Tantara Malagasy MPAMOSAVY (Tantaran'i XL RADIO) Tantara Indray Miseho

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 18 ноя 2024

Комментарии • 10

  • @BrigitteRASOAFANIRY
    @BrigitteRASOAFANIRY 25 дней назад

    Tsy tsara ! mbolma mila ezaka be ilay fanoratana sy indrindra ilay filalaovana, ny mozika ihany koa tsy tokony ho ireny no nampiasaina satria tsy tena mampitaintaina sy tsy mampatahotra ilay tantara

  • @rovasoa
    @rovasoa Месяц назад +3

    Misaotra nizara oo😍🙋‍♀️🇲🇬

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Месяц назад

    😊 Mpams marina . Mbola mila mianatra kely ilay sipa .
    Misaotra nizara ooo

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr Месяц назад

    Misaotra nizara ô❤😊

  • @mariellaferinande4485
    @mariellaferinande4485 Месяц назад

    Misaotra betsaka nizara ❤❤🇲🇬

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 Месяц назад

    Misaotra nizara!!

  • @saholyandriamanga767
    @saholyandriamanga767 13 дней назад

    Miambakavaka be ny mpilalao tantara, ohatran'ny hoe eo vao mamaky

  • @ndrianjaramanamilanto
    @ndrianjaramanamilanto Месяц назад

    Misaotra nizara

  • @RakotoariveloNatolotriniavoToj
    @RakotoariveloNatolotriniavoToj Месяц назад

    Marina fa manintona ny maro ny lohateny hoe mpamosavy fa na izany kosa ary e. Toy tantara nadika tany ankafa, nakaiza ny nampiavaka azy. Ilay mpilalao mbola tsy mahay mampiaina fa toa mamaky fotsiny, sady misy tsy mahay manavaka CH sy S, ary koa ny J , Z sy G.... momban'ny Feo anie Ilay talenta takiana kosa eee...

  • @tahiryandrianavaloniaina3953
    @tahiryandrianavaloniaina3953 Месяц назад

    Mbol ts tena havanana ny mpilalao fa tsara iany ilay tantara