Smaven feat Rebecca - Maditrinazy (Clip Officiel)

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 10 дек 2024

Комментарии • 51

  • @heliosthierry6609
    @heliosthierry6609 Год назад

    Proverbe du dud de Mayotte"
    Qui rit le matin,le soir pleure"
    Traduction malgache/ Izay mihomehy maraina dia mitomany amin'ny hariva.

  • @Smaven
    @Smaven  3 года назад +1

    Follow:
    ✔️Spotify: spoti.fi/3qDO09b
    ✔️Deezer: deezer.com/artist/12991777
    ✔️iTunes: apple.co/360RrNZ

  • @alexialevignenakazandriari601
    @alexialevignenakazandriari601 2 года назад +1

    J'aime beaucoup cette chanson 💖💖💖👏
    Et bonne années

  • @kimraz7314
    @kimraz7314 6 лет назад +1

    Izy safidin foko,ditrin’azy ts awok😍😍😍

  • @manuelvaccari2644
    @manuelvaccari2644 Год назад

    😂😂😂❤maromaroa n’y Karah nao 😅tiako ai

  • @marieflorenceraholiarivelo5537
    @marieflorenceraholiarivelo5537 5 лет назад +3

    tsara

    • @tissaclaudiaramanantoanina4111
      @tissaclaudiaramanantoanina4111 2 года назад

      Ita oa manome vahana anle Lehilahy hanao n ataony foana

    • @PriscoLazart
      @PriscoLazart 2 месяца назад

      Ohatra ny rehetra manome vahana vehivavy no sady mampirisika ny vehivavy isaraka @ vadiny

  • @njivatianaoliviaraharimana788
    @njivatianaoliviaraharimana788 5 лет назад +2

    Tiko beeeee!!!! 😘😘😘😘

  • @stephanofalyeusebe5377
    @stephanofalyeusebe5377 3 года назад

    tiako zalah ity hira ity ayyy

  • @heliosthierry6609
    @heliosthierry6609 Год назад

    Mihira handika teny malagasy.
    Misaotra betsaka cousin malagasy

  • @sabrinahdalia1931
    @sabrinahdalia1931 6 лет назад +2

    J'adore 😍

  • @egcmihhaj9499
    @egcmihhaj9499 6 лет назад +1

    Pas mal 😉😍

  • @amirahamirah6452
    @amirahamirah6452 6 лет назад +1

    Tiako be Zay 😍😍

  • @heliosthierry6609
    @heliosthierry6609 Год назад

    Au sens figuré:
    Izany no fiandohan'ny zava-drehetra !

  • @moindazesizia8114
    @moindazesizia8114 6 лет назад +3

    Tiako eky hira ty ay

  • @sarahconor4195
    @sarahconor4195 4 года назад +1

    Sanabavy zah rah miditra anizan

  • @bemanajawenceslas447
    @bemanajawenceslas447 6 лет назад

    am le wi frère eh

  • @alfredosahoj3953
    @alfredosahoj3953 5 лет назад

    zahay raha tsaray ay merci vazaha na kkk

  • @albimoussa2799
    @albimoussa2799 3 года назад

    Tiako eeeh

  • @mayalauret9165
    @mayalauret9165 6 лет назад +2

    Ebah ❤😂

  • @andrianarivelogaetan586
    @andrianarivelogaetan586 4 года назад +1

    Ino ma dikan vavaigny azafady
    Merci

  • @herizoandriambololona499
    @herizoandriambololona499 5 лет назад

    Dont bisou chila 💜💜💜

  • @jf.w2136
    @jf.w2136 6 лет назад +3

    Tsara e!😄😊

  • @nomyjolie1804
    @nomyjolie1804 Год назад

    Samby tiako mpihira aroe Ty Zala ay

  • @moniarazafindrafara7654
    @moniarazafindrafara7654 6 лет назад +1

    Maditry nw faly2 @ viavy mahazondraha kkkkkk tiako way

  • @cladiarasoa3660
    @cladiarasoa3660 6 лет назад

    Tiako ay merci e

  • @alliancealliance3223
    @alliancealliance3223 6 лет назад

    mercie fa tiako no tsara bravo

  • @clecianerry6186
    @clecianerry6186 6 лет назад +2

    MRC!!!!! Maroa2 Marigny karah Ty👉👏👏👏👏💟💟💟💟👈

  • @mmnb4186
    @mmnb4186 6 лет назад +1

    Tiako ay 😘

  • @vooo45too58
    @vooo45too58 6 лет назад

    Maditry ka poraigna? 😂😂😍😍🙈👏

  • @bezaraflorent3074
    @bezaraflorent3074 5 лет назад

    Mahay ilay Auteur amin'ny hira ity.

  • @luciakeys2836
    @luciakeys2836 6 лет назад +2

    Ya bk

  • @heriniainasambatra6809
    @heriniainasambatra6809 6 лет назад +1

    teakooo eee

  • @kevinchan6500
    @kevinchan6500 5 лет назад

    good

  • @brunofanomezantsoa1721
    @brunofanomezantsoa1721 3 года назад

    hotran taraik ne masontsik zan ry pela a

  • @nanahelinah8939
    @nanahelinah8939 6 лет назад

    Cool

  • @gaetanlauret5691
    @gaetanlauret5691 5 лет назад +1

    Merci fa tsara le zik ra

  • @sandyhenry9663
    @sandyhenry9663 4 года назад +2

    Malaza fa lehlahy avahizo tia raha
    Mora varimbariagna amin’ny raha mandalo
    Za mihelegna izy efa viaragna
    Tiany ho araka jiaby ataony tiagna fa
    Tsy ataoka ahakivy eh
    Zah mila izy eh
    Tsy ataoky ampisaraka
    Fa efa zegny fomban’ny lehilahy eh
    Izy safidin’ny foko
    Ditrinazy tsy ahoako eh
    Nefa izy safidin’ny foko
    Ditrinzay tsy ahoako eh
    Tiako ninah tsy ariako oh
    Miala lavitry zah tsy foeko oh
    Maditrinaka izy eh, Maditrinaka izy eh
    Tiako ninah tsy ariako oh
    Miala lavitry zah tsy foeko oh
    Maditrinaka izy eh, Maditrinaka izy eh
    Faly eky zah zegny eh
    Ravo eky zah zegny eh
    Satria tsy iala zah izo eh
    Faly eky zah zegny eh
    Ravo eky zah zegny eh
    Satria tegna tia zaho izy eh
    Fisoragna maventy
    Amieko anoa vadiko, vadiko
    Zah itanao io fa setry
    Amberiko ivolagna isaraka anao takeh
    Amberiko agnamia bon paquet
    Anh anh annnh
    Oh kanefa, zah na naditra
    Na nisy nivolagna tsy nijerinao
    Koa zah naninandre, mpankaratsy
    Koa zah naninandre, voly eky eh
    Fa zio regniny fa tsy ahoany
    Vavaigny, oh vavaigny eh
    Managna anao zah vavaigny
    Vavaigny zah vavaigny satria aaaa
    Oh re rerapoagna irô malaigny
    Faly eky zah zegny eh
    Ravo eky zah zegny eh
    Satria tsy iala zah izo eh
    Faly eky zah zegny eh
    Ravo eky zah zegny eh
    Satria tegna tia zaho izy eh
    Haiko tsara miboaka fo rah atron’ny asa
    Mitodriky ely anao izy efa lasa
    Tsonjoko izy mahay mody
    Zah tegna izy fa agny mirody
    Hey maditrinao, love eh
    Maditrinao, ravo oh maditrinao
    Falifaly am’vady mahazo onondraha eh
    Maditrinao, tsy hiala
    Maditrinao vavaigny eh maditrinao
    Zaho maditrinazy eeh
    Tiako ninah tsy ariako oh
    Miala lavitry zah tsy foeko oh
    Maditrinaka izy eh, Maditrinaka izy eh
    Tiako ninah tsy ariako oh
    Miala lavitry zah tsy foeko oh
    Maditrinaka izy eh, Maditrinaka izy eh
    Faly eky zah zegny eh
    Ravo eky zah zegny eh
    Satria tsy iala zah izo eh
    Faly eky zah zegny eh
    Ravo eky zah zegny eh
    Satria tegna tia zaho izy eh
    Maty aminao, tia anao
    Maromaro ny kara anao
    Misoatra anao

  • @jinatabety2103
    @jinatabety2103 4 года назад +1

    Quelqu'un peut m'écrire le parole s'il vous plaît 👍❤

    • @RebeccaOfficiel
      @RebeccaOfficiel 4 года назад

      ruclips.net/video/P3WOcsfKvYs/видео.html

  • @lucienjoseandriamanantena1879
    @lucienjoseandriamanantena1879 5 лет назад

    Maditrinaka izy iny e

  • @remisylver5634
    @remisylver5634 6 лет назад +1

    Ok REBECCA

  • @shynasjyofficiall4292
    @shynasjyofficiall4292 5 лет назад

    Cva ankafiziko mafyy

  • @ainajeany2613
    @ainajeany2613 5 лет назад

    tiako mare

  • @geraldojacquesrasidison1321
    @geraldojacquesrasidison1321 6 лет назад

    tiako ê, ahtsarovako zanako