tratry ny covid aho t@ volana aprily 2021 lasa teo.. ity hira ity nohenoiko en boucle isan'andro ary tena nandresy lahatra ahy tanteraka.. tena miasa Andiamanitra. Mirary soa ireo ao anaty ady rehetra, na adim-panahy, adin-tsaina sns.. apetraho amin'Andriamanitra fa tena miasa Izy :) :)
Misaotra anao Ray fa tena miasa Ianao.. matoky ny fitantananao ny fiainako hatrany. Misaotra Jaona amin'ny Vidéo.. mampahatsiaro zavatra mamy be dia be
Amen amen! raha mino ianao dia ho sitrana @ ny anaran ny Jesosy Kristy Tompon-tsika, izany no teny napanantenana nataon ny Ray ho antsika zanany, tohizo ny hira fitoriana azy fa mihaino izany aho dia efa sitrana sahady!!!
Miasa Andriamanitra_(HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA) Tsy misy ny olana tsy azo vahana Tsy misy aretina tsy azo sitranina Toa mahavery hevitra anao fatratra Mba fantatrao ve ny hoe finoana 'Zao teny izao no ampaherezako anao Ny zavatra rehetra dia hainy atao Jesoa fitiavana mijery anao Hanova ny aminao manantona Sahiran-tsaina ianao, te hihoatra hiarina Milanja irery izay midona Jesoa no handrava anio, io no hifamarina Voavonjy izay manam-pinoana Nohariany isika hiaina finaritra Na dia zahan-toetra aza indraindray Hatsapa ianao fa miasa Andriamanitra Hevero anie ireo zay voafidiny fa Tsara fiafarana, tena nahatana Tsy niova nankato, nanompo nanasoa Na tety an-tany, ndrindra an-danitra any Miaina amin'ny fiadanan'ny Tompo Tsisy voatokana ho farahidiny Ny fahantrana anie ka tsy didiny Jesoa mpamonjy efa nahidiny Tompon'ny zavatra rehetra Nampisy zay tokony hibebahana Fa ny ota anie ka vato misakana Zava-mandoza io ka leo ialàna Miovà dia ho hitanao ny hazavana Hianteheranao Izy, tsy mba mandatsa Izy Fitiavan-dehibe no ao am-pony Anio raha hekenao, ny fanapahany Hiseo tokoa ny fitahiany Nohariany isika hiaina finaritra Na dia zahan-toetra aza indraindray Hatsapa ianao fa miasa Andriamanitra Hevero anie ireo zay voafidiny fa Tsara fiafarana, tena nahatana Tsy niova nankato, nanompo nanasoa Na tety an-tany, ndrindra an-danitra any Miaina amin'ny fiadanan'ny Tompo Nohariany isika hiaina finaritra Na dia zahan-toetra aza indraindray Hatsapa ianao fa miasa Andriamanitra Hevero anie ireo zay voafidiny fa Tsara fiafarana, tena nahatana Tsy niova nankato, nanompo nanasoa Na tety an-tany, ndrindra an-danitra any Miaina amin'ny fiadanan'ny Tompo Miaina amin'ny fiadanan'ny Tompo
tratry ny covid aho t@ volana aprily 2021 lasa teo.. ity hira ity nohenoiko en boucle isan'andro ary tena nandresy lahatra ahy tanteraka.. tena miasa Andiamanitra. Mirary soa ireo ao anaty ady rehetra, na adim-panahy, adin-tsaina sns.. apetraho amin'Andriamanitra fa tena miasa Izy :) :)
Tena miasa mangina Andriamanitra ary hita mivaingana eny foana ny Fitiavana zay asehony antsika,Misaora sy mihobia Azy mandrakariva, Amen
Jeso Fitiavana mijery anao. Tsy misy izay Tsy vitany. Tazomy n'y finoana. 🙏🎤❤️
04 fév 2020 : tena mino aho fa miasa Andriamanitra !tsy misy olana tsy azo vahana! mino sy miandry anao aho Jesoa Fitiavana ! Amen ! misaotra anareo mampahery ooo!!
Amen, voavahan'Andriamanitra daholo ny olanao, katraho aloha ny fanjakan'Andriamanitra.
Misaotra anao Ray fa tena miasa Ianao.. matoky ny fitantananao ny fiainako hatrany. Misaotra Jaona amin'ny Vidéo.. mampahatsiaro zavatra mamy be dia be
Amen amen! raha mino ianao dia ho sitrana @ ny anaran ny Jesosy Kristy Tompon-tsika, izany no teny napanantenana nataon ny Ray ho antsika zanany, tohizo ny hira fitoriana azy fa mihaino izany aho dia efa sitrana sahady!!!
Amen❤🙏❤
Tena miasa Ary tena azo ianteherana fa n'y tena no toa kelyfinoana indraindray amin'ny maha olombelona angamba. Mankasitraka nympamorona e tht e'
Tsara loatra Andriamanitra e!! manàna finoana fa hiasa eo @ fiainanao tokoa izy,dia voninahitra any @ avo indrindra @alalan izany hira izany, misaotra anareo betsaka e!!!!!
tena miasa Andriamanitra e!! Amen!!!
Miasa Andriamanitra_(HOSANA AMBOHIJATOVO FITIAVANA)
Tsy misy ny olana tsy azo vahana
Tsy misy aretina tsy azo sitranina
Toa mahavery hevitra anao fatratra
Mba fantatrao ve ny hoe finoana
'Zao teny izao no ampaherezako anao
Ny zavatra rehetra dia hainy atao
Jesoa fitiavana mijery anao
Hanova ny aminao manantona
Sahiran-tsaina ianao, te hihoatra hiarina
Milanja irery izay midona
Jesoa no handrava anio, io no hifamarina
Voavonjy izay manam-pinoana
Nohariany isika hiaina finaritra
Na dia zahan-toetra aza indraindray
Hatsapa ianao fa miasa Andriamanitra
Hevero anie ireo zay voafidiny fa
Tsara fiafarana, tena nahatana
Tsy niova nankato, nanompo nanasoa
Na tety an-tany, ndrindra an-danitra any
Miaina amin'ny fiadanan'ny Tompo
Tsisy voatokana ho farahidiny
Ny fahantrana anie ka tsy didiny
Jesoa mpamonjy efa nahidiny
Tompon'ny zavatra rehetra
Nampisy zay tokony hibebahana
Fa ny ota anie ka vato misakana
Zava-mandoza io ka leo ialàna
Miovà dia ho hitanao ny hazavana
Hianteheranao Izy, tsy mba mandatsa Izy
Fitiavan-dehibe no ao am-pony
Anio raha hekenao, ny fanapahany
Hiseo tokoa ny fitahiany
Nohariany isika hiaina finaritra
Na dia zahan-toetra aza indraindray
Hatsapa ianao fa miasa Andriamanitra
Hevero anie ireo zay voafidiny fa
Tsara fiafarana, tena nahatana
Tsy niova nankato, nanompo nanasoa
Na tety an-tany, ndrindra an-danitra any
Miaina amin'ny fiadanan'ny Tompo
Nohariany isika hiaina finaritra
Na dia zahan-toetra aza indraindray
Hatsapa ianao fa miasa Andriamanitra
Hevero anie ireo zay voafidiny fa
Tsara fiafarana, tena nahatana
Tsy niova nankato, nanompo nanasoa
Na tety an-tany, ndrindra an-danitra any
Miaina amin'ny fiadanan'ny Tompo
Miaina amin'ny fiadanan'ny Tompo
Miasa Andriamanitra!
Nohariany isika hiaina finaritra na dia zahan-toetra aza indraindray! ... Tsara fiafaràna sy miaina ny fiadanan'Ny Tompo izay voafidiny
Misaotra Tompo fa tena miasa ho anay tokoa ianao.
❤
Mahereza avokoa dia minoa an'Andriamanitra fa hainy hatao ny zavatra rehetra " voavonjy izay manampinoana"
hafa mihitsy ny hira fiderana an'Andriamanitra e, miasa Andriamanitra
Tena miasa Andriamanitra
afaka mahazo tonokira io vee , tsy androko taony jay ze hatongavany le 5 feb
nohariany isika iaina finaritra , misaotra HOSANA , mampahery be ny tononkira
tsy misy ny olana tsy azo vahana.........
Miasa mihitsy Andriamanitra amin'ireo olana misy
Good
Amen
Miasa Andriamanitra😊
Mba mety mahazo ny tonokira ve aza fady? Misaotra tompoko
heryh manantena eny mb omeo toning zay manna tsar b dahol Mano me hery
Eny tena tsapako fa miasa Andriamanitra, dera ho anao ry Tompo
Mankasitraka fa tena mampahery homba anareo mandrakariva Jean @asa fitorina ataonareo
TIAKO LOATRA NY FIASAN'ANDRIAMANITRA AMIN'NY FIANAKO
Tsara ny Tompo e.voninahitra ho Azy irery ihany.
manova zavatra ny finoana an'i Jeso
Tena tiko io Hira io mamelona ny Fanahiko ny tonony
mafnartr b le hira a voninahitra ho an Andriamanitra
Voavonjy izay manam pinoana
Mankasitraka e. Tsara b
Ra Jéhovah ni mia sa iza tokoa no hahasakana
Andriamanitra no fanaladiny zavan-drehetra eo @ fiainana eto ambony tany sy any andanitra
Tsara ny midera any Tompo
Tsara ny Tompo
Tiko loatra ty hira y
B