Hafatr’i Dadatoa Rasolo: Tantara Record fm

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 21 окт 2024

Комментарии • 41

  • @AMJRRachiaRachia
    @AMJRRachiaRachia 3 месяца назад

    Tena feno anatra Sy ny lesona ny tantara ary tena zava misy eo @ amy fiainana Sy ny fiarahamonina ,,misaotra ny mpanoratra fa tena Mahay ❤❤❤

  • @miainarak889
    @miainarak889 4 месяца назад

    Tena tsara lay tantara, Mankasitraka anareo ❤

  • @ramibeelonvi794
    @ramibeelonvi794 Год назад +1

    Tsara b lay tantara

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 Год назад +1

    Zany ka tena tantara,ary tena zavamisy mintsy , misaotra nizara

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 6 месяцев назад

    Misaotra betsaka nizara tsara be 🥰🥰

  • @harimalalasoderdahl7253
    @harimalalasoderdahl7253 Год назад +1

    Misaotra betsaka 😊mahafinaritra, misy lesona tsara. Ny fitiavana no lehibe indrindra ❤

  • @tahinageorges612
    @tahinageorges612 Год назад

    Tiko be lay tantara, mankasitraka ❤

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 Год назад

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra be lay tantara ❤❤❤❤❤😅😅😅😅😅😅😅

  • @roz1046
    @roz1046 Год назад

    Zany ka tena tantara tena chapeaux Na manoratra na mpilalao❤ Mankasitraka anatro ô!

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je Год назад +1

    Misaotra mizara fa tsara ny tantara

  • @holimalalatahiry4994
    @holimalalatahiry4994 Год назад

    Hafa ihany tantara reccord ❤

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 Год назад

    Misaotra betsaka indrindra tompoko mizara tantara ho anay ooo ❤❤❤❤❤❤

  • @asmineasmine1819
    @asmineasmine1819 Год назад

    Misaotra betsaka tompoko o 🥰🥰♥️♥️🙏

  • @miangalyandy2032
    @miangalyandy2032 Год назад +1

    Ndryyy misaotra fa tena zava misy ilay tantara mankasitraka

  • @tysynday
    @tysynday Год назад

    Mahay ny mpilalao,mpanoratra..
    Lesona azo noraisina, tsy azo atao mintsy ny mikirakira afo akaikin fiara...

  • @apop3771
    @apop3771 Год назад +1

    Merci bcp nizara

  • @andrianantenainatahirynaru372
    @andrianantenainatahirynaru372 Год назад

    Tena tsara ❤❤👍👍

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 Год назад

    Misaotra fa voaray ny hafatra ô

  • @GarciaMarieGarcia-uh6cr
    @GarciaMarieGarcia-uh6cr Год назад

    Misaotra nizara fa tsara❤❤👏👏👏 sady mampalahelo be le tantara 😢😢😢

  • @emmarafaliarison9516
    @emmarafaliarison9516 Год назад +1

    Misaotra betsaka nizara tantara vaovao ooo, mba toetranolona rangah izany
    Saingy fahita eny @ fiarahamonina

  • @hanitriniainaranamahefa282
    @hanitriniainaranamahefa282 Год назад +1

    Sahirana mihits Andriamanitra nanaboatra tsika vevavy😂😂

  • @berthineravolazafy4706
    @berthineravolazafy4706 Год назад

    Tena tsara,, feno hanatra❤

  • @VeroTrincal
    @VeroTrincal Год назад

    Zao mintsy le oe anariny fiainana refa tsy mahatsapa tena,manova fona ny tsara fa hein 😊

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 Год назад

    Misaotra ny mpanoratra & mpilalao fa tena tsara be ny tantara , tena tantara misy @ mpiraitampo & fiaraha-monina mihitsy izao !
    Misaotra nizara fa tena tsara🎧 😍🇲🇬❤️🇱🇧

  • @soasoakely4630
    @soasoakely4630 10 месяцев назад

    ity no tantara tiako indrindra hatram'izay nihainoiko tantara feno hanatra ary tena zavamisy amin'ny fiainana

  • @jaymamson4295
    @jaymamson4295 Год назад

    Tsy ilaina lay Tantara o

  • @enindratrerabellaursula7433
    @enindratrerabellaursula7433 Год назад

    Mankasitraka

  • @rabemananjararemi6787
    @rabemananjararemi6787 Год назад

    Misaotra betsaka 🙏🙏🙏

  • @andriamihajanoellah3265
    @andriamihajanoellah3265 Год назад

    merci bcp oh,vao ihaino😍😊

  • @andritianaherilala508
    @andritianaherilala508 Год назад

    Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬

  • @rovasoa
    @rovasoa Год назад

    Misaotra nizara oo😍🙏🙋‍♀️🇲🇬

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 Год назад

    Makasitraka indrindra tompoko❤❤

  • @chandolachandola7798
    @chandolachandola7798 Год назад

    Misaotra nizara tompoko 😢

  • @claudiamasztalerz1790
    @claudiamasztalerz1790 Год назад

    Tsara be

  • @fararicah
    @fararicah Год назад

    Misaotra betsaka fa tena tsara

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 Год назад

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 Год назад

    Adalana re zao.....😂

  • @BaKoly-eb1hk
    @BaKoly-eb1hk Год назад

    Merci baeucoup ❤❤❤

  • @perpetueperle6053
    @perpetueperle6053 Год назад

    Mankasitrak nizara ❤❤

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 Год назад

    Makasitraka ô tena tsara be lay tatara

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 Год назад

    merci beaucoup 💋💋💋💋