Te hanoratra be aho amin'ity tantara ity. Ialako tsiny mialoha amin'ireo izay mety ho tohina amin'ity commentaire-ko ity fa amiko, ny fivohizana an'izao toe-tsaina izao mihitsy no mahatonga atsika malagasy ho faran'izay mahantra eran-tany satria ninoninona tsindry hazo lena mihatra amin'ny fiainana de mila mandefitra satria zany ny atao oe fahendrena amin'ny malagasy. Misy fotoana tokony hitenenenana, misy fotoana tokony mitaky ny zonao ianao, ianao no mila mi-imposer ny fomba tokony hi-traiter-n'olona anao. Raha tsy hiady hoanao ianao, iza no hiady hoanao eo? Mila ovana ny toe-tsaina fa indray mande ihany no miaina, ko nahoana no hiaritra jaly anaty tokatrano satria zany no atao hoe vady hendry? Amin'ity tantara ity dia mba niova lay lehilahy fa raha tsy miova mihitsy lay rangahy dia aona (tranga hita matetika amin'ny fiainana)? handefitra fona?
mankasitraka ô! misy marina mintsy ny ani Lova! anatra ho any vevavy tsara mintsy zany an! Ts oe rf manambady sy miteraka de ts mahava tena! tsy za alo e! 😂 mirary soa anareo e!
Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬.
Te hanoratra be aho amin'ity tantara ity. Ialako tsiny mialoha amin'ireo izay mety ho tohina amin'ity commentaire-ko ity fa amiko, ny fivohizana an'izao toe-tsaina izao mihitsy no mahatonga atsika malagasy ho faran'izay mahantra eran-tany satria ninoninona tsindry hazo lena mihatra amin'ny fiainana de mila mandefitra satria zany ny atao oe fahendrena amin'ny malagasy.
Misy fotoana tokony hitenenenana, misy fotoana tokony mitaky ny zonao ianao, ianao no mila mi-imposer ny fomba tokony hi-traiter-n'olona anao. Raha tsy hiady hoanao ianao, iza no hiady hoanao eo? Mila ovana ny toe-tsaina fa indray mande ihany no miaina, ko nahoana no hiaritra jaly anaty tokatrano satria zany no atao hoe vady hendry?
Amin'ity tantara ity dia mba niova lay lehilahy fa raha tsy miova mihitsy lay rangahy dia aona (tranga hita matetika amin'ny fiainana)? handefitra fona?
zay ny tena marina
Ndry mampalahelo tantara tena misy ara mpiaraha -monina misaotra ny mpanotra sy mpilalao 😘😘😘😘
Tsara fiafara ny tantara. Mankasitraka an’i Gasy Rakoto 👍
Misaotra betsaka e, tena tsara... Zany ny Reny FO VOLAMENA mankasitraka e 🙏 ❤
Sarotra tanterahana ,
Tsara b ilay tantara
Mahafinaritra eee
Tena mafinaritra be le tantara ❤️sady maha otsa fo be😥Mankasitraka indrindra re❤️🙏🙏
Mankasitraka tompoko ò 🎉. Tiako raha mba za manana fo volamena hotran mdm voahirana❤
Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko tantara ty f TS mahakajo mihenoaz
Misaotra betsaka nizara😍🙏🙏🙋♀️🙋♀️🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Indrisy ry fiaignana ❣ zany ka tantara. Mankasitraka indrindra Tompoko o ♥️ 💖💖💖💖💖💖💖💖💖🇲🇬🇲🇬💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝🇰🇼🇰🇼💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤😍🇲🇬
Misaotra nizara ô..
Mankasitraka #GasyRakoto 😘
Tantara manirikiri be 😂 tantara ka tantara tokoa
Mankasitraka ee ♥️.tsara le izy ee
Meric boucoup eh 😍
Otrany tiko be lova na d may vava
merci beaucoup 💋💋💋💋
Merci bcp de mirary soa sy hatrany 😍😍😍
Merci beaucoup pour votre partage
mankasitraka ô! misy marina mintsy ny ani Lova! anatra ho any vevavy tsara mintsy zany an! Ts oe rf manambady sy miteraka de ts mahava tena! tsy za alo e! 😂 mirary soa anareo e!
Mahafinaritra misaotra betsaka ❤❤❤
Merci beaucoup
Tsara ee, fa sarotra tanterahana ka
Mahay ny mpilalao ny tantara, ka mahafinaritra ery ny mihaino azy .
Misaotra nizara e 🙏🥰
Mankasitrakoooooo
Tsara be ilay tantara, mankasitra indrindra Tompoko ! ❤
Tena tsara Lotra nefa mapalaelo b mihits anarra ho any ankizy Zay ts Tonga saina
Tena tsara ny tantara sady misy anatra b
Mankasitrak nizara
Misy farany ny fandeferana
1/100000000000000 no sisa mahavita an'izany @zao.
Zah manokana tsy vitako le tsara fanahy amny rafy zany na tsara fo sy nianatra taknin aza ah fa niah Tonga de engaiko degany b niah
makasitraka indrindra tompoko;
Ummmh
Misaotra ee
Mankasitraka
tsy raikitra kousa aloha a...tena miala tsiny,,,aleoko celibat
Lelahy be tsis saina
mankasitraka ny mpilalao sy ny mpanoratra e
Misaotra nizara tompoko!!
Mer fa tsara be tena mifono hanatra be
Mankasitraka indrindra tompoko