Размер видео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показать панель управления
Автовоспроизведение
Автоповтор
Ajanony ity kivorivory ity ,fa Tonga d action, fa efa tena tsy rariny intsony izao
Iza moa no mpakany Dubaï ?N'y HENJANA ihany no afaka mankany
Pot eta😅🤭
CAN Ary tsy vitanareo KO coupe du monde ..mon oeil gauche
Vary ve atao @ conseil de ministres
mampalaelo ny vahoaka fa sady efa ts manan kohanina no mbola mandry andriranantsy
Nga tsisy masokarena no ferana ny vidiny eny antsena ?
Fiainana io efa tsy misy hevitra tsony e,kely tss mijery efa tena sarotra b vo hitady hevitra
Ny fitondra-mpanjakana ty anie, tsy mahita raha tsy rariny zany. Ny zavatra tsy mety azahoaby ny mpitondra fanjakana intérêt.
Comores au niveau @ football par rapport barea
Tsy mandroso hono ny firenena raha tsy eo ny kolontsainy, kolontsaina inona hono hoe.......☠️☠️☠️ sady mitady tsy antonina azy ilay toerana hijoroany @'ilay izy vaventy sy mafy be 🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Iiiio na hanao fivoriana na mikato trano na ivelan n'y trano ? Tsy mahavaha olana izany tsy mahavaha fahantrana izany tsy mahavaha délestage izany.. Nahoana tsy nanao fivoriana kato trano tam fitondran drajao nilaza hamaha olan 'y délestage 3lois nefa badin drajao miliba manao shoping am volam bahoaka 30 000 €.. Niadana ve vahoaka tam zany ? Vo'lamena nomena sinoa ? Bois de rose30 conteneur nahondtan n'y hvm tany Singapour... Niadana ve n'y vahoaka malagasy tam zany ? Taiza no tsy nanao fivoriana mikato trano MBA hanalana jalim. Bahoaka tam zany ? Ka MBA atsaharo gandgabirabinareo radio mpa'ohitra n'y saim bahoaka am t'y firenena
Ajanony ity kivorivory ity ,fa Tonga d action, fa efa tena tsy rariny intsony izao
Iza moa no mpakany Dubaï ?
N'y HENJANA ihany no afaka mankany