MISY FIANTRAIKANY @ ANKIZY sy ny TANORA NY FIHENOINA HIRA ...

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 17 сен 2024
  • Io hira henoin‘ny zanakareo isan‘andeo io anie eh ray amandreny isany , ka misy fiantraikany @ ho avin-dry zareo e ! Nareo tanora henoy ity ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : www.facebook.c...

Комментарии • 12

  • @francoratovoson
    @francoratovoson 4 месяца назад +2

    légende Babaique❤❤❤

  • @nanieraharison2008
    @nanieraharison2008 4 месяца назад +1

    Misaotra amin' ny fikelezam- po- nao hitondra fananarana sy fampianarana ny tanora sy ny ray aman- drenin' izy ireo mba samy ho tonga saina !

  • @abdallahahmady7264
    @abdallahahmady7264 4 месяца назад +1

    Le monde est évoluer pour dévaluer l' art de vivre.

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 5 месяцев назад +6

    Tena mihombo-kevitra aminao aho Mr Koto hafa mihintsy vazo taloha feno hatratra sy miteny tononkira amizao presque hira miteniteny foana mbola jijangilo tsy mahaliana na mohaino azy aza

  • @ramarosonnathanaelomar7116
    @ramarosonnathanaelomar7116 4 месяца назад +2

    tiako b raika Ty monsieur koto ai

  • @pratikharisse4976
    @pratikharisse4976 5 месяцев назад +2

    Merci Koto

  • @gokhlayehenki3418
    @gokhlayehenki3418 5 месяцев назад +2

    432Hz ihany e!!! ❤

  • @RazanakotoMilijaona
    @RazanakotoMilijaona 5 месяцев назад +1

    Mikoty makorely .ny rahy mikota apahendrena

  • @manampisoarandrianarivelo8432
    @manampisoarandrianarivelo8432 5 месяцев назад +1

    Tena marina !

  • @rabory8499
    @rabory8499 5 месяцев назад +2

    Akory Koto, mpanaraka an'ingahy aho, saingy iny resaka Bertrand iny kosa aloha itiavako an'i Big. Tiako be ilay hafatra ampitainy hoe mba tokony hijoro ny lehilahy gasy. Tiako be ny nanaovany an'ilay vazaha "Bertrand". Ny fahita matetika manko dia ilay hoe "Lasan'ny vazaha ny vadiko" dia mitolefika eo !
    Mahereza Koto ah !

  • @mraj2234
    @mraj2234 5 месяцев назад +1

    Na ianareo misolelaka manao merci @ pejiny, matimatin'ny post ataony, na tsara ny posteny na n'importe quoi dia misolelaka foana. Misy miteny hoe rehefa tsy tia dia tsy misy manery fa nareo lany crédit, lany fotoana, influencé, dia tsy atao mahagaga raha tsy misy atokona ny tanoran firenena

  • @tianatana2012
    @tianatana2012 5 месяцев назад +6

    Ka rafanja ary mandray anjara mafy @ fanabadoana ny vahoaka koa