SOLOMIRAL - Hafatra

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 30 мар 2014
  • Vazo nalaza t@ zany fotoana!!!!!!! mlay foana eeeeeee
  • ВидеоклипыВидеоклипы

Комментарии • 9

  • @nirinanellah
    @nirinanellah 5 месяцев назад

    Hmmmm,, mankasitraka eee,,Hira tiako t@ adolescente ko kkkkk Ary Mbola tsàra fogn ahhh nad EF 2024 atsika zao

  • @andorazanamorasoa5478
    @andorazanamorasoa5478 5 месяцев назад

    Tena tsara❤Jimmy Harrison moa izany no nahalalako ity hira ity

  • @poundalee5281
    @poundalee5281 6 месяцев назад

    Tsara izany hira izany, 🎵🎶izaho tsy dia mahafantatra ny tarika solomiral, i Neninay no nitondra K7 ho ahy tamin'izany
    Milay ny tonony sy ny arrangements
    Misaotra nizara

  • @thiers526
    @thiers526 8 лет назад +1

    suuurrr miitsii à!20 taona la sa fony tany Dago zany an!!!

  • @doseup489
    @doseup489 6 лет назад +1

    manja! tena manja

  • @marijale8127
    @marijale8127 10 лет назад

    Pour ma femme qui e loin d moi à present, je tm tjrs tu es tjrs ma femme, aucun ne peu te remplacE,
    Mbola hiaona isika indray andro any
    Aoka izay re ! ny tomany
    Mbola ho avy ilay maraina, hitondra hery vao
    Sombiniaina ô!
    Na lavitra aza ianao
    Ny foko tsy aiza fa any aminao
    Izany hoy aho ry Lala ô ! izany aky lala ô!
    Andefaso taratasy aho an !
    Manorata f’aza malaina
    Na ny soratananao ihany aza
    Hafinaritra ahy sombinaina
    Andefaso taratasy aho an !
    Manorata f’izany no ilaina
    Na ny soratananao ihany aza
    Dia hampionona any sombinaina m ! m ! m!
    Ny ela mantsy maharay roa
    Aoka isika tsy hifankafoy
    Hivavahana lalandava ny fihavanantsika tsy ho rava
    Aza matahotra ianao, fa ianao no tiako hatramin’izao
    Ka ho mandrakizay, izany akia Lala ô!

  • @andrianoelisonlydia663
    @andrianoelisonlydia663 9 лет назад

    samy tao Amberivatry sika nipetraka fa de courage ô

  • @nancyranohitriarivo8639
    @nancyranohitriarivo8639 5 лет назад +1

    ❤️❤️❤️

  • @harryfix5556
    @harryfix5556 6 лет назад +1

    merciiiii