AMPIFITIA - Manaiky aho (Vidéo Lyrics Officiel)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 7 янв 2025
  • AMPIFITIA - Manaiky aho (Vidéo Lyrics Officiel)
    Extrait Volume 16, Octobre 2024
    T/F : RAKOTONIRINA A. Jean de Dieu
    8. Misaora an’Andriamanitsika, ry firenena;
    Ary asandrato ny feo fiderana Azy,
    9. Izay mampitoetra ny fanahintsika amin’ny fiainana
    Ka tsy mamela ny tongotsika hangozohozo.
    10. Fa efa nizaha toetra anay Hianao, Andriamanitra ô;
    Efa nanadio anay Hianao, tahaka ny fanadio volafotsy amin’ny memy.
    11. Efa nampiditra anay tamin’ny fandrika Hianao;
    Efa nanisy enta-mavesatra teo am-balahanay Hianao.
    12. Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Hianao;
    Nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay;
    Fa nitondra anay nivoaka ho amin’ny fitahiana mahatretrika Hianao.
    🎶 Sal. 66, 8-12

Комментарии •