Tsy de tsara ny fivoakan'le SOLO rah hoharina amn'le version nivoaka tanaty album.. zany eo ihany fa ny mpihaino ihany koa habitué amin'ny zavatra originale, de ny préférence-ny de ze efa hitany mialoha fôna, de déçu fôna izy amn'ze hanoloana ny tena izy.. Tsy hoe zah akory no handeh hampianatra ny HOSANA fa mba astuce fotsiny leizy, EKeko hoe vedety be leri le manao SOLO io, fa tsy te tian'ny olona ny miala lavitra ny confort ..
Tsara b lay hira fa tsy azoko n tonony manao hoe " inty aho mamela ny heloko ", tsy tokony hoe: mamela ny helokao" ve? Jesosy no mpamela heloka . misaotra o
Tena tsar bé ilay live❤❤
voninahitra anie ho an' i Jesosy irery ihany ! Amen
Tena tsara, mankasitraka ❤🙏
Tsy de tsara ny fivoakan'le SOLO rah hoharina amn'le version nivoaka tanaty album..
zany eo ihany fa ny mpihaino ihany koa habitué amin'ny zavatra originale, de ny préférence-ny de ze efa hitany mialoha fôna, de déçu fôna izy amn'ze hanoloana ny tena izy..
Tsy hoe zah akory no handeh hampianatra ny HOSANA fa mba astuce fotsiny leizy,
EKeko hoe vedety be leri le manao SOLO io,
fa tsy te tian'ny olona ny miala lavitra ny confort ..
Mankasitraka tompoko! Mahereza hatrany
Hosana amboijato fitiavana
NyvVoninahitra ho an Andriamanitra
MANKASITRAKA e
Tahin Andriamanitra e
Tsara❣️❣️
Tsara loatra ❤
Tsara loatra...mankasitraka!
Tsara b lay hira fa tsy azoko n tonony manao hoe " inty aho mamela ny heloko ", tsy tokony hoe: mamela ny helokao" ve? Jesosy no mpamela heloka . misaotra o
Inty aho, mamelà ny heloko
Tsara be ity hira ity
Misaotra 🥰
Tsara be t'y hira t'y f mba omeo le toninkira azfd tompoko