Pazzapa 6 - Medley Kaiamba

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 15 сен 2024
  • Somary ratsiratsy ny Sary fa ialana tsiny !!!

Комментарии • 9

  • @joachimrafidinarivo2342
    @joachimrafidinarivo2342 11 месяцев назад +2

    Mahatsiaro ny fahatanorako aho. Nankafy ary mbola mankafy ny hira kaiamba fahiny. Mahatsiaro ilay namako avy any Farafangana

  • @bemananjarachris724
    @bemananjarachris724 2 года назад +1

    Misaotra indrindra tsy manadino ny kanto mampiavaka antsika malagasy. Tsy mba azo adinoina n'y hora kaiamba toy izao fa mirakitra ny mahaizy azy ny kanto malagasy.
    Tena mety tsars BRAVO!!!!!

  • @NiainatahianaRAKOTONDRAZAY
    @NiainatahianaRAKOTONDRAZAY 5 месяцев назад +2

    tokony mba soratana re ny anaran dry zareo dia mba tadidy

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 года назад +1

    Tsara e. MERCI :-)

  • @rasoanantenaina3588
    @rasoanantenaina3588 Год назад +1

    Farafaharatsiny e tarstasy alefaso.
    Avaizo farafaharazsiny messages alefaso. 😄😄

  • @halokuwait5769
    @halokuwait5769 2 года назад +1

    Merci 🙏

  • @benomonja8683
    @benomonja8683 2 года назад +1

    Mankasitraka fa tsara

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 3 года назад +1

    e tena mahatsiaro ny fianankavina🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼🇰🇼🇰🇼🇰🇼🇲🇬🇰🇼

  • @heryrak568
    @heryrak568 2 года назад +1

    Tiako tiako