Avelao aho hitomany-Mamy Fanasina

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 12 дек 2024

Комментарии • 26

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 2 года назад

    22 mai 2022 mbola tsy mitsahatra ah mihaino ty hira ty isanandra .fa mankasitrak indrindra fa tiako loatra 🥰🥰

  • @nouandri8847
    @nouandri8847 7 лет назад +1

    Tena tsara mihintsy ity hiram piderana ity,misaotra fa tena manome hery hiroso hiroso hatrany,@ FANARAHANA ANAO JESOSY O!

  • @valsovercome902
    @valsovercome902 7 лет назад

    Torotoro ny foko tompo ooh noh fitiavanao any.Amen

  • @abelrakoto1639
    @abelrakoto1639 3 года назад

    Tena misaotra nareo fa tena Tompo mihitsy nanome tolotsaina anareo fa tafita afatra

  • @lovaniainaramahefarisoa2976
    @lovaniainaramahefarisoa2976 10 лет назад

    Mamindra fo amiko JESOSY Ö, tena mampahery fa misaotra betsaka anareo e.

  • @abelrakoto1639
    @abelrakoto1639 3 года назад

    Tompo ampitombo ny fanomezam pasoavana ho anareo

  • @josmary4132
    @josmary4132 9 лет назад +1

    mankasitraka tanteraka, tena torotoro toko ny foko JESOSY Ö ary ny VONINAHITRA dia ho anao irery ihany. Dia mankasitraka tanteraka ny mpihira koa. Koa ny fahasoavan'Andriamanitra RAY sy JESOSY KRISTY ary ny fampiraisana avy @ Fanahy Masina anie ho aminareo , ary Izy koa ampitombo hatrany ny talenta izay efa nomeny anareo mahereza fa iska Kristiana rehetra iaraka hitsena ny TOMPO eny @ Rahon'ny LANITRA

  • @menatompo4326
    @menatompo4326 12 лет назад

    Tena tsara tokoa izany fiderana izany. Lehibe ny fitiavan'i Jesosy! Voninahitra ho Azy!

  • @kalapiso1
    @kalapiso1  12 лет назад

    et bien il fallait bien que quelqu'un se décide de faire connaître une chanson des groupes de l'église tient! :) que Dieu nous bénisse tous!

  • @rakotonjanaharyrijasoa2228
    @rakotonjanaharyrijasoa2228 11 лет назад

    tena latsaka ny ranomasoko refa mihaino ity hira ity zaho;misaotra e;de mba ampio le hira ny fanasina ato fa vitsy kely,ampidiro ato le hoe haleloia ,ry soavadia,,,,,,, maro ee fa tiko jiaby;zay rh mamy a

  • @juliannaramaroveloarison8876
    @juliannaramaroveloarison8876 6 лет назад

    tena mampitomany ahy inty hira inty ! t@ za vao pino ka miira anio dia mten @ fteny FANAHY za! TIAKO IANAO JESOSY

  • @valeriedubois4883
    @valeriedubois4883 12 лет назад

    Dieu vous benisse

  • @herimbolandanitratsimbinia1350
    @herimbolandanitratsimbinia1350 9 лет назад

    endrey ny fitiavano ahy tompo!mampangetaheta te hiantso mafy ny anarano ah ref mandre zan hira zan

  • @harivelorix747
    @harivelorix747 4 года назад

    😍❤️❤️❤️Efa jerinao ve io sa tena mitomany enao mihira eto azafady ?

  • @joserakotoandriamanana1877
    @joserakotoandriamanana1877 3 года назад

    Tara tokoa ilay Hira.
    Mbola misy ve io tarika io ?

  • @nadinemanevasoanirina1925
    @nadinemanevasoanirina1925 9 лет назад

    God is good, All the time

  • @andoniavonadia3331
    @andoniavonadia3331 6 лет назад

    ALELOIA 😔😔

    • @abelrakoto1639
      @abelrakoto1639 3 года назад

      Fiadanana Ranambavy mbola aty ivelany ve dry io

  • @kalapiso1
    @kalapiso1  12 лет назад

    oui on en mettra que le monde le sache aussi

  • @tianaandrianarison4631
    @tianaandrianarison4631 8 лет назад

    mahery ny ran jesosy

  • @mntranma2916
    @mntranma2916 9 лет назад

    Endrey ny fahatsaran'ny Tompo

  • @ketakarasoa9054
    @ketakarasoa9054 4 года назад

    ❤️💕

  • @juliannekepa8461
    @juliannekepa8461 9 лет назад

    fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy sy ianao ary mbol miantso ahy sy anao izany fitiavany izany mandrakizao,tsy mbola tara ianao io

  • @miary2475
    @miary2475 5 лет назад

    💔

  • @kalapiso1
    @kalapiso1  11 лет назад

    sisi