Chat GPT sy ny Varotra ary ny Asa eto Madagascar 2023

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 11 дек 2024
  • Page facebook : / leloupdemadagascar
    Compte Likedin : / leloupdemadagascar
    -----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    MAMPALAHELO FA HITOMBO BE INDRAY NY TSY AN’ASA ATSY HO ATSY
    Raha mety ianao, Andao hanao FIAINGÀNA VAOVAO dieny izao
    Mety ho voasolon’ny INTELLIGENCES ARTIFICIELLES na ny Robot manampahaizana vé isika olombelona indray andro any ?
    Ny azo antoka aloha dia amin’ny 2035 dia hanjavona avokoa ny 50% n’ireo asa rehetra izay efa nahazatra anao hatramin’izay,
    Ex : comptable, secrétaire et une assistante, juge et avocat, développeur, rédacteur, maçonnerie sns…
    Raha vao misy ifandraisany amin’ny : Kajy (calcul), asa soratra (rédaction) ary zavatra miverimberina sy automatique ny asa anao, dia miovà taranja dieny izao,
    Tiako zaraina aminao fa ny Robot dia tsy mety reraka, tsy mety marary, tsy mila matory, tsy manana olana ara-tsaina na ara-mpianakaviana, tsy hangataka fiakaran-karama, afaka ny ho lasa manampahaizana lavitra noho ianao sns…
    ----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    VAHAOLANA MIISA ROA IZAY ZARAIKO AMINAO NAMANA
    Raha mety ianao, aza atao hodian-tsy hita ny fivoaran'ny Technologie ( AI : Intelligences Artificielles )
    Manomboka androany, dia manaova fikarohana mikasika an’ireo karazana AI efa misy ankehitriny,
    Menara mampiasa azy satria ny tampoka tsy maha lehilahy.
    Ny zavatra tsy vitan’ny robot dia ireo zavatra ORIGINAL ao aminao ( fihetsem-po, energie, fahaizana mipetraka amin’ny toeran’ny hafa sns… )
    Ex : ny asa ny coach izany izao ohatra tena mety be,
    NB : raha toa ka mbola AMATEUR (tsy mbola matihanina) ianao amin’ny asanao ankehitriny, dia tokony atahotra mafy ianao. (Ex : amateur amin’ny redaction, amateur amin’ny développeur web sns… )
    Ry namako, Andao hanao FIAINGÀNA VAOVAO dieny izao :)
    -----------------------------------------------------------------------------------------------------------------------
    #MrZozoky
    #LeLoupDeMadagascar
    #fiaingànavaovao
    #chatgpt
    #technologie
    #AI
    #vente
    #intelligencesartificielles

Комментарии •