Miarahaba Harifidy, Heninkaja ❤ Faly indray mahita anareo ! Mafonja tokoa ny famakafakana ataonareo isan'andro ka enga anie ka hipaka @ mpifidy tsirairay avy ny fanentanana ataonareo eto. Efa fomba fanao n'ny mpitondra ny "fizarana" isankarazany hanambabona ny fon'ny vajoaka mba HIFIDY azy le 11 dec.izao!😂 Saingy tsy volan'ny babany no nividianany ireo fanomezana ireo ! Tokony nomena daholo ny vahoakavtsy vaky volo, dans le besoin, dans la nécessité extrême, fa tsy ho an'olom-bitsy, orange fotsiny,....bref!😅 Loza😊Mbola mitohy foana ny fomba @mpanao, ny manipulation psychologique ataon'i Filou😮😮😮 hamitahana ny vahoaka madinika !!! Ny mahagaga sy mahatalanjona dia ny fihetsik'ireo olona izay milaza fa voafitaka kanefa mbola mandeha foana eny @ "klosium"😂😂😂???? Ka hoy aho hoe mipaka any @ vahoaka ve ny fanentanana ataonareo sa ireo vahoaka ireo no minia tsy te hahalala ny zava-misy, na ny fanaon'ny mpitondra ka mbola miraikitra @ foana ! Arakaraky ny tsy fananan',ny olona iray instruction no handairan'ny fitaka @ny satria tsy manana capacité d'analyse izy ireo! Tokony ho raisin'ireo mpitondra eran-tany sy eto Madagascar ny niseho tany Syrie ! Manana fanantenana! Misy farany ary midy fetrany ny zava-drehetra ❤❤❤❤
Vous me faite rire 😂
Dommage ts lany Député Mr
Le radomelina aongany any
Miarahaba Harifidy, Heninkaja ❤ Faly indray mahita anareo ! Mafonja tokoa ny famakafakana ataonareo isan'andro ka enga anie ka hipaka @ mpifidy tsirairay avy ny fanentanana ataonareo eto. Efa fomba fanao n'ny mpitondra ny "fizarana" isankarazany hanambabona ny fon'ny vajoaka mba HIFIDY azy le 11 dec.izao!😂
Saingy tsy volan'ny babany no nividianany ireo fanomezana ireo ! Tokony nomena daholo ny vahoakavtsy vaky volo, dans le besoin, dans la nécessité extrême, fa tsy ho an'olom-bitsy, orange fotsiny,....bref!😅 Loza😊Mbola mitohy foana ny fomba @mpanao, ny manipulation psychologique ataon'i Filou😮😮😮 hamitahana ny vahoaka madinika !!!
Ny mahagaga sy mahatalanjona dia ny fihetsik'ireo olona izay milaza fa voafitaka kanefa mbola mandeha foana eny @ "klosium"😂😂😂???? Ka hoy aho hoe mipaka any @ vahoaka ve ny fanentanana ataonareo sa ireo vahoaka ireo no minia tsy te hahalala ny zava-misy, na ny fanaon'ny mpitondra ka mbola miraikitra @ foana !
Arakaraky ny tsy fananan',ny olona iray instruction no handairan'ny fitaka @ny satria tsy manana capacité d'analyse izy ireo! Tokony ho raisin'ireo mpitondra eran-tany sy eto Madagascar ny niseho tany Syrie !
Manana fanantenana! Misy farany ary midy fetrany ny zava-drehetra ❤❤❤❤
Efa tena tsy misy ilavana azy fa dory any le naivo kely be resaka