TDL Tsy diso lalana (true direction life) CLIP

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 23 янв 2025

Комментарии • 38

  • @MitsikyFaniriana
    @MitsikyFaniriana 15 дней назад

    2025! Je suis encore là sachant qu’il y a d’innombrables choses qui se passe dans le monde mais je suis sûre d’une chose c’est qu’avec Jésus je ne me tromperai jamais🕊️

  • @fensu_rami
    @fensu_rami 4 года назад

    Tsy diso lalana aho Jesosy miaraka Aminao. Tsy hisaraka Aminao mandrakizay, voady efa natao

  • @randrianomenjanaharyericra5472
    @randrianomenjanaharyericra5472  11 лет назад +8

    Efa hivoaka tsy ho ela ny ALBUM vol1 DVD TDL fa aza matahotra isika mpankafy e!

  • @vetsosahaza8322
    @vetsosahaza8322 9 лет назад +3

    tena tsara lotra ity hira ita, fa ny fanantenako Anao dia ho mandrakizay, amen!

  • @rhefifrance8096
    @rhefifrance8096 4 года назад

    😍Mahafinaritra ny clip👍👍

  • @mamyalain8057
    @mamyalain8057 6 лет назад

    ianao Jesosy o no hiady ho ahy fa za hangina amen!

  • @nanantsarandriantsoa3854
    @nanantsarandriantsoa3854 11 лет назад +1

    tena tsara ito hira ito, mampahery anareo @ asa fitoriana @ alalan' ny hira!

  • @gilbertratsimamanga3973
    @gilbertratsimamanga3973 7 лет назад

    Mahafinaritra na fiakanjo na ny fihetsika . Tena mihaja no mifanaraka tsara @ tono-kira Tohizo fa afaka mirehareha izahay manana anareo. Mankasitraka Tompoko

  • @tojolay
    @tojolay 11 лет назад

    MAnkasitraka e!!! efa ela no niandrasako an'io hira io tahin'ny Tompo ianareo

  • @karimosolo3467
    @karimosolo3467 4 года назад +1

    (Maro fahavalo aho noho Ianao.
    Toa halany avokoa izay hatao.
    Manenjika ahy daholo ireo manodidina ahy.
    Hangina aho satria Ianao miady ho ahy.) x2
    Fa ny fanantenako Anao dia ho mandrakizay.
    Efa natokako ho Anao ny tenako sy izay momba ahy.
    Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka.
    (Na miady mafy sy mahantra aho.
    Na noana sy mahia noho ny asanao.
    Tsy kivy aho satria miaraka Aminao.
    Dia fantatro fa Ianao hiady ho ahy.) x2
    (Fa ny fanantenako Anao dia ho mandrakizay.
    Efa natokako ho Anao ny tenako sy izay momba ahy.
    Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka.) x2
    (Tsy diso lalana aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka) x2

  • @rakotomalalahenri8642
    @rakotomalalahenri8642 10 лет назад

    Izany no tena hoe mpanakanto ; Kanto é ! Mahereza amin'ny asa fitoriana de ny tanan' Andriamanitra hikasika anareo ahalasa anareo lavitra amin'zay atao.

  • @randrianatenainasidonie1773
    @randrianatenainasidonie1773 7 лет назад

    tsidiso lalagna aho, fa miandrandra ilay tananao mahery sy tsy mamitaka Amen!

  • @miaroniaina3900
    @miaroniaina3900 Год назад

    Tiko le hira n'a de jiolamboto aza Aho, merci bcp

  • @kotozafy5773
    @kotozafy5773 8 лет назад

    Tsy diso lalana enao rah efa nampiantra ny Asa ,2:38 amen!

  • @sthelagunhollyhanitrinirin4780
    @sthelagunhollyhanitrinirin4780 10 лет назад +1

    Afaka mba mahazo tonokira ve, efa ela be mihitsy io hira no tadiaviko fa tena zao vao hitako.....Tiako loatra

  • @ravakaranaivoson8811
    @ravakaranaivoson8811 9 лет назад

    voninahitra ho an'Andriamanitra e!!! tena tsara

  • @rabetafikasaholy5757
    @rabetafikasaholy5757 8 лет назад

    Tsy diso lalana aho miaraka @ Jesosy Tompo! 🌕🌟💌💑👸

  • @brunomamisoanirinaravoajar4898
    @brunomamisoanirinaravoajar4898 10 лет назад

    Marina tokoa fa ny Tanany marehy sy miaro antsika

  • @michelrazafy1927
    @michelrazafy1927 5 лет назад

    tsy diso lalana isika ao amin'iJesosy

  • @avision216
    @avision216 7 лет назад

    merci Mr Eric a, tsara de mirarisoa e

  • @heryrabe9653
    @heryrabe9653 8 лет назад

    mampahery be zany hira zany

  • @nasoloarimalalaramarlina1681
    @nasoloarimalalaramarlina1681 7 лет назад

    misaotra dia hotahian'i Jesosy hatrany ny tarika TDL

  • @pattyyoanna1138
    @pattyyoanna1138 7 лет назад

    tsara jesosy sad lehibe ny fitiavany ary tsy miova mandrakizay

  • @raharimalalaflorence8886
    @raharimalalaflorence8886 8 лет назад

    Mankasitraka Indrindra 😍😘

  • @harisoanitolotravalery4515
    @harisoanitolotravalery4515 11 лет назад +3

    mbola maneho fankasitrahana ihany @ lay ALBUM .misaotra

  • @ranaivosonmamt9594
    @ranaivosonmamt9594 6 лет назад

    tsara le hira fa mba mangataka anle clip sy hira le version taloha raha mety

  • @harisoanitolotravalery4515
    @harisoanitolotravalery4515 11 лет назад +1

    misaotra fa tena tsara ilay hira.

  • @nirinalingo9773
    @nirinalingo9773 6 лет назад

    Tena mampaery ny tonokira

  • @brunomamisoanirinaravoajar4898
    @brunomamisoanirinaravoajar4898 10 лет назад +1

    Tena misaotra fa mampahery b ny hira

  • @vissindroiziarson327
    @vissindroiziarson327 8 лет назад

    Misaotra eh!!!

  • @mampiononahasminahtahirinj2330
    @mampiononahasminahtahirinj2330 10 лет назад

    Tena tsara le clip, surtout le tonon-kira sy le fomba nanehoana zay "parfaite" aiza no ahitana an'le CD?

  • @djaffarledada6157
    @djaffarledada6157 8 лет назад +1

    Iza kay no tena tompon'iti hira ity fa efa nahita lehilahy nihira an'io ko za?

  • @tahianatahianando1958
    @tahianatahianando1958 8 лет назад

    mahafinaritra e

  • @incomprod7369
    @incomprod7369 7 лет назад

    tsara

  • @dinarinahnaina4630
    @dinarinahnaina4630 9 лет назад +1

    otrn oe bandy n vocal talu d zao lasa vevav f nis inona !!!!!