FAHATSIAROVANA DÉBAT - ANDRY RAJOELINA 🆚️MARC RAVALOMANANA-DIDIER RATSIRAKA 🆚️ ZAFY ALBERT

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024

Комментарии • 26

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p 10 дней назад +9

    Ty le bala rora adrajoel
    Tsy mahalala menatra Rajoel

    • @Zah_Gasy_Be_Kritika
      @Zah_Gasy_Be_Kritika 9 дней назад

      Raha mba nijanona tena bala rrrorrra marrrrina dia tsy dia naninona loatra satria raha vao nataony tifitra varrrirrraka na teny ambohitsorrrohotcha na ny fianan'ny malagasy marrro an'isa dia tena nahafaty sy mahafaty ary mandratcha mandchaka andchoany ilay balarrrorrrany.

  • @jaomarengatsikoza3140
    @jaomarengatsikoza3140 9 дней назад +3

    Ny malagasy fanatique sy bado no tsy naharaka debat ka nanome rariny fahatany an'i Rajoelina . Fa izaho dia nahatsapa fa kabarin'ny mpikoty sipany azy fa tsy misy marina akory izay lazainy .😎

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 9 дней назад +6

    Voilà un débat objectif et lorsqu on entend les 2 ambaniandros ravalo et wera wera rajoelina c vraiment une honte

    • @coolman3322
      @coolman3322 6 дней назад

      minonoa fotsiny ihany

    • @LikeAPro.1995
      @LikeAPro.1995 4 дня назад

      Izany fanavakavaham-bolo-koditrao re havako! 25 taona ny Filoha Ratsiraka nitondra an'i Madagasikara nakany amin'ny fitotonganana, tsy nisy nilaza hoe avy taiza ny fiaviany. Sady ny tena mahagaga anie ankehitriny toa efa nanambara Analamanga fa tsy mila an'i Rajoelina fa toa mbola lany izy e. Iza marina izany no mandany azy hahatonga ny firenena midi-kizo toy izao?

    • @leroabalita687
      @leroabalita687 3 дня назад

      Il se trouve que depuis les ambaniandros ont pris le pouvoir minoa fotsiny rajao et wera wera le pays s enfonce c un vrai constat indiscutable des vauriens

  • @christiantehadiny
    @christiantehadiny 8 дней назад +4

    Zafy sy Marc ihn mlay rh jerena zava-misy ka

    • @Zah_Gasy_Be_Kritika
      @Zah_Gasy_Be_Kritika 6 дней назад

      Tena sambatra i M/sikara sy ny Malagasy raha ohatra ka nisy izany hoe i Prof Zafy no Filoham-pirenena no sady minisitry ny fahasalamana ary fifandraisana ara-poko dia i Marc no minisitry ny vola sy ny toekarena ary ny fampandrosoana ankapobeny dia i Amiraly minisitry ny atitany sy ny tafika ary ny raharaham-bahiny dia i Rainidedaka minisitry ny dokambarotra sy ny fialamboly ary ny sapôlojia malagasy.

  • @AnthoineFidimanana
    @AnthoineFidimanana 3 дня назад

    Mankasitrak eee

  • @noelagerard1134
    @noelagerard1134 4 дня назад

    Mpandainga maty p.......y i andrindoza mianakavy

  • @santiiarivo5370
    @santiiarivo5370 День назад

    Tsy ampy solaitra!!!!!!!

  • @adriansluf
    @adriansluf 10 дней назад +4

    Damm (Deutsch)=Dam(English)=Barrage(Français). Fa @ hevitra hafa dia azo antsoina hoe „digue“ hoy ny vazaha.

    • @Zah_Gasy_Be_Kritika
      @Zah_Gasy_Be_Kritika 9 дней назад +3

      Rehefa tsy mahalala andafy ankoatry ny lafrantsa dia izay no izy. "Man lernt nie aus" hoy ny ohabolana rainiboto. Ingiahy Rainilainga Wèrawèra Sefon'ny Sapologie Malagasy angaha te hahalala an'izany mianatra sy manovo fanampim-pahalalana mandritra ny androm-piainana izany.

    • @adriansluf
      @adriansluf 7 дней назад

      @@Zah_Gasy_Be_Kritika sady sapolozista no Dijay 🤣🤣🤣🤣😉👍

    • @Zah_Gasy_Be_Kritika
      @Zah_Gasy_Be_Kritika 7 дней назад

      @@adriansluf 😄

  • @Andriamampionina
    @Andriamampionina День назад

    Bala rora tay le Rajoelina .marikoriko na mieno feona aza🤮🤮🤮🤮🤮🤮🤮🤮

  • @RakotomananaYvon
    @RakotomananaYvon 8 дней назад

    Chacun il y a de la politique

  • @Zah_Gasy_Be_Kritika
    @Zah_Gasy_Be_Kritika 9 дней назад +2

    Ankehitriny vao tonga saina ny maro, satria hay ilay "DEBA" noharatsiana sy nankahalaina ary nodemoniana tsy misy ohatr'izany tamin'ny androny dia hita fa tsara kokoa sy nahavita lavitra noho ireo nandra sy bado ary dom(a)elina vongan-javatra rehetra nandrava sy tsy nahay nanohy izay natsangany. Ny nenina hono tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa sy hanangatra. Ankoatry ny fahazaina ara-tsekoly norantoviny sy ny traikefa nananany ary ny "χάρισμα = charisma / charisme" izay azy manokana, dia izy irery ihany no Filoham-pirenena Malagasy maro foko ara-piaviana ka tsy nananosarotra taminy ny nampifandray sy nampitovitovy lenta ny malagasy isam-paritra sy isam-poko. Ny firafitry ny governemanta sy ny rafitra nisy rehetra tamin'ny androny dia fitaratra azo nijerevana an'izany avokoa. Hita taratra eran-tany izany na aiza na aiza. Rehefa ny Filoha no maro fiaviana ara-poko sy/na ara-karazana na tsy voagejan'ny foko 1 na 2 na 3 fiaviany dia ohatry ny talenta voajanahary ho azy izany ny fahaizany mampiray sy mampitovy lanja ny manodidina azy sy izay rehetra ambany fifehezany. Tamin'ny andron'i Dalibunga tany Afrika Atsimo na tamin'ny andron'i Barack Hussein Obama II tany USA dia tsy misy valaka tamin'izany raha tsy haka an'ireo ohatra 2 ireo fotsiny. Inona ny zava-nisy teto t@ andron'ny PISO DIA sy ny angôfony, TIM sy ny forongony ary ny mbola iainana amin'izao andron'ny TGV sy ny IRMAR-WIRRWARR-ny izao. Anaré kwa zalàh tia mampitovy lakaña amin-jahitra èh. Y a pas photo aoizin'ny vazaha. Asa na oviana i Madagasikara vao hahita na hahazo Filoha maro fiaviana ara-poko na misokatra ara-tsaina tsotra izao, tena avara-pianarana ary tia tanindrazana (tsy antendro molotra fotsiny) na manana fisainana mifanaraka amin'izany mba handaminana indray ity Firenena izay efa tsy hita intsony ny maha Firenenena azy ity. Izao Ethnocratie exclusive @ saosy voasary lôranjy izao - izay hitam-poko hitam-pirenenana - dia mifandaka tanteraka @ "démocratie inclusive" ka tena hamarina antsika amin'ny mangitsokitsoka kokoa raha tsy voarodana ara-potoana.

    • @troll_sody
      @troll_sody 8 дней назад

      Hafa be io Zoky io, Tena hoe tia tanindrazana izy na de manao jadona

    • @coolman3322
      @coolman3322 6 дней назад

      satria borizany même tsy aleany dia lazaina d'à anan mety io ko

  • @evarani2470
    @evarani2470 5 дней назад

    Tokony alefa fahitalavitra video ty Tompoko o

  • @troll_sody
    @troll_sody 8 дней назад

    Hafa ihany n Amiral na de haratsiana, tsy misy mlahavita n vitany aloha

    • @jasonbig6859
      @jasonbig6859 4 дня назад

      fa vitany amin inona aloha ? 🤣 25 ans au pouvoir, mbol nanana noho i chine sy maurice ary comore, potika ny firenena. 4 mi sy faty olona no mitobaka

    • @troll_sody
      @troll_sody 4 дня назад

      @@jasonbig6859 Aleoko tsy miteny, Tapitra

  • @AnthoineFidimanana
    @AnthoineFidimanana 3 дня назад

    Milay be deba ty