Toriteny Jeremia 31:1-3 Farihimena 2015

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 24 янв 2025

Комментарии • 12

  • @londonluxeszanakaandroylux6614
    @londonluxeszanakaandroylux6614 5 лет назад

    Amen😢😢😢😢misaotra ni jesosy

  • @CarolineRAZAFINDRASOA-t9w
    @CarolineRAZAFINDRASOA-t9w Месяц назад

    Mankasitraka indrindra Tompoko @fizarana toriteny 🙏❤️

  • @vonyralison4144
    @vonyralison4144 6 лет назад +1

    Tompo o mba kasio mandrakariva ny fonay mba ananako fitiavako Anao mandrakariva sy hijoroako ho vavolombelona ny fahamarinanao

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 2 года назад +1

    AMEN

  • @sorlineeuphrasieduconge4295
    @sorlineeuphrasieduconge4295 Год назад

    Misaotra n'y Amin hafatra pasteur,Hianao no lasa fa n'y anatrao mitoetra

  • @razafimahatratrarajorosaon2002
    @razafimahatratrarajorosaon2002 9 лет назад +2

    misaotra ny mpanompon'Andriamanitra nanaiky nitondra ny hafatra avy amin'i Jesosy

  • @mickaallBOY
    @mickaallBOY 5 лет назад

    N'y bâtisse dia olona vonona hanarak dia an i Jesosy sy hial ami fanao ratsy rehetra , no tokony hatao bâtisse , ary tokana hiany ijany bâtisse , ary olondehibe no hatao olona efa mahalala n i Jesosy s'y n'y famonjeny , vakio tsar n'y baiboly ao fa tsy mbol misy zazamena ka natao bâtisse jany ao , satria n'y zazamena tsy manampahotana iz fa mbola madio eo Amin Andriamanitra iz , aoka ijay vohasoratra hiany no haraina

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 8 лет назад

    mama Nenilava zay nampianatra hoe zay ahitann i olona an i Jesosy ihany fa tsy misy hoe i rahanona miditra fanjakan i lanitra rahanona tsy miditra ny fanjakan i lanitra

  • @firaisanyfifohazanaloteran6209
    @firaisanyfifohazanaloteran6209 9 лет назад +2

    misaotra @ fizarana toriteny

  • @iantra123
    @iantra123 9 лет назад

    Eo @ 25è min, mampametra-panontaniana ihany.
    Izay manaraka MRE GBU GBT Gedeon, evanjelistra libra sy ireo izay ankoatra ny FLM sy FJKM hoy ilay toriteny dia very any @afobe daholo? Fa ny FLM ihany no izy?
    Tsy mahazo mibebaka ve izany ny olona?
    Tsy mahazo mandroso ara-panahy va ny olona?
    Nahoana ary ny Radio Teny Fiainana @izao no mandefa hira MRE, Titianah, Groupe Ba, Rija Rasolondraibe, sns marobe.
    Lazaina fa manombo an'i Jesosy fanindroany ny manao batisa ranobe? Tsy interpretation allegorique ve izany?
    Hebreo 6:4-6 "Fa izay efa nohazavaina indray mandeha sady efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra
    sy efa nandray ny Fanahy Masina ary efa nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy ny herin'ny fiainana ho avy,
    nefa nihemotra, dia tsy azo havaozina indray ho amin'ny fibebahana, satria manombo ny Zanak'Andriamanitra indray amin'ny hazo fijaliana ka manao Azy ho fahamenarana."
    1 Timoty 6:3-5.
    Hazomiko izay tsara @ilay toriteny. Misaotra e

    • @jocerakotonirinamariane2211
      @jocerakotonirinamariane2211 8 лет назад +1

      Ny pastera ao Ambohipo de tsy mba manavakavaka secte na tsy secte fa ny Azy refa mino an i JESOSY KRISTY sy mandray azy ho Tompo sy mpamonjy ary mampandroso azy ao ampo de zay no izy

    • @jean-lucramanantombotsoa9276
      @jean-lucramanantombotsoa9276 7 лет назад

      Io no aretina lehibe ny fieverana fa marque deposé ny sasany samirery ny lanitra. FLM irery ihany? oooooo SORATRA MASINA IRERY IANY.