Chère Dayvide, tu es vraiment magnifique. J'adore tes chansons. merci de nous livrer de telles merveilles. Que Dieu t'inspire pour très très longtemps.
MITOMANY MAFY (DAYVIDE) Ty aho ! Tonga aho hitaraina hitady mafy ny hindrafonao Tsy sahy hitraka hitanao Maloto eny Menatra anao Jesosy ty loto noho ny ota Iantrao raha azonao atao Toa Andevo miosompotaka Efa resy tena resy yeah Mitomany mafy eto aminao aho Triariko ny foko hitalaho Mandrenesa Tompo ny feoko mitaraina Aoka re Jesosy aza varina amin’ ny lasa Diovy amin ny rànao aho Lazao reo tsy manantena ahita ny fahasoavanao Jehovah ô !eto an tany feno lavo tsy angamba tena ho very eny am elo Indro aho zao manatitra ny saotra anao Ny amiko rehetra Jesosy ampelatananao Tehihiaka mafy aho hideranao Triariko ny foko mankalaza anao Mandrenesa Tompo ny feoko manandratra anao Te hihiaka mafy aho hideranao Triariko ny foko ba hankalaza Mandrenesa Tompo ny feoko manandratra anao Te hihiaka mafy aho hideranao Triariko ny foko mankalaza anao Mandrenesa Tompo ny feoko manandratra anao Misandrata tompo omisandrata
takatrao ny zava-panahy Dayvide!!!! fa raha mbola eto an-tany dia mbola eo @ manodidinantsik'eo foana ny aizina, ny maty, ny tomany; fa hiainanao @ tsy fihatsarambelatsia ny tena misy marina eto an-tany; fa ao anatin'ny aizina tokoa isika rehetra no midera an'Ny Raintsika any an-danitra, mitady pitimpindrafom-pahazavana!!! fa fatatr'izay rehetra miteny fa tsy ny ao anatinao no maizina fa izay rehetra miheritreritra rehetra kosa fa maizina ianao; satria ny itantsika ivelany rehetra dia maizina sy mitsilopilopy; tahaka ny fanendrikendrehana fa gotik ny voa havoakan' ny vavanao, tsy fantany fa izay mpanaradia an' I Kristy dia tsy maintsy manarato olona maro tahaka an'i Matio tany an-davaka, ary ny tany ampasana ary Noloarany ho velona!!
zao mihitsy ny fitafy mifanaraka amin ny racen olona otrzao ka , olona fotsy sy malama volo de zao no tena mety aminy ary zao ko ny mozika tena mifanaraka aminy olona otrzao !!

Sao dia maizina loatra ilay sary? isika mantsy zanaky ny mazava ihany ! tsarovy fa fitaizana ny hira fiderana fa tsy natao hanehoana fahatsaram-peo fotsiny ihany . Tsara ny hira fa tokony mba hanaraka ny tena maha hira fiderana azy. Misaotra tompoko!
mpihira evangelique gasy toki indrindra. It hira ity de tena manaitra fanahy amin'ny tsy fahatanterahana manoloana an'Andriamanitra. Merci Dayvide!!!
Aza be fanankianana moa r'ireto fa mpihira kosa ve izy de tsy mba jejo2.
Lay Gasy izany raha anao commentaire ratsy tsy laitra mihitsy
Chère Dayvide, tu es vraiment magnifique. J'adore tes chansons. merci de nous livrer de telles merveilles. Que Dieu t'inspire pour très très longtemps.
Amen, tena tsara ka, Triariko ny foko hideranao jesosy
mafinartra mahita kristianina manao clip tsara ohatrizao efa mivoatra mintsy
alleloia!!!
mlay eeeee! na ny conceptions na ny hira!....ampianariko ny boykeliko io vazo io!
lwwozo😎🇯🇵🐮
tena tiko le hira mahafinaritra mampisy aingapanahy hidera an' Andriamanitra tena tiko misaotra betsaka an'i Dayvide ary isaorana indrindra ho an' Andriamanitra nanome talenta an'i Dayvide tohizo fa aza kivy amin'ny esoeso rehetra fa Andriamanitra hampandroso ny hira fiderana ataonao
MITOMANY MAFY (DAYVIDE)
Ty aho ! Tonga aho hitaraina
hitady mafy ny hindrafonao
Tsy sahy hitraka hitanao
Maloto eny Menatra anao
Jesosy ty loto noho ny ota
Iantrao raha azonao atao
Toa Andevo miosompotaka
Efa resy tena resy yeah
Mitomany mafy eto aminao aho
Triariko ny foko hitalaho
Mandrenesa Tompo ny feoko mitaraina
Aoka re Jesosy aza varina amin’ ny lasa
Diovy amin ny rànao aho
Lazao reo tsy manantena ahita ny fahasoavanao
Jehovah ô !eto an tany feno lavo
tsy angamba tena ho very eny am elo
Indro aho zao manatitra ny saotra anao
Ny amiko rehetra Jesosy ampelatananao
Tehihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko mankalaza anao
Mandrenesa Tompo ny feoko
manandratra anao
Te hihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko ba hankalaza
Mandrenesa Tompo ny feoko
manandratra anao
Te hihiaka mafy aho hideranao
Triariko ny foko mankalaza anao
Mandrenesa Tompo ny feoko
manandratra anao
Misandrata tompo omisandrata
Tena mahafitra be ny hiranao, don't give up.
zany ka hira, na compo na instru, na vocale, mankasitraka an'i Dayvide, dia mba manintona ny tanora hanao misimisy @ asan' Andriamanitra
❤❤❤❤ miverena mihira Dayvide a d asio show 😢
Mbola tiako foana na hatramin'izao ary 🥰
Tsara b , voninahitra ho an'Andrimanitra irery ihany . Misandrata Tompo , Misandrata e!!!!
Manampy tanora marobe hanantona an'Andriamanitra ny hira toy izao, mercii!!!!!!! :) :)
tsara be aki, de tohizo foana...tiko be koa lay hiranao "AO AMIN'NY FANAHY "iny. Merci Dayvide
En 2017 mbola mieno anty hira ty foana tiko lotra 😍😍😍
2021 mbola mihaino foana e.. tsy maanadino n'a tsy mihira tsony ary izy
takatrao ny zava-panahy Dayvide!!!! fa raha mbola eto an-tany dia mbola eo @ manodidinantsik'eo foana ny aizina, ny maty, ny tomany; fa hiainanao @ tsy fihatsarambelatsia ny tena misy marina eto an-tany; fa ao anatin'ny aizina tokoa isika rehetra no midera an'Ny Raintsika any an-danitra, mitady pitimpindrafom-pahazavana!!! fa fatatr'izay rehetra miteny fa tsy ny ao anatinao no maizina fa izay rehetra miheritreritra rehetra kosa fa maizina ianao; satria ny itantsika ivelany rehetra dia maizina sy mitsilopilopy; tahaka ny fanendrikendrehana fa gotik ny voa havoakan' ny vavanao, tsy fantany fa izay mpanaradia an' I Kristy dia tsy maintsy manarato olona maro tahaka an'i Matio tany an-davaka, ary ny tany ampasana ary Noloarany ho velona!!
Tiko be ilay feon le guitar solo🥰
Tsara lotra, tena reny ny aiko mitsy ❤❤
2023 🥺🫶🏽
Tena mbola tsara foana hatramin'izao
mahay maninjainja any D..... kosa DAYVID zan a!
Mirinja tsara le Rock metal
MIFONA TAMIN'NY TSY NETY NATAO REHETRA TOMPO O! AMEN
tsar le hira,saing mba ataov mazav n loko f ts de ita lotra le maha kristiana anao,mahereza
Ôtrany mahita an'i Tarja Turunen am'clipn'i "Sleeping sun" zany zah.
Mahafinaritra be fa tohizo r'ise a!
Spydee RAJAONAH tena marina ! za koa nahita izany fa tsara be ilay hira :)
reo olona manakiana reo tokony makaty amiko
waow tena tsara be le hira .merci eeeee!!!!!!!!
21 décembre 2019 🌸👌✅😍🤗😘
Mahafinaritra eh! Tohizo fa tena tsara!
tena marina izany!!!! lol j'aime trop ce zik!!!!!
tena manidrn b ilay hira mrc dayvide
manja zany raha sipa a
Tsara ba e. Mankafy foana fa tohizo e. :-)
tsara sy mampiakatra fanahy e!!
jsuis pas tres "ziks évangéliks" ms dayvide c une "EXCEPTION"!!! trô bien la chanson et le look :]
Rien A Dire... Trop bien!
je suis sous le charme
tiko b voninahitra ho Andriamanitra irery ihany
Mandrenesa Tompo ny feoko mitaraina....
En 2021 mbola tiko fona
za kou dakor aminao !hitako hoe mitovy ny mpihira sasany ihany le izy
zao mihitsy ny fitafy mifanaraka amin ny racen olona otrzao ka , olona fotsy sy malama volo de zao no tena mety aminy ary zao ko ny mozika tena mifanaraka aminy olona otrzao !!
Tiko ❤❤❤❤❤
tena mahalasa adala mintsy le hira an.mlay be
tsara le hira fa le clip sy fitafy mitovy amin'ny mpihira gotik sy rock ihany,,de ny toniny fotsiny no atao hira pivavahana,amzay ny tanora makafy
zao mihitsy ny fitafy mifanaraka amin ny racen olona otrzao ka , olona fotsy sy malama volo de zao no tena mety aminy ary zao ko ny mozika tena mifanaraka aminy olona otrzao !!
tsara b !!!
tena tsara b l hira, tèna rèn aiko b mintsy
Ravaka niaina
mankatelineeee.....
2022 😍
le solo eo am 02:30 -50 , killer be !!!! six !!!
tiako eeeeeeee
jejo @ aôna ary????
Tena tiako loatra
2021
❤❤❤
tsara b :)
tiko
tsara le vazo an
Ok!
nightwish totalement....gothic music
HELL SON SAUNDERS
fait attention à toi Dayvide, la musique peut devenir un dangereux courant
tasar tononkira tena tsara fa le clip sy fitafy to mitovy am jentlisa iany,dezole pour le kritik fa mapandroso dhl zany rehetra zany !
zao mihitsy ny fitafy mifanaraka amin ny racen olona otrzao ka , olona fotsy sy malama volo de zao no tena mety aminy ary zao ko ny mozika tena mifanaraka aminy olona otrzao !!
ramiandrisoa naell
Tiko ny tononkira fa ny fitafiana mainty be sy ny conception clip tsy azo azoko, isika zanaky ny mazava, mandehana tahaka ny zanaky ny mazava
ny conception an ny creation mihitsy no tsy azonao ra izany !!!
Tena rendrika ao anatin'ny stéréotype ny saina sy fanahinao. Fa iza no miteny fa ny ankoatra ny mainty no mazava?
zaho koa aloha dia miombon-kevitra amin'i Landiniaina e, misy contradiction ilay hafatra ampitaina sy ny visuel, samy manana ny fomba fijeriny
tsara ny hira fa ilay fiakanjo sy ny clip somary mainty loatra izany
❤🥹🥹
Sao dia maizina loatra ilay sary? isika mantsy zanaky ny mazava ihany ! tsarovy fa fitaizana ny hira fiderana fa tsy natao hanehoana fahatsaram-peo fotsiny ihany . Tsara ny hira fa tokony mba hanaraka ny tena maha hira fiderana azy. Misaotra tompoko!
mlay fa diso jejo...le fietsika o
❤❤