Mazava tsara kosa izy zay, mipetraka tsara ny hoe i Benja no mahavanona fa manjary japian'ny sasany fotsiny ka mampalahelo ihany . Fohazo mintsy ilay mahavahona fa tarika tena tokony nanana ny toerany ambony indrindra eto amin'ny tanàna
I Boboh no anisan mamelona an lay tarika ankehitriny eto an tanana i Benja mandalo fotsiny Ra tsy teo Boboh tsy eno tsony reny vazon mahavanona reny misaora azy fa aza dia mamely fantsy eo Mr Benja
Bravo tsara feo daholo tsara hira tsara tononkira. Dommage tsy de mahavelona ny mozika eto dago de tsy afaka mijanona eto i Benja. Mahaleova mahalasana aby.
Merci Benja fa tena kanto ilay mozika. Manantena seho eto an-toerana miaraka am Rivo sy Ricky Mamy. Ho ela velona e!!
Yes tonton Benja, 974 mahatsiaro nareo' mampamangy Chef Ricky
Mazava tsara kosa izy zay, mipetraka tsara ny hoe i Benja no mahavanona fa manjary japian'ny sasany fotsiny ka mampalahelo ihany . Fohazo mintsy ilay mahavahona fa tarika tena tokony nanana ny toerany ambony indrindra eto amin'ny tanàna
I Boboh no anisan mamelona an lay tarika ankehitriny eto an tanana i Benja mandalo fotsiny
Ra tsy teo Boboh tsy eno tsony reny vazon mahavanona reny misaora azy fa aza dia mamely fantsy eo Mr Benja
Bravo tsara feo daholo tsara hira tsara tononkira. Dommage tsy de mahavelona ny mozika eto dago de tsy afaka mijanona eto i Benja. Mahaleova mahalasana aby.
tonga teto aho fa liana tamin'ilay anarana nefa tena taraiky teto tamin'ireo hira henoko. Misaotra indrindra!!
ok Benja â! tsy adino ireny tany Tamatave ireny ê! Mampamangy any @ i Madama (Apma) ! Berthot ( photocopie/douane) ihany!
mankasitraka
Tsara daholo ny hira
Mankasitraka eh
Mankasitraka, misaotra be!
Ouaiaka Bôbô hi hi 😅😅😅😅
Mankasitraja eh!
Tena trop ny feonle sipa..miaiky ah
tena tsara feo ilay tovovavy ka. Misaotra anareo