Ento lavitra - Parole Ento lavitra aho fa hanaraka ANAO Ento lavitry ny fahazarako aho Sintony amin'ny lalina aho, fa te hahita ANAO aho Ento lavitry ny fahazarana aho Tsy ho tononkira ihany na fisehoana akory Tsy endrika ety ivelany fa ilay tena avy ao am-po Fa ny toerana masina e, dia izay miafina ao am-po Ilay fiainako no hiderako ANAO Hitsaoka ANAO, izany no antom-pisiako Hanompo ANAO aho na inona na inona manjo Hidera ANAO raha mbola velon'aina koa Fa raha izaho sy ny ankohonako dia hanompo ANAO eh! Ento miakatra aho, hahalala ANAO aho Ento lavitry ny fahatakarako aho Inty ny tenako afoiko ho ANAO Avelao mba hahita ny TAVANAO Tsy ho tononkira ihany na fisehoana akory Tsy endrika ety ivelany fa ilay tena avy ao am-po Fa ny toerana masina e, dia izay miafina ao am-po Ilay fiainako no hiderako ANAO Hitsaoka ANAO, izany no antom-pisiako Hanompo ANAO aho na inona na inona hanjo Hidera ANAO raha mbola velon'aina koa Fa raha izaho sy ny ankohonako dia hanompo ANAO eh! Ny fiainako no hiderako ANAO...
Ento lavitra - Parole
Ento lavitra aho fa hanaraka ANAO
Ento lavitry ny fahazarako aho
Sintony amin'ny lalina aho, fa te hahita ANAO aho
Ento lavitry ny fahazarana aho
Tsy ho tononkira ihany na fisehoana akory
Tsy endrika ety ivelany fa ilay tena avy ao am-po
Fa ny toerana masina e, dia izay miafina ao am-po
Ilay fiainako no hiderako ANAO
Hitsaoka ANAO, izany no antom-pisiako
Hanompo ANAO aho na inona na inona manjo
Hidera ANAO raha mbola velon'aina koa
Fa raha izaho sy ny ankohonako dia hanompo ANAO eh!
Ento miakatra aho, hahalala ANAO aho
Ento lavitry ny fahatakarako aho
Inty ny tenako afoiko ho ANAO
Avelao mba hahita ny TAVANAO
Tsy ho tononkira ihany na fisehoana akory
Tsy endrika ety ivelany fa ilay tena avy ao am-po
Fa ny toerana masina e, dia izay miafina ao am-po
Ilay fiainako no hiderako ANAO
Hitsaoka ANAO, izany no antom-pisiako
Hanompo ANAO aho na inona na inona hanjo
Hidera ANAO raha mbola velon'aina koa
Fa raha izaho sy ny ankohonako dia hanompo ANAO eh!
Ny fiainako no hiderako ANAO...
💖
Gloire à sa majesté Jésus
Tiko loatra merci beaucoup
Ho ento lavitra, sintony hiala am fahazaran-dratsiko❤❤ avelao mba ahita ny tavanao Ray oh❤
Tsara loatra zan hira zany. mankasitra de mitomboa talenta hatrany ho voninahitr'Izy Ray
ento lavitra ny fahazarako aho Tompo ô 🥰🥰
Que la gloir et à notre Seigneur jésus christ 🙏🙏🙏
❤Tsy tononkira ihany na fisehoana akory...
Fa n'y toerana masina Dia izay miafina AO am-po...🙏
Deraina ny Tompo
Fa raha izaho sy ankohonanako hanopo anao e !amen
Mirary soa ny tarika eh, tena tsara ilay hafatra nentinareo, tahian'i Jesosy hatrany
Sahala @ Feonkiran'i Rojo Ny Avo miaraka @ Saxophone 🎷
Tsara zany hira zany i
Hanompo Anao aho na inona na inona hanjo🙏🙏🙏
Merci Joseph,,, Mitomboa amin'ny fahasoavana, hotahian'Andriamanitra foana foana ianao sy ny ankohonanao
ilay fianako no hiderako anao
Eto lavitra aho tompo ❤❤❤
Mandona foko be ilay Hira ❤️💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹🌹
Mandona fo fôna2 ilay hira🙏❤
Merci 🙏
ento lavitra tompo fa mbola vita izany raha eo foana ianao
Tsara Jesosy❤
Tsar loatr 🙌👌💜💜💜🥺🥺
Je te parles de Jésus
Amen 🥰
Jesosy a, tena tiako Ianao
Ento lavitra aho 😍
❤
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
TSARA LOTRA. DERAINA HATRANY NY TOMPO
🙏🥰
❤❤❤❤
❤🥺
🥰🥰😇
💜💜💜💜💜
Lamentation 3 /31 = Fitomaniana 3 /31
ny voninahitra dia hoan'A/TRA irery iany,merci bcp de mitomboa @fahasoavana fa tena tiko be le hira
❤❤❤
❤❤❤
❤❤❤❤