1:52:36 halako be le noro,mpihatsaravelatsihy,,mody ts tia nef Eva b,,,vipère tsivanona,,,rh tena nihevitra ho anabavy hanampy naninon no ts nandamina le tokotranonolon f vo miha mielinelina manome fankampanahy le Ravo ,,,
Ny KARMA misy ka d za manokana manozona @foko manontolo olona manana situation oatrireto ,,, la roue tourne,,ary ny zavtr rehtr atw misy valiny daolo,,,halako b le tantara
Jereo @le fiafarany,,naninona no avy d ok le ferahn rh tena nipetrak le oe anadahy s anabavy???tsy tokony ho tonga t@zw iMirana rh ts le Ravondoza s ny hamolany ,,,niampy le Noro ts matahotody
Amiko aloha tena tsisy clè ty manangana amitiè amin vadin olona ty ee🤣🤣🤣🤣anabavy ah anabavy
Mankasitraka tompoko ❤️ 🎧🇲🇬
Mihaina ao anaty ny tantara izahay fa tena avo leta ianareo mamelona ny tantanra tompoko .Mankasitraka no maneo fisairana indrindra anareo.
Misaotra betsaka indrindra anao Tompoko GASY RAKOTO ny mizara tantara vaovao anay fona e💝💝💝💝
Mi papa papa foana hihihhi
Mankasitraka ô
Comme c'est triste 😥 quand l'amour fait place à la haine.
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra be lay tantara 😍 😍 😍 😍 😍 😍 🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤
Tena mankasitraka indrindra 'zareo à! Tantara fa tena tranga- piainana misy eto @ ity tany fandalovana ity.....
Merci tsara be
Mankasitraka nizara tantara hoanay❤️❤️ 🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼💪💪
Misaotra nbetsaka ❤
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🥰🥰
Misaotra betsaka
Mankasitraka indrindra tompoko nizara,fa tena mahay ny mpanoratra & mpilalao ny tantara.
Misaotra nizara 🤩🙏🤝🙋♀️🙋♀️🇲🇬🇲🇬
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 🙏 ❤️ ❤️ ❤️ ❤️ ❤️
Tena tsara fa miandry n'y tohiny merci
Mirary soa ho anareo o.Misaotra betsaka nizara
Kala Mirana no rangory ao @ ity tantara ity. Bevohoka fa tsy nahazaka vady momba
Any aminay zany ankadilala zany s'y andrebilany s'y amarapombo ambodrailesenadra dri manina tanidrazako aho
1:52:36 halako be le noro,mpihatsaravelatsihy,,mody ts tia nef Eva b,,,vipère tsivanona,,,rh tena nihevitra ho anabavy hanampy naninon no ts nandamina le tokotranonolon f vo miha mielinelina manome fankampanahy le Ravo ,,,
🤣🤣🤣😂Akoholahimbohitra mihintsy ilay christofe Rabeharimanana fa babony daholo ny vehivavy rehetra!! bgs bh kouh
😂😂😂ka ilay vadiny ao antrano tsy mb mi comprendre azy koooo
Ny KARMA misy ka d za manokana manozona @foko manontolo olona manana situation oatrireto ,,, la roue tourne,,ary ny zavtr rehtr atw misy valiny daolo,,,halako b le tantara
Makasitrz
Misaotra nizara
Tsara saingy betsaka loatra ilay publicité
Mankasitraka indrindra Tompoko 💗 💓💓💓💓💓💓💓💓💓🇲🇬🇲🇬💝💝💝💝💝💝💝💝🇰🇼🇰🇼💗💗💗💗💗💗💗
ozy ilay mpihira izay hoe „iza no diso“? 😂😂😂😂😂
Hay ve ato misy azy juska hatram farany ee zah efa vonona be hiandry tohiny Kay fa nisy misaotra oo
Misaotra betsaka tompoko nizara
Mazotoa mihaino tompoko !
Merci beaucoup gasy Rakoto
Makasitraka hatrany tompoko
Mankasitraka indrindra nizara
Hafa ihany ny efa mahay no manao tantara fa tsy ilay mamaky b reny . Merci Christophe sy ny équipe any 😗
Jereo @le fiafarany,,naninona no avy d ok le ferahn rh tena nipetrak le oe anadahy s anabavy???tsy tokony ho tonga t@zw iMirana rh ts le Ravondoza s ny hamolany ,,,niampy le Noro ts matahotody
Des publicités de Madagascar ne nous servent vraiment à rien en France. En vous remerciant.
Hahaha enregistrement io ry mahay be any france a.Ny aty Mada ndray no manazava 😃😃😃😃.Nga anareo raika izarana io .Tsy mahay mankasitraka