HODY AHO ! - Tantara an'onjampeo malagasy

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 13 окт 2024
  • #vivaradio #mpamosavy

Комментарии • 59

  • @tantara.malagasy
    @tantara.malagasy  4 года назад +4

    Miarahaba e !
    Marihina fa indray mihaino ity tantara ity fa noho ny fisian'ny kabary ny 31 Mai dia tsy maintsy nozarana roa. Izany no antony nitononana an'ilay hoe "indroa mihaino".
    Misaotra

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 года назад

    Mankasitraka anareo tompoko 😍 fa mahafinaritra be lay tantara 😍 ary mampalahelo be koa ny fivavahana entina hanefanana ny ratsy devant ny fiangonana e misaotra betsaka ❤❤ anaro tompoko fa miandry ny tantara vaovao indray 😍😍

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 10 месяцев назад

    ❤❤❤❤🎉🎉🎉

  • @rakotondrazakahoby5246
    @rakotondrazakahoby5246 4 года назад

    Merci
    Enao sode manana le vohidrazan azafady

  • @jeannickclaudiahajazakasoa4457
    @jeannickclaudiahajazakasoa4457 4 года назад

    Mankasitraka fa tsara ilay tantara 🙏🙏🙏

  • @paulasmelsadinikamahasoana4382
    @paulasmelsadinikamahasoana4382 4 года назад

    maninona ary no tsy mba afaka manao film malagasy tsara ohatrany tantara malagay isika?

  • @floridagasy868
    @floridagasy868 4 года назад

    zay ary ny ejany misotra betsaka mahafina mitsy nareo aa😚😚😙

  • @TinaTina-pm9jc
    @TinaTina-pm9jc 4 года назад +1

    Mankasitraka re fa tena tsara ❤❤

  • @manitramanitra1084
    @manitramanitra1084 4 года назад

    Mankasitraka e, miandry fizarana 2ème e😍❤️

  • @julietteraharisoa724
    @julietteraharisoa724 4 года назад

    Mampatahotra be le mpamosavy
    Saika mba angataka titre le hira fa mahafinaritra be anahy

    • @kwnan7667
      @kwnan7667 4 года назад +1

      Zh koa mb mitady titr hira fa otrany tieko le hira nefa ts fantatr olo manao az

  • @kwnan7667
    @kwnan7667 4 года назад +1

    Kkkk iummmm iummm hody aho "hody aho afaka asaloha mits mihaino tantara nare reto we tena milamina eee " efa karah olo fantatro ab anare mpanao tantara satria efa ela manko nihainoako tantara nare efa maromaro zay efa io ny fialamboliko refa tonga taty kuwait zh" matsiaro sambatra zh na eo aza zavatr sarotro mahazo aty antaninolo aty fa refa mihaino tantara de afaka hoaz le asaloha tegn misaotra ar mankasitrak anare zahay moihaino ee ar mirary soa nare be de be mb hotafita sy hotonga am tanjona irina ab nare jiab mpilalao tantara sy ny mpamorona ar mpizara ee ka misaotra anare tompoko ô
    Farany de mb magniry tehahita anare mivantana los aho ndray andro any eee
    Hody aho hody aho kkkkkkk milay eee

    • @tokynandrasanajudianah5143
      @tokynandrasanajudianah5143 4 года назад +1

      Tena zn tokoa, ny tena Kadama ity,
      Otrany , rehf miheno azy, ampiasana de otrany vita haingana ny asa rhf miheno Tantara ndr'izareo ireto

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 года назад

    Msaotra atrani eee 😍

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 года назад +1

    Misaotra nizara e ❤🇲🇬

  • @lydiennepapp6236
    @lydiennepapp6236 4 года назад

    Misaotra nizara ô❤

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 4 года назад +1

    Misaotr nizar tompok @ Toky Ana
    Zah izio mihaino ❤❤❤💖💖
    Misaotr ny mpilalao kou fa afak sori2 fon zay aty atany lavitr
    De mirary soa hoatsk gasy rehetr maneratany 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬👈

  • @abakabakaonja9881
    @abakabakaonja9881 4 года назад

    Mankasitra tompoko, f tena tsara❤️

  • @apop3771
    @apop3771 9 месяцев назад

    Merci bcp

  • @rakotoarisonmalala489
    @rakotoarisonmalala489 4 года назад

    Tena tsara 💐💐

  • @jeandesire8096
    @jeandesire8096 4 года назад

    Tsara be le Tantara mankasitraka Tompoko

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 4 года назад

    Vao hihaino fa mankasitraka nizara 👍

  • @fenoguerlavais5466
    @fenoguerlavais5466 4 года назад +1

    makasitraka o, 2ème com's
    vo hiaino 😉

  • @samsungsamsung5632
    @samsungsamsung5632 Год назад

    😂😂😂😂😂

  • @manatsoamanatsoa7875
    @manatsoamanatsoa7875 4 года назад

    Efa 2020 anie isika eh Mba hataovy sérieux ty resaka Vysamompa ity eh s'y Totomah kkķk

    • @hanitrajoelinejohansson4090
      @hanitrajoelinejohansson4090 4 года назад +2

      Manatsoa Manatsoa 2020 tokoa fa tsy mbola tratra enao, za vo t@ janvier teo tany dago no tratra zay. Hiainga @ 3 maraina avy antsirabe andeha Antananarivo. Fa zahay mampiditra entana ao anaty fiara no mahatazana aloka teo antokontany satria misy jiro @ poteau sy eo antokontany. De tena hita mihitsy oe mpamosavy io, tsy omeko anao ny description-ny fa aleo refa tojo anzay enao de tadidinao zay lazaiko.

  • @choumie8656
    @choumie8656 4 года назад

    Misaotra betsaka nizara, inoko fa ho tsr 😊😊🇲🇬🇲🇬

  • @technocenter4165
    @technocenter4165 4 года назад

    Kkkk le oe mitady ofetsy tena no tena nahalatska b ahy😂😂😂

  • @hamham466
    @hamham466 4 года назад

    Kkkkk natabatra Barea fa sarahiny corona kkkk ripaka aho😁 makasitraka

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 года назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko fa ny heno tantara vaovao ndray e!

  • @vanessajob5995
    @vanessajob5995 4 года назад

    Mankasitraka ny ekipa rehetra miaraka @ mpilalao dia mankasitraka ihany koa ny mpizara ! Hevitra mety mihitsy ilay # kely ireo dia atao eo ny catégorie an'ilay tantara !

  • @r.louisette8468
    @r.louisette8468 4 года назад

    Tsara lay tantara misaotra, fa hono hoy aho misy ve ny tranga toy izany ?

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 года назад

    Mankasitraka Tompoko ô!

  • @tokynandrasanajudianah5143
    @tokynandrasanajudianah5143 4 года назад

    Tahaka izay I Radasy sy Ranera ,
    ts niteniteny hoe:
    " Hody aho, hody aho. "
    Nandositra 🏃‍♂️🏃‍♂️ Fahavalo mampahory tsy hitamaso, tany Tana,
    Kinanjo nifanehatra t@ Fahavalo mpamosavy mampahory hita maso teny andalana
    Loza nareo , ko zny😩😰
    Misaotra ehh , mahay be nareo manao ilay tantara ,
    Mampazoto miasa be zahay miasa Lavitra aty ny miheno an'azy,
    Otrany minitra vitsy de, vita asa , mihaino Tantara nareo ireto

  • @bodolalatianaraharimbola4803
    @bodolalatianaraharimbola4803 4 года назад +1

    Tena mampiomehy kosa le ataon dasy sy le namany voataingin lisy e

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 4 года назад

    hahahaha mankasitraka ee fa tena tsara be

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 4 года назад

    Misaotra tompoko fa tsara ilay tantara ô

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 года назад

    Zao vao hiaino oh, mankasitraka nizara e

  • @robertsoidridini9306
    @robertsoidridini9306 4 года назад

    Misoatra nizara oo

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 4 года назад

    Mankasitraka nizara

  • @ozilaarmistascolascolascol1298
    @ozilaarmistascolascolascol1298 4 года назад

    Misaotra betsaka tena tsara be lay tantara , tairo lay vazo kkkkk

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 4 года назад

    Misaotra nizara tompoko. Mafinaritra le tantara

  • @andryandry7064
    @andryandry7064 4 года назад

    Makasitraka

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 4 года назад

    Mankasitraka tompoko oo

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 года назад

    🙏🙏❤❤❤🌺🌺🌺💞💞🍀🍀🌹💕🌹💕💖🙏🙏🙏

  • @lecollectifnsc647
    @lecollectifnsc647 4 года назад

    Vao hiaino azy mihintsy aho zao , mankasitraka indrindra tompoko nizara

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 года назад

    Mankasitraka tompoko ô

  • @chrisnahennie2637
    @chrisnahennie2637 4 года назад

    Azafady Iza kay mihira ao iny le woe ody iny tiko be

    • @kwnan7667
      @kwnan7667 4 года назад

      Zh koa mb mitady olo manw Hira io fa tieko trop

    • @southji2822
      @southji2822 3 года назад

      Heveriko fa zaho rery no tia an ilay hira

  • @lidorakoto9756
    @lidorakoto9756 4 года назад

    Misaotra fa mino zah fa tsara io bon8

  • @plantih11
    @plantih11 4 года назад

    Misaotra betsaka e

  • @elisearthemise9881
    @elisearthemise9881 4 года назад

    Aleo indray zany tratrany paka kitay tohizay tratrany pamosavy. Misaotra betsaka nizara tompoko tena mahafinaritra be n'y tantara misaotra o

  • @Sylvanah-ix3ff
    @Sylvanah-ix3ff 4 года назад

    Misaotra betsak fa tsara be

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 4 года назад

    Mankasitraka o

  • @koookiiia9811
    @koookiiia9811 4 года назад

    Mankasitra tompoko

  • @jeandeuxlaurane369
    @jeandeuxlaurane369 4 года назад

    Mankasitra tompoko vomihaino

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 года назад

    Tena marina fa Comba b marina ity corona ity mila mitandrina sady mila misaina manao zavatra ..ohatrinona zany maizina roa ??? 😀misaotra nizara.