Gony: fanao tany amin'ny Testamenta taloha rehefa hibebaka, mifady hanina mihosotra lavenona. Tsy misy didy mampanao an'izany intsony, fa ny fo no mila mangovitra sy torotoro. Ny fo no triatriaro, hoy Andriamanitra.
Mila mandray fepetra ny fanjakana fa mila akatona daholo ireo sekta mameno firenena ireo fa manimba olona. Ny fiangonana anaty FFKM (Fjkm, Ekar, anglikana, loterana) ihany alou hatreto no azo ekena.
@@sprokia1741 secte mampianatra diso dé hoan'le olony mbola mitady miracle ny miracles tsisy ntsony ny ezaka no mampande ny fiainana fa ny secte mamelona pasteur @ kely anananareo

Inona ity fanga dia efa voahozina tenisany 😅😅😅😅😂😂😂
Zay lé secte pasteur manana ny ampy fa ny vahoaka ao @ ampahantrana dé Mbola tsy tonga saina iany 😬😡
Ataovy fona daholo na culotte sa soutien fa Mbola mitafy tsara ny anatiny mihatsaravelatsihy fotsiny
@@AngelineChantaleANDRIANA-jr3qz 👐
Ratsy ngamba lokan'izireo any @ ordinaire, ka nalziny ny ganagana? Menu du jour: canard aux poivres verts...hummm
Tarito eny @ 13 mai ny Révolution
Gona daholo vo tenà manatritena e
Samy maneho fanehoam pinoany ,
Fa mpitsikera misy foana , basivava loatra mahavoa antsika , maloto fisainana , mpivavaka maro.fa samy manana fombany hanzhoana Finoana
Tsiafahy?,
Mila mandray fepetra ny fanjakana fa mila akatona daholo ireo sekta mameno firenena ireo fa manimba olona. Ny fiangonana anaty FFKM (Fjkm, Ekar, anglikana, loterana) ihany alou hatreto no azo ekena.
Tsy secta rehetra kose!
Zahay secta f tsy misy hiriranay izany.
😮😮😮😮😮
Maro l'outrage sectes à Mada
@@sprokia1741 secte mampianatra diso dé hoan'le olony mbola mitady miracle ny miracles tsisy ntsony ny ezaka no mampande ny fiainana fa ny secte mamelona pasteur @ kely anananareo
Zao no atao oe miatsaravelagony😂 maro ra hita @fivavahana 😅😅😅😊