La sleeve entraîne bcp de changements hormonaux, comportement jiaby miova .elle est instable psychologiquement.manao saut d'humeur. Vs avez tt a fait raison madame il faut qu'elle voit un spécialiste.our se faire aider.
ady antrano nareo mo gestiavana ato,tratrany virus Fb de ny lamba maloto nareo veratina ato!!otrany hoe te ampafatatra ny malagasy anareo fa mipetraka andafy??????
Tsy mety rahavaviko tsy mety iadivako,n'a zahay fankatia
Manalabaraka gasy mintsy ianareo avy any havaratra. Hajanony vavanareo ato mahamenatra be
Fa inn tena olanao ti ramatoa raiky ti.otrany lasa makaleo be njay mahita anao ato.mpiady aman olona be sady mamorona rah tsy marina.
Ianao angaha tsy Malagasy Madame ee toa miteny Malagasy sady miteny français ?
Anao io mety jalouse izy.
Eeee mampalahelo , ino loatra no dia ifanalabara- tena toy izao
La sleeve entraîne bcp de changements hormonaux, comportement jiaby miova .elle est instable psychologiquement.manao saut d'humeur.
Vs avez tt a fait raison madame il faut qu'elle voit un spécialiste.our se faire aider.
😢❤
Cc ma belle
Mivolagna teny gasy drako fa azonay raha tianao volagniny. Sa fa adigna gny teny gasy😂
Nefa aveo KO Maty mbol Mada fo milevigny
😂😂😂😂😂 sereo gasy vaza hein. Kkkkkk maro raha ita ato ee zahay mizaha fo
Mediva daholo ao
ady antrano nareo mo gestiavana ato,tratrany virus Fb de ny lamba maloto nareo veratina ato!!otrany hoe te ampafatatra ny malagasy anareo fa mipetraka andafy??????
Aza magnano zegny Anareo tsy Afaka ho pirahavavy ,efa nifona @ fcbk olojiaby naregny,
Mahamenatra Fa aza miady ra zavatra tsy très grave lesdame ô !