KAPOTANDROKA DU 10 OCTOBRE 2024

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 окт 2024
  • KAPOTANDROKA DU 10 OCTOBRE 2024

Комментарии • 5

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 2 дня назад +1

    Zany Naina Varira izany no tenananimbaan"Antananarivo

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 3 дня назад

    Miarahaba tompoko, mahaliana ny famakafakana atolotrareo ato @ fandaharana, saingy azo atao tsy an-kihetsika ve ireo sary aorian'ireo mpanolotra fa tena mahafanina ny manaraka ny fandaharana satria mihetsiketsika be loatra. Misaotra tompoko! 🙏

  • @alrwparis7566
    @alrwparis7566 4 дня назад

    👍🏻

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 2 дня назад

    Zahay aloha tsy miala @ TIM eh

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 3 дня назад

    Miarahaba Heninkaja sy Harifidy! Tena mety dia mety ny fanabeazana ataonareo eo @ lafiny ara-politika @ ankatoky ny fifidianana toy izao=> manentana ny vahoaka! Marina daholo ny famakafakana ataonareo. Aoka mba ho tonga saina isika mpifidy mba hahay hifidy ka tsy hanenina ndray. Matetika manko dia tsy mbola matotra eo @ safidiny ny malagasy fa voasodoko ny mena miraviravy !!! Mazotoa @ fabentanana sy famakafakana ataonareo isan-andro ho an' fampandrosoana ity tanindrazana iombonana ity!!