Wendy Cathalina & Fayonne Armada - Miasà (Clip Officiel 2022)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 14 июл 2022
  • Lohahevitra:
    Isan’ny zavatra mahatonga fahoriana mafy eo amin’ny vehivavy ao an-tokatrano ny tsy fananana fahaleovan-tena ara-bola. Betsika ireo vehivavy izay miaritra ny mafy, na eo amin’ny toetra, na amin’ny fihetsika sy herisetra ataon’ny lehilahy. Satria ilay lehilahy no mitady vola mamelona ny ankohonana.
    Misy aza dia mitebiteby lalan-dava rehefa rehefa hangataka volam-bazary. Hoe, inona indray ny zavatra ho heno androany.
    Tsara raha mba miezaka mitady loharanom-bola ny vehivavy ao anaty tokan-trano. Satria sady manampy ny vadiny izy amin’izao fotoana izao no tsy mijanona ho vesatra fotsiny ihany koa no mbola manana hambom-po ahafany mitrotra manoloana an’ireo tsindry hazo lena.
    Fa ny fahaleovan-tena dia tsy midika akory hoe aza manambitamby lehilahy. Fa tokony homena lanja sahaza azy avokoa ny rehetra.
  • ВидеоклипыВидеоклипы

Комментарии • 73