De managnandro aho fa Gasy ahatagny Ambalamahasoa ( Faritra Betsileo) Misaotra e Rakilonga fa de mahararak ' ivy tokoa ny mijery ny fandihinareo ,,,, fa kely mahay raha. agnareo reto....eko dia ny aigna ako e ro matezá... Tiavo madigna ny an'ny taigna fa ny anona tsa homeny...Mankasitraka eeee misaotra re
Tsara be ilay dihy hatagny an-tanàna, fa mila ampina kely eo amin'ny qualité caméra sy technique fakana video fa raha io no otran'ireny fakanzareo video amzao ireny tena nivoaka be
Fière d'être Betsileo❤❤❤❤❤❤
Mahafinaritra be,hafa ihany dihy Malagasy.misaotra betsaka ho anareo telovavy ❤❤❤❤❤❤❤❤.
Mafintr b ❤
De managnandro aho fa Gasy ahatagny Ambalamahasoa ( Faritra Betsileo)
Misaotra e Rakilonga fa de mahararak ' ivy tokoa ny mijery ny fandihinareo ,,,, fa kely mahay raha. agnareo reto....eko dia ny aigna ako e ro matezá... Tiavo madigna ny an'ny taigna fa ny anona tsa homeny...Mankasitraka eeee misaotra re
❤❤❤😊😊😊misaotsa rakilonga
Tena fa ihany ny dihy malagasy
Betsileo Ray sy reny makafy nian'ny tena
Betsileo
Tsara be ilay dihy hatagny an-tanàna, fa mila ampina kely eo amin'ny qualité caméra sy technique fakana video fa raha io no otran'ireny fakanzareo video amzao ireny tena nivoaka be
Kilonga apelaa