Tsy kisendrasendra na kitoatoa no nanapahan'ny Tompo ho didy voalohany ary lehibe indrindra ny Fitiavana. Miorina ao daholo ny tena fahasambarana sy ny antom-piainantsika olombelona. Amin'ny lafiny rehetra mihintsy: hatramin' ny asa hatao rehetra, na ny fifandraisana amin'ny hafa... zava poana, tena poaka aty tokoa ny fiainana sy izay rehetra hatao raha tsy misy fitiavana. Fanomezam-pahasoavana tena sarobidy sy lehibe indrindra ny fandraisana ny fitiavana marina avy amin'Andriamanitra fa misaotra azy raha mahatsapa fa nandray izany. Tompo oh, omeo ho feno ato anatinay ny tena fitiavana marina avy aminao, fa tsy fitiavana tsy mibanjina hafatsy izay mahasoa ny tenanay ihany. Ary ho Fitiavana tsy ho levona mandrakizay tokoa anie Amen. Misaotra Jesoa Misaotra Pasteur
Mankasitraka tompoko! ❤️
Tsy kisendrasendra na kitoatoa no nanapahan'ny Tompo ho didy voalohany ary lehibe indrindra ny Fitiavana. Miorina ao daholo ny tena fahasambarana sy ny antom-piainantsika olombelona.
Amin'ny lafiny rehetra mihintsy: hatramin' ny asa hatao rehetra, na ny fifandraisana amin'ny hafa... zava poana, tena poaka aty tokoa ny fiainana sy izay rehetra hatao raha tsy misy fitiavana.
Fanomezam-pahasoavana tena sarobidy sy lehibe indrindra ny fandraisana ny fitiavana marina avy amin'Andriamanitra fa misaotra azy raha mahatsapa fa nandray izany.
Tompo oh, omeo ho feno ato anatinay ny tena fitiavana marina avy aminao, fa tsy fitiavana tsy mibanjina hafatsy izay mahasoa ny tenanay ihany. Ary ho Fitiavana tsy ho levona mandrakizay tokoa anie
Amen.
Misaotra Jesoa
Misaotra Pasteur