L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 05 JOLAY 2024 : 👉Tintin RAVONISON

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 3 окт 2024
  • Resadresaka Mahakasika ny:
    Fifidianana
    Fiainam-pirenena
    Mpanolotra: Mendrika RAZAFINDRATSIMA
    L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 05 JOLAY 2024 : 👉Tintin RAVONISON - Mpandinika Fiarahamonina
    #Madagasacar #actualitésmadagascar #realtvmadagascar #direct #actualité #realtv #abonnezvous

Комментарии • 17

  • @saholyrakotovao9869
    @saholyrakotovao9869 3 месяца назад

    Très sssssss intelligent Tintin 👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌

  • @saholyrakotovao9869
    @saholyrakotovao9869 3 месяца назад

    SUPERRRRRRR Tintin 👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👌👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏

  • @saholyrakotovao9869
    @saholyrakotovao9869 3 месяца назад +1

    Bravoooooooo Tintin 👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏👏

  • @dood587
    @dood587 3 месяца назад +2

    Aza misolelaka na mandrebireby vahoaka letsy ry Tintin a!! Na ny filoha(filou )aza nangataka taratasy ho vazaha =(marionnette)dia ahoana no hiarahana mampandroso ny firenena amizany !!! Nanomboka 2009 (15ans) Ka hatr@zao mikoroso ny malagasy.

  • @cybercosmo7949
    @cybercosmo7949 3 месяца назад

    Misaotra Tintin namana olona tsara

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g 3 месяца назад

    Anangonkarena

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g 3 месяца назад

    Hameno pôkaitra

  • @MaTsiro-t4g
    @MaTsiro-t4g 3 месяца назад +1

    Fitiavantena

  • @cybercosmo7949
    @cybercosmo7949 3 месяца назад

    Ny tandrefana mitsy no mampahantra antsika, io demokrasia io sadasada io

  • @rogerrakotoarijao6296
    @rogerrakotoarijao6296 3 месяца назад

    Manao azafady raha hiteny. Ny zavatra tsapa manokana dia izao : ny mampahatonga izao fitsikeràna mamaivay sy fimenomenomana mahery vaika izao dia tsara mba ho fantatra iany.
    Efa hiaraha mahalàla ny FAHASAHIRANANA MIHOAMPAMPANA misy eto amintsika kanefa TSY HITA MIVAINGANA NY FIJEREVANA AKAIKY DIA AKAIKY NY FARI-PIANAN'NY 85 % NY VAHOAKA MALAGASY !!! NY TENA ANTONY MANARAKA IZANY DIA IZAO : TSY VOADINIKA TSARA NY LAHARAM-PAHAMEHANA TOKONY HANAVOTANA NY FIRENENA !! BETSAKA NY FAMPANDROSOANA MAHARITRA ATAO ARY AZO ATAO TSARA NY METY HANANANA NY HOENTI-MANANA IJEREVANA NY FAMPIAKARANA NY FARI-PIAINAN'NY MARO AN'ISA !!!.
    HITA MIBARIBARY EO ANATREHAN'NY MARO AN'ISA FA MISY FOANA , ISAKY NY FANJAKANA MITANTANA , FA MISY OLOM-BITSY LASA MPANEFOEFO ARY FANTATRY NY OLONA IANY KOA FA TSY MIRAHARAHA NY FIAINAM-BAHOAKA AMIN'NY ANKAPOBENY AKORY IZIREO !!!
    AMBAVA HOMANA AMPO MIERITRERITRA !!! MISAOTRA TOMPOKO

  • @patrickrazafindrakoto7430
    @patrickrazafindrakoto7430 3 месяца назад

    Mafinaritra ny tehaneho hevitra fa mba atao misy ventiny azo raisina mba tsy anoratako ho tsara fa tsy misy mafonja.

  • @rogerrakotoarijao6296
    @rogerrakotoarijao6296 3 месяца назад

    AZAFADY !! AHIANA MAFY DIA MAFY MIHITSY HOE METY MBOLA VOAVIDY VOLA SANATRIAN'IZANY IREO OLONA VAO VOAFIDY IREO !! METY SANATRIA HO VOAFITAKA NY VAHOAKA NIFIDY AZIREO !!!!

  • @rogerrakotoarijao6296
    @rogerrakotoarijao6296 3 месяца назад

    AZAFADY !! TOKONY MBA HO MISY SY NISY NY FANGARAHARÀNA (TRANSPARENCE) EO RAHARAHAM-PIRENENA FA TOA HITA KOSA ALOA HOE BE LOATRA NY TOE-DRAHARAHA TSY MAZAVA ARY TSY MBA HAZAVAINA !!!!

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 3 месяца назад

    Le vrai ambaniandro dans tout sa splendeur fourbes hypocrites

  • @rogerrakotoarijao6296
    @rogerrakotoarijao6296 3 месяца назад

    MANAO AZAFADY @ MR TINTIN FA TSY HOE LALÀNA VITSIVITSY FOTSINY NO NAPETRAKY NY VAHINY MIFEHY ANTSIKA MALAGASY , FA TOKONY MBA HANAM-PAHASAHIANA HILAZA NY TENA MARINA ANDRIAMATOA TINTIN !!! TOKONY HAHASAHY HITENY ETO IZY HOE NY VAHINY NO MBOLA MIFEHY TANTERAKA NY TOE-KARENA INDRINDRA INDRINDRA ETO @ FIRENENTSIKA !!!
    TSY IZAO SARIN'ADY IZAO NO TOKONY HO ATAON'NY MALAGASY FA TENA TOLONA MBA HAHAFAHAN'NY MALAGASY MIALA @ FANANDEVOZANA MODERINA IAINANA AMIN'IZAO FOTOAN'IZAO !!!
    TSY MORA IZANY LÀLANA TOKONY HIZORANA IZANY FA TENA MILA FIKAROHANA SY FANDALINANA TENA LALINA ARY ILÀNA FAHENDRENA LALINA IANY KOA DIA ILAY FAHENDRENA AVY AMIN 'ANDRIAMANITRA MIHITSY !!!
    RAHA MAHALIANA NY REAL TV IZANY TSETSATSETRA TSY HARITRA IZANY DIA AFAKA MIFANAKALO HEVITRA IANY !! MISAOTRA TOMPOKO.