Tompo o. Kasiho ny foko hanaiky anao tanteraka eo amin'ny fianako. Tsy hatahotra, tsy hangozohozo fa ataovy tsapako mandrakariva fa eo anoloako ianao, miady ho ahy, manazava ny lalako. Merci Tantely amin'ny fampahatsiahivana, misaotra mizara sy mitarika anay mbola marefo finoana.
misaotra rahalahy Tantely ! Deraina ny Tompontsika ! fa toy izao no azo antoka fa ho be ny fanahy voavonjy INONA NO ANTONY ? ? ? 1°)-TSY MIJORO @ ANARAM-PIANGONANA FA MIJORO @ TENIN'ANDRIAMANITRA 2°)-SATRIA NANDRAY MAIMAIPOANA IANAREO DIA MIZARA MAIMAIPOANA (Matio 10 :8 ) Samy iaraha-mahalala fa ankehitriny dia ho be ny ho very ireo mpiangona satria ahoana ? ? ? ? Manao fampianarana misy Volume be dia be ny mpitandrina ,kanefa ny fahefan'ny vin'ireo ondry voafetra , sady ampitahorina tsy ho VOATAHY raha tsy mamoaka izay anaty poketra , NY ZAVA-DOZA ANEFA DIA REHEFA TSY MANANA MOYEN IZY IRENY DIA AHONA ny fanahin'ny ondrinao ? fantatra anefa tsy tokony ny Volume CD varotan'izyireny no amporisihiny olona hividy fda ny Baiboly izay TENY AMPY , Ny vokany dia hovery ny olona nohon'ny tsy fananany de ahoana IZA NO TOMPON'ANTOKA ?? ahoana no voasotratra ao @ (Ezekiela 3 ; 18) (mahita ny soratra DVD maimaipoana aho mantsy dia na ny manam-bola na ny tsy manana samy hahafantatra ny fahamarinana avokoa ) Misaotra e ! Tahin'i Tompo ianreo ! BETSAKA IHANY KOA NY MIZOTRA @ LALAM-PAHAVEREZANA SATRIA : Ampifamadihina ny tenin'Andriamanitra izay milaza hoe " Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany."(Matio 6 : 33 ) saingy @ izao indray lasa aloha ilay ZAVATRA REHETRA no (PROSPERITE) Nefa ny tenin'Andriamanitra mazava be hoe "Ny harena dia tsy mahasoa amin’ ny andro fahatezerana; Fa ny fahamarinana no mamonjy tsy ho azon’ ny fahafatesana" (Ohabolana 11 : 4)NY dikan'izany dia hoe "Aza mihary harena ho anareo eto an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manami-trano sy mangalatra. Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra. " (Matio 6 : 20-21) NY TSY AZON'NY OLONA AN-TSAINA DIA Hoe " Izay ta-hanan-karena dia latsaka amin’ ny fakam-panahy sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra, izay mandentika ny olona ao amin’ ny fandringanana sy ny fahaverezana " (1 Timoty 6 : 9) AOKA HO FANTATRAO RY IRAITAMPO AO @ TOMPO FA "Izay itoeran'ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo."(Lioka 12 ;34) NOHO IZANY JEREO NY OLONA ITONDRA ANAO HO @ JESOSY KRISTY FA TSY ITONDR ANAO HANAM-BE @ izao fiainana izao Ny voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ! AMEN
Mankasitraka anao ihany koa Ranadaha @ fanazavana sy fanamafisana ny Teny izay nataonao . Ho any Jesosy Kristy ny voninahitra Amen . Mitsangana mihazavaha , nomena maimaimpoana ka mizara maimaimpoana
Misaotra indrindra ny @ asa fitoriana ny Tompo @ lafiny rehetra.Misaotra ny @ fahamarinana lazaina fa betsaka tokoa ny fampianaran-diso isarihana ny olona
👏👏👏✍♥️♥️💖💖 Andriamanitra fiadanana anie hambitombo talenta izay ananao rehetra enganie mpanazava avy eto antany ka hatrany andanitra Amen
Mer6 beaucoup anw eee betsaka ny teny azo ilainy sady mampahery 💜💜❤❤❤❤
Misaotra Tompo amin ny fampaherezana omen ny panompony. Hiezaka iala fahotana mba ho a tanteraka ny fampaherezana omenao tompo ô Amen
Tompo o. Kasiho ny foko hanaiky anao tanteraka eo amin'ny fianako. Tsy hatahotra, tsy hangozohozo fa ataovy tsapako mandrakariva fa eo anoloako ianao, miady ho ahy, manazava ny lalako. Merci Tantely amin'ny fampahatsiahivana, misaotra mizara sy mitarika anay mbola marefo finoana.
misaotra rahalahy Tantely !
Deraina ny Tompontsika ! fa toy izao no azo antoka fa ho be ny fanahy voavonjy INONA NO ANTONY ? ? ?
1°)-TSY MIJORO @ ANARAM-PIANGONANA FA MIJORO @ TENIN'ANDRIAMANITRA
2°)-SATRIA NANDRAY MAIMAIPOANA IANAREO DIA MIZARA MAIMAIPOANA (Matio 10 :8 )
Samy iaraha-mahalala fa ankehitriny dia ho be ny ho very ireo mpiangona satria ahoana ? ? ? ?
Manao fampianarana misy Volume be dia be ny mpitandrina ,kanefa ny fahefan'ny vin'ireo ondry voafetra , sady ampitahorina tsy ho VOATAHY raha tsy mamoaka izay anaty poketra , NY ZAVA-DOZA ANEFA DIA REHEFA TSY MANANA MOYEN IZY IRENY DIA AHONA ny fanahin'ny ondrinao ? fantatra anefa tsy tokony ny Volume CD varotan'izyireny no amporisihiny olona hividy fda ny Baiboly izay TENY AMPY , Ny vokany dia hovery ny olona nohon'ny tsy fananany de ahoana IZA NO TOMPON'ANTOKA ?? ahoana no voasotratra ao @ (Ezekiela 3 ; 18)
(mahita ny soratra DVD maimaipoana aho mantsy dia na ny manam-bola na ny tsy manana samy hahafantatra ny fahamarinana avokoa ) Misaotra e ! Tahin'i Tompo ianreo !
BETSAKA IHANY KOA NY MIZOTRA @ LALAM-PAHAVEREZANA SATRIA :
Ampifamadihina ny tenin'Andriamanitra izay milaza hoe " Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany."(Matio 6 : 33 ) saingy @ izao indray lasa aloha ilay ZAVATRA REHETRA no (PROSPERITE)
Nefa ny tenin'Andriamanitra mazava be hoe "Ny harena dia tsy mahasoa amin’ ny andro fahatezerana; Fa ny fahamarinana no mamonjy tsy ho azon’ ny fahafatesana" (Ohabolana 11 : 4)NY dikan'izany dia hoe "Aza mihary harena ho anareo eto an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manami-trano sy mangalatra. Fa miharia harena ho anareo any an-danitra, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra. " (Matio 6 : 20-21)
NY TSY AZON'NY OLONA AN-TSAINA DIA Hoe
" Izay ta-hanan-karena dia latsaka amin’ ny fakam-panahy sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra, izay mandentika ny olona ao amin’ ny fandringanana sy ny fahaverezana " (1 Timoty 6 : 9)
AOKA HO FANTATRAO RY IRAITAMPO AO @ TOMPO FA
"Izay itoeran'ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo."(Lioka 12 ;34)
NOHO IZANY JEREO NY OLONA ITONDRA ANAO HO @ JESOSY KRISTY FA TSY ITONDR ANAO HANAM-BE @ izao fiainana izao Ny voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ! AMEN
Mankasitraka anao ihany koa Ranadaha @ fanazavana sy fanamafisana ny Teny izay nataonao .
Ho any Jesosy Kristy ny voninahitra Amen .
Mitsangana mihazavaha , nomena maimaimpoana ka mizara maimaimpoana
Édifiée, gloire à Dieu et qu' Il vous bénisse en tout temps
AMEN ! Mankasitraka indrindra tompoko .
Amen,mankasitrak,isaoran anie ny Tompo
Misaotra indrindra ny @ asa fitoriana ny Tompo @ lafiny rehetra.Misaotra ny @ fahamarinana lazaina fa betsaka tokoa ny fampianaran-diso isarihana ny olona
Amen 🙏🙏
Miswtra anareo manome fahalalana @ Andriamanitra
Misaotra ny fampahareza ry pastera
mankasitraka Tompoko😊
Amen
misaotra betsaka @ fampaherezana tompoko
Misaotra betsaka @ fampaherezana
Amen Mankasitraka @fampaherezana. Ny Tompo anie hamaly fitia anao
💗
ISAORANA Tompo