"Masaka ampotiny" Une realisation de Tsivatou Garry Artiste : Black Nadia Titre : Masaka Ampotiny A/C : Black Nadia Son : Raitra Sound Copyright 2022 ARISON
Tsara! Courage Black Nadia. Fa mila précis tsara ilay réalisation: mila atsaraina ilay cadrage n'ny caméra. tokony ho hita tsara ohatra ilay elo iray manontolo
tena tsara le vazonao fa tsy tiako le vao manomboka " izao tsy tianao fa mainty ... " tsy ny olona fotsy no naha mainty anao ary tsy fidiny ahy ny maha fotsy ahy . Zavatra tsy tokony ho vohizina eto dago ilay fotsy sy mainty fa malagasy 1 ihany isika . Raha mba mety d aza voizina intsony izany fa manambany ny tenenao ianao nefa izahay tsy manambany anao fa mahita hoe milay ianao . Tena tiako le ataonao fa letoniny tandremo
BONJOUR BLACK NADIA INO VAOVAO NAP AO MADAGASCAR ZAHO TSY MANAMBADY A FRANCE CELIBATAIRE ZAHO ANAMBANDY ANAO BLACK NADIA ZAHO VONONA HANAO FOMBANAO BLACK NADIA ZAHO MIASA MANAO POLICE MUNUCIPAL A FRANCE ZAHO HOAVY AN NY A MADAGASCAR AMIN NY 6 JUILLET HOAVY ZAO BLACK NADIA HORLANDO DIRECT HOTEL MADAGASCAR
Black Nadia et Daimond plantumz pour Quoi Pas ???? c'est magnifique
fanjaka Black Nadia fa tohizo fa masake ampoto'e vata'e raha toy
FRUIT MAMY BE " KINIZANIKANAO FA HO BILAKY hi3 ......
Masaka zany Maman blindée
mafy ianao maman a;tena vrai blindée 🥰😘😘💋💋❣❣🤜🤛🤜🤛💪💪💪💪💪💪
Nerivéeee....🤣!!!za maka anao fona mama blindé✌🤏
Marigny zany.. bien dit..tsara mifandefitra ❤🙏🙏👏👏
Mercie a votre chassons black
😁😁😁😁🙏🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️
Bonjour 👋 👋 👋 👋 👋 👋 cv blakc nadia karakori ma anao
Tsara! Courage Black Nadia. Fa mila précis tsara ilay réalisation: mila atsaraina ilay cadrage n'ny caméra. tokony ho hita tsara ohatra ilay elo iray manontolo
Inona moa zany le masaky ampotony eto BLACK??? OK milay e
Tsy maty antoky ty nandinisako hira toy nama 🥰 mamango Maré li 😀
Manana "Road Ponéglyphe" mintsy Black Nadia 😀 (One Piece)
Soa lie zao zoky black EE masaky ampotony tatsy tsara zao
Tellement vrai hira li
Lafa tena soa maro tea
😘😘
Tiako eeee
Bravo black miteny tsara le parole fa tsy ampy kely Decalé en tant que Reine de la danse decalé .Tonga le hafatra
Rwanda 🇷🇼 I like Malagasy music🥴🥴🥴
Nadia collaborate with lionhill or Rwandan
Vola zao mampiova raha marigny ee
Tsara be le hira
tena tsara le vazonao fa tsy tiako le vao manomboka " izao tsy tianao fa mainty ... " tsy ny olona fotsy no naha mainty anao ary tsy fidiny ahy ny maha fotsy ahy . Zavatra tsy tokony ho vohizina eto dago ilay fotsy sy mainty fa malagasy 1 ihany isika . Raha mba mety d aza voizina intsony izany fa manambany ny tenenao ianao nefa izahay tsy manambany anao fa mahita hoe milay ianao . Tena tiako le ataonao fa letoniny tandremo
Tiako bibiky ly nene e😍
Tsara ka!!!
Merci black nadia ankafiziko margny hiranaw jiaby👏👏🥰🥰❤❤
am-potony no fiteny
Tsara be
Tampoka aminao…..😍😍😍😍😍🥰
Tiako tiako BN e.
💙💙💙tsara be maman blindé
Tiako Zala hiranao ty black ai 💯Ary tena miteny zvtra merci beaucoup♥️
Tsara kosa an...
Magnifique musique black Nadia là René musique malgache j'adore moi malgache pour toi message black Nadia 👑❤😘😘
tsara ka
Version fb fa maro mbola tsy nahita
Si nln tsara be 💖
Big up black nadia
Milay be
Marina zany Black a!
Ok Black !!!
Soa mintsy gny titre hoe masaka ampotony 😍😍😍
tsara eee
Misaotsee black 👏👏
Masakeee lieee, merci lieee 😀😘. Iaraha mahalala io lieee. Tsy maty antoky aho li nandiny hiranao toy li 😀
Tena soa❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Yes Black Nadia 💃💃💃💃💃👋👍❤️💯💯💯👍💃💃💃💃💃 bravo Black très belle clips manifique chanson 🔥🔥🔥🔥🇲🇬🇲🇫🇰🇲 merci beaucoup 👍 tena marina mafinaritra bé
Awh Black Nadia bravo bravo c'est magnifique chanson 🔥🔥🔥🔥💃💃👋👍❤️💯👋👍👍👋👍👁️👁️👁️🇫🇷🇫🇷🇫🇷🇰🇲🇰🇲🇰🇲🇲🇬🇲🇬🇲🇬⭐⭐⭐⭐⭐💪💪💪💪👋👋👋👋👋👍👍👍
BONJOUR BLACK NADIA INO VAOVAO NAP AO MADAGASCAR ZAHO TSY MANAMBADY A FRANCE CELIBATAIRE ZAHO ANAMBANDY ANAO BLACK NADIA ZAHO VONONA HANAO FOMBANAO BLACK NADIA ZAHO MIASA MANAO POLICE MUNUCIPAL A FRANCE ZAHO HOAVY AN NY A MADAGASCAR AMIN NY 6 JUILLET HOAVY ZAO BLACK NADIA HORLANDO DIRECT HOTEL MADAGASCAR
Bravo,tiako be
soa bey😍😍😍
zaho masaka ampotiny❤
Merci tsara be ilay hira
Tiako ai! Merci
norm b ki Nadia a❤
Merci lie neny
Tsara bé💓
Tiako be merci black ❤👍🤝
Elle est géniale cette chansonnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn t'as une voix magnifique
Merci beaucoup black nadia j'adore🥰❤️🥰❤️❤️❤️❤️💓💓💓💗💗💗👍👍
Tsara be le hira ❤️
Tsara be ❤💮🍁
Merci black eee
Tena marina ❤️❤️❤️❤️
Merci
Soa bibiky 😍
Clip original
Chant mamay be
Ao soa li e
Maha nerevé ty sasany toa 😅
J'aime bocoup🥰😍🥰😍🇲🇬🇲🇬🇲🇬
QUEEN ' black
Je vous adore
Balck sadiros
Mamay bé🔥🎊
waouh 😍 m'lay
Merc blacinadia🌹🌹🌹🌹🌹💞💞💞💞💞
Merci black tsr be
Merci beaucoup neny a 💃💃💃💃
Merci maman blindé 😘
Tsara be ki e...❤🥰
1er commentaires
J'adore black Nadia ❤️💃🥰🎵
Ça donne envie de danser merci black
J'adore super clip et chanson maman blindé 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖
Oui🌷
Tsara kosa le stule squid games
Oulalala elle et trop belle 🤩
waooo! bravo 👏👏
Si
Merci Black Nadia. Masaky ampotony zao leh mampilendalenda.
Tsara
😍😍😍😍😍😍🥰🥰
La reine de coupé decalé
💯💯💯🥰❤🌹🇲🇬🇲🇬
💖💖💖💖💖♥️♥️♥️💋💋♥️♥️👏👏👏👏👏🙏
❤❤❤
🥰🥰💖💖💖
👍💕
❤
😹😸😸😸😸😸😸
maro maniry ts mihevitra hoe rery
tsar e dommage plagiat kely clip Katty Perry
Ca va, elle mange bien Nadia ! 🤣🤣🤣
Tsara be
❤❤❤❤
♥️♥️
Tsara be
Tsara eh
❤❤