Bravo lay mandrava sarotra Bravo nareo mahasahy miaritra Bravo mandingana sakana, mamoy ny lakana fa na tsy hahavarotra Bravo nareo mahafoy tena mi-sacre anaty na mahafoy reo akaikin’ny fo Mikajy zay mahasoa aloha ;;; tantera io rehefa mifoha; Bravo mahavita mandroso Bravo tsy maintsy mandresy Bravo mahavita manohatra ny rivotra mifofo lesy e Bravo mitraka rahalahy a Mijoro fa mino lay avo Bravo tsy maty lay afo Bravo mamiratra foana na dia mavomavo Bravo tsy resen’ny fiaianana Fiainana mila resena Bravo fa lay fahatezerena avadika hery Zay lay fahendrena Bravo lay manetry tena, Foutreo ny hafa mizesta Bravo lay mifoha maraina de manam-potoana avy eo manao la sieste Bravo nareo lay modeste Rehefa mahita ny lesoka Raisina lesona fa tsy andosirana Tsy ankitomany fa setroka Bravo mahavita mandefitra aty an_tany efitra isak’izay fetrika Aleo mieritreritra aloha zay vao mihetsika rehefa trop vao mametrika Bravo mamelona fa tsy mamono nareo lay mitaiza sy mikolokolo Bravo nareo maheleo tena, lay mahasahy mijoro na dia tanam_polo Miainga ndray ny dedace, bravo ‘’Bakoly Mahamasy’’ Misaotra fa ny rap gasin’ny zanakareo ato zao no mi_pass Bravo mijanona real dia n’ inon’inona kôein’ny kil Tsy olana henoina amin’ny sofina ilany dia avy eo miala ilany Izay no natioran’ny olona ezahana esorina fa aleo tazomina raha mbola azo atao dia tsy quoi. Dago ! Mindrana sôlô zah fa rota ( …..)nandoko vanim_potoana Niondraka ah mba hioty ravina sisôna Andôky kaly ambany foitra Nisy fotoana ah nandeha goana teny Nisy fotoana nifampitoana hirevy Nisy fotoana mba nitsôda kely Nisy fotoana nifampigôma heloka Fa tehatehaka hoan’ialahy lay sahy nisioka kosa anefa Na nisoaka mora aza reo sompatra nobabena hatramin’ny zioga ngeza Na dia rano kely mangatsika tsy nahafeno zinga sisa nisy Hainl’ialahy lay mankasitra ( …) Dia nahavita nampisinda ny ngitsy Tehatehaka tsy indrray mitete no tateriko hoan’ialahy anaty peniko Teny andala-tery ny afobeako dia etude ho tafa degany (mety tsy izay fa tsy haiko tsara) Iny ialahy nandeha tamin’izay hita tsy hay rahoviana hotafaverina Tamin’ireny dia efa lehibe sahady saingy aleo tsy comparena Tehatehaka hoan’ialahy lay nohakiviana fa tsy nety (….) Hoan’ialahy mbola katita kely dia efa nitady ny tanteliko teto Hoan’ialahy lay diso ndray fa hoe be loatra zay nomena avy amin’ny fo be love Hoan’ialahy lay te hikôzy bobaka fa shut eleon’ialahy mi-clap sôlô Bravo amin’ireo dingana nolalovana sy amin’ireo sakana nihoaran’ialahy Amin’ireo harem-po sy haren-tsaina novadika foana noentina nivoaran’ialahy Bravo fa mbola miaritra na matetika lavo Tsy mbola misasaka ny lalana fa mbola bobaka reo zavatra katsahana mila ho azo Bravo fa na bobaka ny latsa tsy nandatsa tanaty hantsana fa nifikitra mafy Bravo amin’ilay tsy mitondra basy fa mitondra tsiky Amin’ilay tsy mitora-bao fa mitondra peace Amin’ilay mitondra love anatina life tsy mitsitsy Zama a ! Bravo amin’ilay tsu mataho-maso mena Mifofotra mafy hoan’ny menaky ny aina satria miandrandra fandresena foana ho azy Bravo amin’ilay fahedrena sy fanajana ny hafa Tsy noteren’ny hatezerena fa nanilika ny hambo-po mba tsy hodiso toerana sy holany vatsy Kiasy Dia bravo amin’ireo teny mandravaka ny andro Nnanalefaka ny haizina, amin’ilay tsy malahelo masoandro mody fa efa kobo hoe radem tsy maintsy hofaizina Amin’lay mitsinjo avy lavitra nefa mihazona Amin’lay mitazatazana ety ivelan’ny kianja satria ialahy amin’le avo razana Manaja lesy ral Tsy manakana an’ialahy ny alina fa terena ny maso hidiridiry mba afahafana mibata zay anjara tandrify mankadiry Manakana an’ialahy ry lerony reny fa ny lazon’ady anaty hirifiry reny manko tsy ananany firy Zama a! Bravo amin’ialy mamafy fitia, mitaraina ny tany, misangaojy ny mafaitra sy ny mamy fa hita soritra eny amin’ny tavan’ialahy foana hoe ialahy may aminan-tany Mifamaly faty ny fetsy, fa ny antsy ny an’ialahy noentina nanapahazana raozy sy mofo mamay anatin’ny fety Bravo lesy bro amle bras folo a Ny fiaianana tsy natao hoan’ny mandrrimandry ka hoe atao ambany ondana ny clou rehefa matory a Tsy kilalao nefa alaina milamina satria tsy miverina indray mandeha tsony reny hoy izy ry lerony Dia izay Ilahy lay tsy mety simban’ny système mahasosotra ny fo efa ory Fa miandrry sy hoentin’ialahy foana amin’ny fo tony Dia bravo Voatety tsara ny lasa sy ny zava-nisy lesy ny mokon-doha zama a Tsy dia hoe ny fo no lasa vato fa ny saina mihitsy no lasa mahazaka fonjam-by Bravo hoan’ny renimpianakaviana tsy mamela ny zanany hiady rery Ho an’ireo zanaka mahatsapa hoe tsisy toa azy mba ampio zay tsy ampy ooo, ahitsio zay diso ,misaotra
Bravo ho an'ireo Renim-pianakaviana ✊
🔥🔥🔥
Bravo lay mandrava sarotra
Bravo nareo mahasahy miaritra
Bravo mandingana sakana, mamoy ny lakana fa na tsy hahavarotra
Bravo nareo mahafoy tena mi-sacre anaty na mahafoy reo akaikin’ny fo
Mikajy zay mahasoa aloha ;;;
tantera io rehefa mifoha;
Bravo mahavita mandroso
Bravo tsy maintsy mandresy
Bravo mahavita manohatra ny rivotra mifofo lesy e
Bravo mitraka rahalahy a
Mijoro fa mino lay avo
Bravo tsy maty lay afo
Bravo mamiratra foana na dia mavomavo
Bravo tsy resen’ny fiaianana
Fiainana mila resena
Bravo fa lay fahatezerena avadika hery
Zay lay fahendrena
Bravo lay manetry tena,
Foutreo ny hafa mizesta
Bravo lay mifoha maraina de manam-potoana avy eo manao la sieste
Bravo nareo lay modeste
Rehefa mahita ny lesoka
Raisina lesona fa tsy andosirana
Tsy ankitomany fa setroka
Bravo mahavita mandefitra aty an_tany efitra isak’izay fetrika
Aleo mieritreritra aloha zay vao mihetsika rehefa trop vao mametrika
Bravo mamelona fa tsy mamono nareo lay mitaiza sy mikolokolo
Bravo nareo maheleo tena, lay mahasahy mijoro na dia tanam_polo
Miainga ndray ny dedace, bravo ‘’Bakoly Mahamasy’’
Misaotra fa ny rap gasin’ny zanakareo ato zao no mi_pass
Bravo mijanona real dia n’ inon’inona kôein’ny kil
Tsy olana henoina amin’ny sofina ilany dia avy eo miala ilany
Izay no natioran’ny olona ezahana esorina fa aleo tazomina raha mbola azo atao dia tsy quoi. Dago !
Mindrana sôlô zah fa rota
( …..)nandoko vanim_potoana
Niondraka ah mba hioty ravina sisôna
Andôky kaly ambany foitra
Nisy fotoana ah nandeha goana teny
Nisy fotoana nifampitoana hirevy
Nisy fotoana mba nitsôda kely
Nisy fotoana nifampigôma heloka
Fa tehatehaka hoan’ialahy lay sahy nisioka kosa anefa
Na nisoaka mora aza reo sompatra nobabena hatramin’ny zioga ngeza
Na dia rano kely mangatsika tsy nahafeno zinga sisa nisy
Hainl’ialahy lay mankasitra ( …)
Dia nahavita nampisinda ny ngitsy
Tehatehaka tsy indrray mitete no tateriko hoan’ialahy anaty peniko
Teny andala-tery ny afobeako dia etude ho tafa degany (mety tsy izay fa tsy haiko tsara)
Iny ialahy nandeha tamin’izay hita tsy hay rahoviana hotafaverina
Tamin’ireny dia efa lehibe sahady saingy aleo tsy comparena
Tehatehaka hoan’ialahy lay nohakiviana fa tsy nety (….)
Hoan’ialahy mbola katita kely dia efa nitady ny tanteliko teto
Hoan’ialahy lay diso ndray fa hoe be loatra zay nomena avy amin’ny fo be love
Hoan’ialahy lay te hikôzy bobaka fa shut eleon’ialahy mi-clap sôlô
Bravo amin’ireo dingana nolalovana sy amin’ireo sakana nihoaran’ialahy
Amin’ireo harem-po sy haren-tsaina novadika foana noentina nivoaran’ialahy
Bravo fa mbola miaritra na matetika lavo
Tsy mbola misasaka ny lalana fa mbola bobaka reo zavatra katsahana mila ho azo
Bravo fa na bobaka ny latsa tsy nandatsa tanaty hantsana fa nifikitra mafy
Bravo amin’ilay tsy mitondra basy fa mitondra tsiky
Amin’ilay tsy mitora-bao fa mitondra peace
Amin’ilay mitondra love anatina life tsy mitsitsy
Zama a !
Bravo amin’ilay tsu mataho-maso mena
Mifofotra mafy hoan’ny menaky ny aina satria miandrandra fandresena foana ho azy
Bravo amin’ilay fahedrena sy fanajana ny hafa
Tsy noteren’ny hatezerena fa nanilika ny hambo-po mba tsy hodiso toerana sy holany vatsy
Kiasy
Dia bravo amin’ireo teny mandravaka ny andro
Nnanalefaka ny haizina, amin’ilay tsy malahelo masoandro mody fa efa kobo hoe radem tsy maintsy hofaizina
Amin’lay mitsinjo avy lavitra nefa mihazona
Amin’lay mitazatazana ety ivelan’ny kianja satria ialahy amin’le avo razana
Manaja lesy ral
Tsy manakana an’ialahy ny alina fa terena ny maso hidiridiry mba afahafana mibata zay anjara tandrify mankadiry
Manakana an’ialahy ry lerony reny fa ny lazon’ady anaty hirifiry reny manko tsy ananany firy
Zama a!
Bravo amin’ialy mamafy fitia, mitaraina ny tany, misangaojy ny mafaitra sy ny mamy fa hita soritra eny amin’ny tavan’ialahy foana hoe ialahy may aminan-tany
Mifamaly faty ny fetsy, fa ny antsy ny an’ialahy noentina nanapahazana raozy sy mofo mamay anatin’ny fety
Bravo lesy bro amle bras folo a
Ny fiaianana tsy natao hoan’ny mandrrimandry ka hoe atao ambany ondana ny clou rehefa matory a
Tsy kilalao nefa alaina milamina satria tsy miverina indray mandeha tsony reny hoy izy ry lerony
Dia izay
Ilahy lay tsy mety simban’ny système mahasosotra ny fo efa ory
Fa miandrry sy hoentin’ialahy foana amin’ny fo tony
Dia bravo
Voatety tsara ny lasa sy ny zava-nisy lesy ny mokon-doha zama a
Tsy dia hoe ny fo no lasa vato fa ny saina mihitsy no lasa mahazaka fonjam-by
Bravo hoan’ny renimpianakaviana tsy mamela ny zanany hiady rery
Ho an’ireo zanaka mahatsapa hoe tsisy toa azy
mba ampio zay tsy ampy ooo, ahitsio zay diso ,misaotra
"Tamin’ireny dia efa lehibe sahady saingy aleo tsy comparena
Tehatehaka hoan’ialahy lay nohakiviana fa tsy nety ho kateta."
Mankasitraka anao nizara 👊👊
misy disodiso kely , fa BRAVO anao nanao azy 😇😎
@@manitrarandrianirina4688 ao mba ahitsio misoatra
Siora mints e🤜🤛🏿🫡👍💪
Braavoo ee✊
Norme be,,mi respect e!!!
Bravo tsika e !!!
Je kiff trop les gars ❤
Bravo💪💪. Six👍