Ireo Karazana Commentaire ao @facebook

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 10 фев 2025
  • Ny mamaky commentaire no tena mahafinaritra ahy rehefa avy mi-post vidéo
    Commentaire ihany koa no tena mamelombelona ity facebook tsika ity! Ka hoy izahay hoe andao tantaraina!
    Mankasitraka an'i Chill nanohana t@ ity vidéo anio ity! Misy hafatra any @ faran'ny any @ ilay plan an-tsika mianakavy Chill Chill party! Za entina dia lisan'ny mampirevy 😁🥳
    Hisaorana ireo nandray anjara rehetra t@ vidéo androany!Misaotra nanaiky nadalaina 😅
    (Par ordre d’apparition)
    -Steev O cam
    -Lyonnel Myree
    -C'est du Joely
    -Kala N'ap's
    -Wendy Darling
    -Chef Rija
    -Christina(Izahay roa kely)
    -Kevin Ordy Rak
    -Christian Ratovonony
    -Iardy (Izahay roa kely)
    -Titi sy Mimi

Комментарии • 25