Fianararilala, Merci infiniment pour votre contribution, que de Dieu vous bénisse vous et votre famille. "Soa fa teo Kristy" n'est pas encore publié sur youtube mais dans quelques jours peut être, le DVD originale est en vente chez Fahazavana Anjoma, Fahazavana Ampasambazaha, Fianarcom Tsianolondroa, et tous les dimanches, au Temple Ikianjasoa Rasalama. bien à vous. A l'Eternel seul la gloire.
Tsara be ilay hira, mankasitraka anareo! Voninahitra ho an'Andriamanitra!, tsara be ilay fitafy malagasy avy hatrany!!! mba mangataka contact. fa te hanasa anareo. misaotra mialoha! Tahin'ny tompo
DERA HOANAO JESO SABASABATRA NY FO EO AMINAO SABATRA TOKOA NY MIARAKA AMINAO JESOA 💕❤💖 TSA MBA MAGNARY TOKOA JESOA AMEN 💖❤
Misaotra anareo fa tena tsara be ilay hira e, dia mba andefaso zafindraony raha misy
Hafa ihany ny original ahatagny antanana e! Tsarabe ny fiderana ny Tompo misaotra anareo e!
Misaotra an tompo ary misaotra anareo,,, tsara be 🙏🙏🙏
Sambatsambatsa ny FO rehefa eo aminao Jesô,misaotra anareo fa tena tsara be
Tsinjaka hafahafa koa ny anareo toy raikilonga...fa aleo hihatakataka aho fa olon-debe...mahereza e.... tsara e...
De misaotsa anareo e ! Mahavita be @ asa fiderana ô.
dia soa tokoa anie izao
Sambasambatsa tokoa ny miaraka @Tompo eee!! mahatsiaro agnan-tanàna!
Fianararilala,
Merci infiniment pour votre contribution, que de Dieu vous bénisse vous et votre famille.
"Soa fa teo Kristy" n'est pas encore publié sur youtube mais dans quelques jours peut être, le DVD originale est en vente chez Fahazavana Anjoma, Fahazavana Ampasambazaha, Fianarcom Tsianolondroa, et tous les dimanches, au Temple Ikianjasoa Rasalama.
bien à vous.
A l'Eternel seul la gloire.
Mafinaritra be ay misaotra ee
Misaotsa betsaka re TOKY fa dia soa tokoa ny miaraka am TOMPO
Amban Volo ny dorizin mihits ty kkkkkkkk miarak @tompo tiko ee
Misotra betsaka eee
Tiko lotra fa sady orginal ny feo fa tsamba rony amboamboarina rony
Mirary soa ho agnareo re raona fa de soa any zao
derao ny Tompo amin'ny aponga tapaka sy ny dihy
aleluya amen mafinaritsa
tsa mba manary Jesoa :)
TSARE makasitrake
tsa misy isaorana, efa ho avy koa ny raki_kira manaraka :)
Mahefà be amin;ny asan,i Tompo+toki ratovo
Hello, I really like this song, may i have lyrics please?
It's a song from Fianarantsoa Madagascar. It's talking about hapiness with Jesus
Mankasitra an' i Toky nandefa ilay hira fa de sambasambatsa tokoa leky ny mpihaino
tsy misy isaorana Golden :)
RAMASIONY je t'aime.
Mahafinaritsa eeee
Tiako be le hiranarew fa mba iza le groupe .....na le tarika
STK FANANTENANA FJKM Ikianjasoa Rasalama SP Matsiatrasoa :)
Misaotra indrindra e, sady mitombo ihany koa ny mpijery azy ity zany
tsara e
Mankasitraka feno anareo!!....mazotoa ho am manaraka koa!!......Raha misy fikasana ho aty aminay d vonona handray zahay!
Aiza ilay any aminareo?
Miandry ilay hira sasany ireny.
@@miki88miki3009 hiezaka hadefa azy izao fa hankalaza ny jobily faha 50 taona ny Fanantenana am 22 desambra izao
Misaotra ee
Tsara feo e ok fotsiny
Mr6 eee
Tyako hira besileo
Tsara be ilay hira, mankasitraka anareo! Voninahitra ho an'Andriamanitra!, tsara be ilay fitafy malagasy avy hatrany!!! mba mangataka contact. fa te hanasa anareo. misaotra mialoha! Tahin'ny tompo
Hery Zo Ralambotiana 0349940898 Mr Timoty
koa raha tsa valala sy jenga hoe........Misaotra !!!!!!
TENA MARINA TOKOA ZANY A