros poisson tsy tratra mihitsy.
Kiala Bemolotrity maivava fona tena tokony higadra saika namono vadinao sady mpangalatra tao fitondrana tao zairo molotraobe io maharikoriko mijery anao
Hay ve ka tena manankarena tokoa i Madagascar e! Maro ihany izay volamena efa nahondrana n'a nokasaina hahondrana izay an! Sans parler des sokaky ,des bois de rose etc.! Efa miasa tsara koa izany ny douaniers eny Ivato, étonnant non...,? Fa ahoana ? Sa tsy nanaiky ny "nanao arrangement"
ireto nikasa hanondrana?
Fanontaniana: Iza no hafaka mitondra valise diplomatique toy izao? Ka tsy mahagaga izany, fa misy similitude ary mitovy ny mode opératoire hatreto !! Même "pattes", même griffures! " Rehefa mandika lalana, dia tsy maintsy saziana" hoy i Henriette Lalatiana R. Elle ne croyait pas si bien dire ! Toy ny hoe " Zo fototra ny fidinana an-dalambe@😅😅😅 A bon entendeur, salut!
Ary le volamena teo alo reny aona?
Ary le volamena nivadika vy ko aona?
na volamena, na sokatra na fifidianana maire : efa mibaribary fona ny traffic sy hosoka, fa tsy mbl nisy nigadra teto.toa ho lasa ady varotra eo am pitondra sy ny panohitra izy ty, cinema daolo iany fa mody miady angamba ireo
Ireo ihany no mpanondrana ny volamena sy vatosoa sns ao zay no hitazonan ireo ny seza mafy satria mataotra ny tsy hitoy ny azo.raha ny harem pirenena tsy tokony hahantra Madagasikara.misy fetrany ny zava drehetra re olona a.
Mpanao vato anie ramose eh
HERETO NTSIKA ETO FAONA NY FAHANTRANA FA TSY QUOI ZANY AIZA ARY ZANY IREO VOLAMENA 53KG FA RESAKA DAHOLO IZANY AIZA IREO VOLAMENA REO E AVOHAY FA TSY TRATRA FOTSINY
Tantara mitohy fiz firy zao ianareo iany no manondrana sy manome halalana de rhf Tratra de lazaina fa misy mipiraty e misy hosoka e tenisany mianakavy iany no mamoaka any reo fa aza manabado gasy samborina pr dhl zao olona rhtr zao nef tenisany no tokony hosamborina olona tsivalahara le vahoaka mampalahelo mafy ady mody tolona vary kely nef ny harena pirena tokony ho sitrahiny malagasy havoka tenisany fona ri le mivereza any @helo h@ zafy palady reo👎👎👎🤛🏽🤛🏽
Volamena zay lasa any am firenena vahiny zay an !!!! Sao mba edena pisaony aza tu Dago ty ?!?!? Heeeee ety antany isika ry gasy miraviravy tànana no mahita fahoriana fa matokia hoy ny Tompo Izy efa naharesy izao tontolo izao degré finoana antsika tsy mitovy fa ZA MINO FA NA IZY IRERY AXA D MAHAVITA AN IO NA TSY HANAO AZA NY VAHOAKA SITRANO MADAGASCAR TOMPO OOOO
Diversion foana io satria sarotra ny hosoka t@ fifidianana.
Tokony ho rétroactif ny fahaverezan"ny immunité parlementaire
Ny député orange Lanto Rakomanga tratra t@: trafic palissandre dia tokony hiaran'ny lalana!